Ny 1000pate sy ny lalitra

1. onlyspik ( 03/07/2004 15:10)
nanao fotoana t@ 2 ny M syL Fa hanao baolina ,niandry ny L tsitonga ny M raha tsy t@ 4 fa naninona ary?
répondu par ramoul le 16/07/2004 13:13
2. sariaka91 ( 03/07/2004 18:05)
nampiditra kiraro ?
3. fatsoraly ( 03/07/2004 18:11)
dekalazy tena hôrera!
4. booboo ( 03/07/2004 18:50)
mbola nanisa ny tongony ilay M raha ao dôl zareo ! hihihihi
5. lanto ( 03/07/2004 19:15)
sariaka> ie mety nampidirana godasy dol ny tongony bdb !
6. kitjo ( 04/07/2004 08:32)
tsy manana famataran' andro.

tonga ihany izy fa ny lohany tamin' ny 2h no tonga fa tamin'ny 4h vao tonga aby ny vatany ray manontolo
7. booboo ( 04/07/2004 09:41)
hihihihi terrible !
8. olly ( 04/07/2004 10:34)
satria samy manana ny am' 2ny avy ny olona! hihihi
9. olly ( 04/07/2004 10:36)
oups ! ny bêbêtes kay mou (hi :))
10. jhouhlambout ( 04/07/2004 13:01)
11. ramoul ( 16/07/2004 13:13)
mbola nanao verification sô de tsy ampy ny gôdassy fa b lôtra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073