tiko énao

1. lema ( 02/07/2004 13:38)
matetika dia tsy mitovy ny fomba fandraisan'ny olona miteny sy ny olona tenenina zany hoe "tiko énao"
ho anao indray
inn no ao an tsainao raha miteny.
ary inn ndray raha misy miteny.
ampy ho anao ve ny miteny na tenenina?
novalian'i fijo ny 12/08/2004 20:54
2. rambofrau ( 02/07/2004 14:35)
matetika ny lhl tena tia tsy milaza anio @ voalohany fa asehony @ fihetsika aloha.Ny vhv indray dia mora amoureuse,ary mora milaza anio teny io.
Izao koa anefa no tadidio,ho an'i lhl,ny dikan'ny teny hoe "tiako enao " dia hanambady anao aho,donc aza miteny anio raha tsy efa tena sur.(hitako t@ boky izany an).
Ho ahy manokana aloha dia faly be foana rehefa tenennin'ny vadiko hoe tiako enao,satria tena tsapako hoe tiany aho matoa nalainy ho vady.
3. mabloo ( 02/07/2004 14:56)
marina tokoa zany!!mitovy hevitra amiko zany.
4. lema ( 02/07/2004 15:08)
ary ra ohatra tenenina io azahona zavatra
5. hendry ( 02/07/2004 17:25)
io lazain´i lema farany io matetika no mitranga, imolotra fotsiny. Ny toky fitaka fa ny atao no hita.
6. pitchou ( 02/07/2004 17:46)
izaho aloha misy fotoana tena tiako ny maheno ilay "tiako enao" e! fa misy fotoana tsy ilaina izany fa tonga dia tsapa @ fihetsika
7. lema ( 02/07/2004 19:19)
za rehefa avy nanao adisona dé matahotra ny ho bedy de modymanambitamby dé miteny hoe tiko énao.
ary taty aorina tonga dé kobo ny fika dé ra vao mikozy tonga dé mipetraka ny fanotaniana hoe fa "inn ndray no nataonao tany"?.lol
8. lema ( 02/07/2004 20:10)
néna ndray alou le efa samy ao anaty feeling be iny no tiko itenenana azy na le izy mi-delire iny.
9. mumu ( 02/07/2004 20:46)
lema hihhihih
ataonao mi-délire mintsy nga izy ao klé??
10. lema ( 03/07/2004 08:21)
non,mba eritreritra fotsiny néna io kah.
za mbola tsy nanao an'zany.
sady mbola tsy niteny no tsy notenenina.
11. minnetty ( 03/07/2004 08:46)
Dia raha misy miteny amin'iLema an'izany de inona no havalin'i Lema ary
12. lema ( 03/07/2004 08:51)
nga zany mila valiana?
fa mety tsy mino ah ra misy miteny.
na anotaniko izy hoe fampiriny amiko no nilazanao an'izany.
13. minnetty ( 03/07/2004 09:04)
Mbola tsy teo aminao izany tena taraiky amin'ny sipa izany de milaza izany ianao fa rehefa ao aminao ilay hoe fitiavana de ianao io mihitsy angamba no hamerimberina injato in'1000 am lay tinao io teny io
14. lema ( 03/07/2004 09:22)
tsy azonao le izy
fa ny tiko lazaina hoe zah no faha-firy t@ bandy nolazainao an'zany.
15. minnetty ( 03/07/2004 09:38)
Dia raha ianao no voalohany nilazany an'izany de ahoana no mba fihetsemponao?
16. lema ( 03/07/2004 10:00)
tiko be raha vokatry ny fony
17. poupounesana ( 04/07/2004 05:55)
aza d matoky b lema alou raha milaza izy hoe lema no voalohany an!raha tsy we sipa notsenaina tany @maternelle ngah!zahay koa anie mba maniry hoe zahay no voalohany eh!saingy firy @nareo lelà no mbola tsy niteny an'zany @na sipa na d tsy marina aza le izy t@zay?
18. pitchou ( 05/07/2004 05:38)
tena marina izany lazain'i poupounesana izany!
fa angamba kosa izay ahafantarana hoe tena vokatry ny fo tokoa ve sa fitia te-hiteny fotsiny no mila tadiavina! misy manko toa reflexe ny hitenenany an'io ko!
19. rambofrau ( 05/07/2004 09:51)
Indraindray marina klo le tiako enao natao hanafenana zavatra ratsy natao na hitadiavana mofo fotsiny eh,saingy mora fantatra foana hoe tena sincere ve le lhl miteny??? za aloha tonga dia mahafantatra avy hatrany eh.
20. ari.malala ( 05/07/2004 10:02)
Fa misy aminareo anie tena gravy raha handagolango ê! dia moiteny hoe tiko enao nefa hay zavatra hafa fotsiny no tena tadiavina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8106