Jono
1. xxx
(
12/06/2004 23:02)
Mitombo isa hatrany ny mpikambana ao @ koperativan'ny Jono eto @ takelaka http://chat.serasera.org/?Nickname= Tamin'ny fanisana natao farany diaireto avy no hita :
betty Rafimalala
lanto Pousy
mumu Akamabonne
fanja Manja
Jo_ Bo
la_douce JolieDouce
eritreritra lasavakansy
Peta korina (mpitam-bola)
Archibald (mpanamboatra harato)
Ralay (Filoha hajaina)
Ireo ho raisina mpanjono raikitra atsy ho atsy :
yonika Tsyfopl
enimpitia
saholy Andelo
olly_ sosie
Ireo izay maniry ho mpikambana na hanohana ny fikambanana dia afaka manoratra eto :)) na http://chat.serasera.org/?Nickname=
Misaotra tompoko !

novalian'i kinaoly ny 29/06/2004 00:13
2. xxx
(
12/06/2004 23:05)
Tsy hadino ireo minisitra isan-karazany :
atoa r4d0 : minisitry ny jono
......
Aleo omeko ny filoha ny fanononana azy rehetra sao diso kah !
atoa r4d0 : minisitry ny jono
......
Aleo omeko ny filoha ny fanononana azy rehetra sao diso kah !
4. olly
(
13/06/2004 09:52)
de iza kou ni miteni amin-dra xx isani fa ho mpikambanareo ao le olla reo ihihhi
5. lanto
(
13/06/2004 10:54)
atokisako mihitsy kah ! aza hadino fotsiny le ____ olly sao de tsy afaka manjono njy ! :))
10. tenio
(
13/06/2004 13:19)
Inona aloha le hojonoina e? Za manko efa mpanjono ihany taloha saingy tsonjo anaty bocal no jonoiko.
17. hery
(
13/06/2004 22:58)
Tapitra ny (exa..) ny saison fanjonoana :)
Jereo fa misy soratra ao amin'ny http://chat.serasera.org hoe "Tsy azo anjonoana eto fa ny tsonjo ao espèces protégés daholo...
Euh... ny sasany aza atahorana ho lany taranaka :)
"Ny tsonjon'Anosy no azon'là jonoina a a aa..
Fa zahay telolah tsy azon'là jonoina a aaa. "
(c) Miera aminao aho fa manambahiny :)

18. kitjo
(
14/06/2004 05:45)
mmhhhhh
tanjemo zay fandrihana ary refa mba le miditra ao an
kay nareo manjono, soa za fa olona!ihihhi
tanjemo zay fandrihana ary refa mba le miditra ao an
kay nareo manjono, soa za fa olona!ihihhi
20. tenio
(
14/06/2004 15:56)
Za koa ve mahazo manjono miaraka aminareo? Sao dia amalona daholo aloha ny tsonjo ao e?