amour a distance

1. xxx ( 08/07/2004 23:25)
Possible ve io e?
novalian'i fijo ny 11/08/2004 23:53
2. wawawa ( 08/07/2004 23:32)
hay ve e?
3. fijo ( 09/07/2004 04:57)
izay ilay platonika e.tsara io fa misy zavatra tsy ampy kely mila fenoina ny banga.
4. kitjo ( 09/07/2004 06:54)
fijo> fenoina aiza? @ aona?
5. jhouhlambout ( 09/07/2004 09:26)
koa efa hoe mila fenoina
6. imailaka ( 09/07/2004 13:50)
kitjo :-) raha mba ovaina oe fenoina inona ?
raha ny fahalalako ny amenoana ny banga aloha hatramin izao de SOLONIFY e !!!!!
tsy haiko nenareo ?

tonga @ ny an i Turbo kou io @ farany nge oe Bevvouka pary korespondansy

de avy eo mety hisy teraka viritoaly eto @ serasera!!!!!

zay vao mety hisy @ izay ohatra oe "zanak' i...... sy i.... " fa tsy oe zokini- f sy zokini- n ( ohatra ity laziko ity fa sao de lasa ..... bdray io an )

7. hendry ( 09/07/2004 14:27)
possible, ilay à distance anie tsy mandrakizay fa voafetra e!
8. yonikafopl ( 09/07/2004 18:07)
ilay izy ve hoe vao nanomboka le fitiavana dia a distance sa niaraka nifanakaiky aloha vao nifanalavitra aloha e!
Ny fitiavana sy ny fifampitokisana no base ny dia possible izy.
9. kitjo ( 09/07/2004 18:10)
na a distance aza ny voalohany mety foana io refa mifankatia sy mifampatoky

fa tsy ajanona eo akory fa tsy maintsy miafara @ fiarahana tena ara-batana iany aveo
10. hery ( 10/07/2004 00:05)
Ok andraso tsara kalongany...

Misy betsaka ireo manao contact à distance na eto @ namana aza (zah anisany)... ny zavatra noteneniko dia izao:

Fitaovana ahafahana mahazo contact à distance ny serasera. Ny tendance matetika dia tonga dia hifampikôty... dia raikitra ny sentimaka be. Dia zétém zétém sahady kanefa vao taratasy no nifandraisana... mety hoe nisy sary nifanakalozana koa na teny nifanaovana t@ telephone na messagerie. Dia samy miandry mafy ilay fotoana ihaonana.
Rehefa tena mihaona anefa mety misy zavatra roa mitranga:
- Diso fanantenana satria tsy arak'ilay noeritreretina
- Tampina ny maso satria efa tia talohan'ny nifankahitana. Dia tsy hita intsony ny olan'ilay olona. Dia tonga dia lasa lavitra be. Rehefa elaela vao mivoaka tsikelikely ny zavatra tsy tiana sns... zay vao samy tonga saina :)

Dé hozy zà wé. Diniho tsara daholo. Aza manome toky @ internet sao dia manenina rehefa any aoriana.

Mazotoa.
11. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:00)
ka ioilay platonique nolazain'i fiho.. ny fanahy no mandeha fa tsy ny ara batana.. ny olan'nyankamaroan'ny gasy manko tsy afaka mitia raha tsy mahita maso.. tsy mividy raha tsy hita ilay produit..
12. ikaretsaka ( 10/07/2004 01:08)
ary vao any am-Birtuel dia efa jerena daholo iznay zavatra tsy tiana izany
13. ari.malala ( 12/07/2004 13:01)
ka ra virtuel tsy hitanao izay tsy tiana fa afaka manafina daolo anie @ maha virtuel azy ê!
14. mumu ( 13/07/2004 09:41)
hery hihihihi
15. hery ( 13/07/2004 09:49)
ikaretsaka> tena tsy resaka ara-batana mihitsy no noresahiko. Ny ara-batana vitan'ny sary, ny feo vitan'ny telephone... fa tena ny ara-panahy sy ny ara-toetra mihitsy azaa. Ny fanahy sy toetra mantsy azo amboamboarina eto amin'ny virtuel fa rehefa mihaona vao hita hoe tsy mifanaraka.

Fa zah akory tsy milaza amin'ikaretsaka hoe ny anareo tsy mety kah hihihi. ok ok :)
16. ari.malala ( 13/07/2004 14:22)
Dia avy eo diso fanantenana ve?! Aleo ihany tsy misy raha ziany
17. yonikafopl ( 13/07/2004 16:28)
ny fitiavana manarona ny zavatra rehetra e! rehefa tena samy tia ny roa , samy tsy mifanafina kosa aloha e! samy mampahafantatra sy mampiseho ny totrany avy fa tsy mifamitaka sy mifandainga , dia mety sy tsara io .
Marina hoe ilay ho fihaonana voalohany no mety hitihizan'nilay fitiavana , nefa rehefa tena samy tia , tia foana na inona na inona miseho eo.
18. atmos ( 14/07/2004 12:19)
Misy fomba fiteny Malagasy izay, manao we : "lavitry ny maso, lavitry ny fo". De awôna ndray ary? mbola mitombona ihany ve?
19. nikopol ( 14/07/2004 15:30)
"Sambatra izay mino fa tsy mahita".
20. vindy ( 14/07/2004 16:04)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653