Ny 1000pate sy ny lalitra
1. onlyspik
(
03/07/2004 15:10)
nanao fotoana t@ 2 ny M syL Fa hanao baolina ,niandry ny L tsitonga ny M raha tsy t@ 4 fa naninona ary?
novalian'i ramoul ny 16/07/2004 13:13
6. kitjo
(
04/07/2004 08:32)
tsy manana famataran' andro.
tonga ihany izy fa ny lohany tamin' ny 2h no tonga fa tamin'ny 4h vao tonga aby ny vatany ray manontolo
tonga ihany izy fa ny lohany tamin' ny 2h no tonga fa tamin'ny 4h vao tonga aby ny vatany ray manontolo
