Jono

21. kinaoly ( 14/06/2004 19:33)
chipie1> hihihi njy nga efa tratranlery tao ?
22. kinaoly ( 14/06/2004 19:35)
mumu> tsy tara njy fa misy train mandalo fôna eo (euhh sa sambo sa lakana)
lanto> mpanjono voajono huummm
lol :D
23. kinaoly ( 14/06/2004 19:37)
chipie1> hihihi njy nga efa tratranlery tao ?
24. olly ( 15/06/2004 09:23)
de mifanjonoa ao ary nareo e !
fa zahai le mpitazana ftsn hoe aooooona marina ara izy zani ihihihi

25. lanto ( 15/06/2004 12:40)
tanjemo aza hitako manjono njy olly ! tonga de torin'ny fikambanana any @ ngahy lebe !
Hery> inn njay ity sabotazy ekonomika ity ?
26. olly ( 15/06/2004 12:47)
torio e !ihhihihii
27. kitjo ( 15/06/2004 17:23)
d zay aloha refa sendra le mandeha amoron-drano ao reny v mila visa na fahazoan-dalana manokana sa?
satria zay ts manana fitana manko
28. olly ( 16/06/2004 09:21)
zay moa zany kitjo de efa traiter-njy zalah oh clandestine mitsy refa tonga ao ko ihihhii tonga de hors - frontière satry tonga de lebe no mitsena ny tena vo tonga ao ihihihi
mafy kou zany hihihi
29. unik ( 16/06/2004 12:41)
i ra xxx io ve mpanjono sa tsonjo sa mpanao gazety ???
30. olly ( 16/06/2004 14:35)
ihhihi
tsompona akôrandrika e!
31. unik ( 16/06/2004 16:50)
lol
32. fijo ( 16/06/2004 22:52)
dia mitazana izany izahay mpihaza ko.tsy mahay manjono.fa mitifitra ihany.
33. ikaretsaka ( 17/06/2004 03:40)
mpanao jono botry 1 trano ko ireto izany
34. chipie1 ( 17/06/2004 08:17)
kinaoly > ie i archibald hihihi
fijo> firy zao no voatifitra tao?
ikaretsaka > jono lava tsy botry zany inn no azony botrikely hihihi
35. fijo ( 18/06/2004 04:54)
ny botry kely mahazo lava be ka.
efa mihezaka ny hanisa izao ka.
36. kinaoly ( 18/06/2004 20:31)
tara train za, fa inn ny botry sy lava ?
37. mumu ( 18/06/2004 20:44)
hihihi
kinaoly antanio an'ny fijo sy ikaretsaka fa reo no tena ny expert ato!!
38. six ( 23/06/2004 06:07)
mumu,ary nenà ny lelako mintsy no hanjonoako d aona?????
39. mumu ( 23/06/2004 07:23)
six hihihih tanjemo sao tapaka eo ary an!!!
40. fijo ( 23/06/2004 22:46)
fa manana lela firy no lela no hatolotra le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4158