tiko énao

21. pitchou ( 05/07/2004 10:08)
ary ny vehivavy v misy miteny tiko enao @na pà?
22. medianaranja ( 05/07/2004 14:56)
marina toko ny nambaran i rambofrau tery ambony we"hanambady anao za "ny dikan'io.Amiko d manan-danja sady masina amiko io teny io,ka tsy miteny azy z rah tsy @ ol hatokisako we haka vady ahy. @ llahy mantsy izy io d manjary lasa atao tsianjery fotsiny ihany, fa ny vvavy mazàna rhf miteny an'io d tena @ fony, noho zany raha ny tokony w izy d tokony ol 1 ze tena tianao ihany no tokony hitenenanao we "tiako enao" fa manjary mihena ny lanjany d tsis hasiny intsony
23. fijo ( 05/07/2004 20:43)
tiako daholo ianareo e.
i pitchou no nahalaza tsara ilay heviny angamba.misy fotoana mila hitenenana azy fa tsy isamaraina izao dia atao tsianjery foana.
24. lema ( 06/07/2004 11:44)
zany hono ry neny a!
énao hono no nahalaza azy
25. lema ( 06/07/2004 11:55)
ka i pitchou zao mbola tsy niteny tamiko mitsy dé ahona?
tsy te hiteny ve izy sa mbola tsy tonga ny fotoana?
26. fijo ( 06/07/2004 21:15)
mbola mety miandry fotoana tena mampety azy izy ka
27. wawawa ( 06/07/2004 22:50)
En general tsinona rehefa tenenina hoe tiko enao en premier ny sipa dia manana tendance manamaivana ny sens-n'ilay izy. Nefa ny bandy indraindray, na tia aza dia tsy miteny dia rehefa lasa fa leo ilay sipa vao mitonatonana nefa hatrizay elabe tsy niteny
28. pitchou ( 07/07/2004 10:57)
lema wa! hitanao @ fihetsika eny foana na tiko enao na toky enao na teky enao na ahoana! aza mikorapaka!
wawawa> sao kosa mila mandinika tsara ny réaction'ilay sipa? indraindray manko mety tia izy saingy tsy sure hoe tia koa enao d aleony miala dieny tsy mbola misy maratra!
29. atmos ( 07/07/2004 11:36)
Fa angaha mety maratra mou, ka raha tsy miteny izy hoe tiko enao, inona no hamparatra, ialao pà fotsiny e
30. wawawa ( 07/07/2004 13:43)
Ka mba mila kely an'io assurance io daholo anie hoe tia ahy ve ianao????
31. lema ( 07/07/2004 13:47)
pitchou>ka nenah anie mba mila tenenina no tiko e!
32. pitchou ( 07/07/2004 14:41)
d iza no asainao miteny? i fijo?
33. sariaka91 ( 07/07/2004 16:08)
rehefa tena tianao izy dia voateninao foana ilay izy, ary raha tena tia anao izy dia hitanao fa ho faly be izy maheno anao mizara eritreritra aminy. Tsy fahalemena na mahamenatra akory ny fitoriampitiavana, ary tsy natao ho rehefa mikobona anaty fandriana ihany akory vao avoaka ilay izy, na atao ahazahoana saosy fotsiny...
34. wawawa ( 07/07/2004 16:24)
Na zany na tsy zany misy engagement mipetraka rehefa miteny hoe je t'aime @ olona 1
35. yonikafopl ( 07/07/2004 16:35)
misy koa ange ilay hoe tiako ianao saingy............
36. fijo ( 07/07/2004 23:20)
pitchou>inona no hidiran'i fijo amin'ny aferanareo?
wawawa>ary raha izaoindray no lazaina."je t'amour mon aimée"mety hanaitra azy kokoa an.
37. lema ( 08/07/2004 13:41)
aferantsika anie zany ry pitchou e!
rehefa tsy vokatry ny fo marina aleo tsy tenenina fa mankarary fo olona fotsiny
38. rambofrau ( 08/07/2004 15:11)
tiako enao no sady halako.....
39. pitchou ( 08/07/2004 18:19)
fijo ko wa ttttttssss! mba bota ihany fa tsy manohana mihitsy!
i lema ange tsinona tsy aty amiko no miteny tiko enao fa ary ambadika ary e! d nahoana no hiteny aminao?
40. wawawa ( 08/07/2004 18:27)
Aleo mht tsy miteniteny hoe je t'aime raha tsy tena sur et certain. Indraindray ko tsinona misy ny coup de foudre.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215