amour a distance

21. imailaka ( 15/07/2004 12:00)
sao de lasa maso be tsy mahita tokoa!!!!
dia limitevo @ oe a distance tokotrany e?!!!!
@ izay tsara fôna ny toetra sy fanahy!!!!
de ho manga tokoa ny lanitra.
22. kitjo ( 16/07/2004 02:16)
ramaso: marina zany!!!

arakaraka io fa misy aza olona miaraka isan andro tena "reel" nefa samy miodina.....

Fa rehefa mifankazatra ange d eo aza afaka lazaina dol ze oe zvt tsy tiana sns....afaka amboarina zany e, efa afakamiteny ko oe zao no tiako.....
Marina aloha fa hoe mety tsy araka ilay tena izy nefa zay no zava-dehibe refa mifankazatra toetra zay fa vatana zany mandeha ho azy aveo....
Fa oe tsy avela ho virtuel ela b fts!!!!!!!1
23. volafotsy ( 29/07/2004 14:26)
aleo ihany lay mifampikitika fa tsy mpy zany mi-belazao @ mailaka zany klé, mandray ny tananao za de, mamihina ny fonao de.......de zayyyiiiiiiii :-* :-*
24. kitjo ( 29/07/2004 15:01)
hahahhaha
aoka ramaso fa sao mivadika mopera eo ny malalako an! hihhiihihhi

ary volafotsy zany azon\' ny olona raisidraisina fts oh eny @mijouterie?ihhiihihhi,
le mandray no zava-dehibe zany?lollll

ramaso> fa ngah refa manambady d tsy miaraka @ Jesosy tsn??
25. poupounesana ( 29/07/2004 16:29)
raha ny amitié d matoky aho we tena mety! fa raha resaka amour alou d sceptique b aho! satria na d samy eto @tanàna ary v ny oll mpifankatia roa mbola misy mahavita miodina ihany maika fa tsy hita maso! sady ny fitiavana hono hoatran'ny ketsa, afindra d maniry! ka na mifankatia b tahak'inn rehefa mafy ny fakampanahy d mety hadino vetivety zany!
26. yonikafopl ( 29/07/2004 17:05)
ka eo ilay fifankazarana sy fifampatokisana ry poupounesana a!!!
Marina fa tsy mahita izay ataony any lavitra any ianao, fa minoa fotsiny ihany e!!!
toa tsaratsara kokoa ange hoe any lavitra any ilay tianao, ka na miodina aza izy tsy misy fiantraikany aminao, fa mbola ianao no vedety, fa ilay eo akaiky mihodina ange ka sady mankarary fo no sao mamindra aretina e! hi hi hi hi hi hi hi
27. poupounesana ( 30/07/2004 11:27)
eny alou eh, marina ihany zany!fa ny ahy alou aleoko eo akaikiko ihany kah!inn no tombotsoa azo @ le oll any lavitra any eh? raha zà manokana alou zay eh!moi g besoin de voir et de sentir qu'on m'aime vmt!mila affection zany eh!raha par mail et par téléphone tsy d ho hita firy anefa izay! ka sao zà eo tokoa no lasa miodina mitady affection eto antoerana indray!
28. ikaretsaka ( 30/07/2004 14:11)
ramaso> ary tsy aritr'ela mihitsy iomopera niala io an
29. yonikafopl ( 31/07/2004 20:57)
poupounesana hi hi hi hi hi de tano ary ny azo fa sarotra ny mila e!!!!!
ka so de mba hisolo ny toeran'izany mopera zany kosa ary ramaso e
30. lanto ( 31/07/2004 21:38)
de ahoana mumu ? :roll:
31. yonikafopl ( 31/07/2004 22:32)
lanto mumu njay manao masera ka :lol:
32. kitjo ( 01/08/2004 13:58)
poupounesana> fa ngah ilay mifampikitika ihany ahafahana mi sentir ilay affection?
mmhhh, .....

sady raha resaka miodina zany foaan ko no atao ao andoha d marary eo, sady vao mainka ange mety hisy zany ra zay no atao amsaka ao e!
na eo akaikinao aza izy rehefa te hanao anzany d vitany zany!
Fa na tsy mifanakaiky aza rehefa samy mahatsapa oe mifankatia, mifampatoky, atokisana d mandeha ho azy koa oe tsy ao an' eritreritrao ny hiodina!

samy manana ny sainy io aloha e!
33. rvoulah ( 01/08/2004 22:41)
merci kitjo amy le manohana le hevitra a....
possible foana zany à distance zany e, ka refa voatery tsy maintsy misara toerana ary de ahona ? fa ny confiance ihany no mitondra an'io , ary tsy mila miodina zany tsony refa tena tia sy mino enao fa le efa nofidinao no miaraka aminao.
fa na izany na tsy zany , tsy azo atao ela loatra ngamba ny tsy mihaona fa refa misy possibilité de atao ze ihaonana aloha sa ôkory kitjo? :lol:
34. fiaritiana ( 11/08/2004 18:19)
oadray tena possible izany ny fifampatokisana toy ny lazain i poupounesana no zava dehibe fa raha hitako ny ankizy amin izao fotoana izao aloha eee vao lasa ny iray 1 mois ohatra izany dia lasa mihodina
35. fijo ( 11/08/2004 23:53)
marina iry voalazan'i hery fa aleo dinihana tsara sao mifankahita vao hoe tsy ihanao ilay nofisiko ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.919