ny kapitalisma @ endriny maro
1. fatsoraly
(
15/05/2004 06:56)
Kapitalisma nenti-paharazana:
----------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Amidinao ny iray dia mividy ombalahy iray hafa. Mitombo ny ombinao, ary mivoatra ny toe-karena.
Kapitalisma any Australia:
-------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Andramanao tolomina izy roa.
Kapitalisma any Canada:
-----------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Maninona raha mamorona ekipa-na hockey "eeeeeeeeeeeeeh"?
Kapitalisma any China:
----------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Olona 300 no mitery ny rononony. Lazaina fa betsaka ny asa, tsara ny vokatra, ary samborinao ny mpilaza vaovao mitatitra ny isa marina.
Kapitalisma any Cuba:
---------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Milomano mankany Florida izy roa
Kapitalisma any France:
------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Dia mandeha mitokona satria te hanana omby vavy telo (3)
Kapitalisma any Germany:
------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Manao fikarohana siantifika mba ahafahan'izy ireo mivelona zato (100) taona, mihinam-bilona indray mandeha isam-bolana, ary mitery ny rononony samy irery.
Kapitalisma any Italy:
----------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Saingy tsy hainao hoe aiza izy ireo. Lasa enao miala sasatra sakafo antoandro.
Kapitalisma any Irak:
---------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Fitaovam-piadiana bio-simika ireo.
Kapitalisma any Switzerland:
----------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Tsy misy anao anefa ireo na iray aza. Takinao vola ny tompony noho ny fiambenanao azy.
**********************************
**********************************
**********************************
Kapitalisma Jiosy:
------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Doranao sy ataonao sorona izy ireo, ary mirehitra valo (8) andro.
Kapitalisma Hindu:
------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Tompoinao sy ivavahanao izy roa.
Kapitalisma Vavolombelon'i Jehova:
----------------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Lasa enao mitety trano sy milaza fa manana omby vavy roa.

novalian'i kitjo ny 27/05/2004 01:35
3. samoina
(
16/05/2004 20:32)
...Kapitalisma any Belzika: tsy misy hamidy ny omby vavy 2 fa handrasany hiteraka bdb hono ??!!
4. shinshan
(
17/05/2004 10:30)
kapitalista malagasy
manana omby 2 enao, de miandry miracle enao fa mitombo ho azy eo io
manana omby 2 enao, de miandry miracle enao fa mitombo ho azy eo io
6. samoina
(
18/05/2004 09:58)
kitjo/ ny azy avelany hiteraka ho azy daholo kah ! mahay ny veterinerany ô ? Ary tsy arako indray izany hoe be lesb izany any raha tsy enao. Belza angà kitjo ? hihihi ( aza tezits' an !)
7. kitjo
(
25/05/2004 17:12)
hay kosa? gravy njay zany, ary ny olona?
sa ny veterinera ihany no mahay fa ny Dr n'olona mitovy ao amitsika iany?ihihihih
za ve? gasy , gasy ihany, gasy hatrany kah
tezitsa @aona aaaaaaaaza,
za nge tsy capitaliste e, sa izy ve?
sa ny veterinera ihany no mahay fa ny Dr n'olona mitovy ao amitsika iany?ihihihih
za ve? gasy , gasy ihany, gasy hatrany kah
tezitsa @aona aaaaaaaaza,
za nge tsy capitaliste e, sa izy ve?
9. tsilan
(
26/05/2004 00:39)
Tena mitovy amin'io Kapitalista any Sina io no fanaon'ireo mpiaro ny tontolo iainana eto amintsika eh
10. kitjo
(
26/05/2004 03:21)
tsilan> marina!
fijo> lavitry ny afo ny kitay , mbola voaaro tsaran'ny mpiaro tontolo iainana, tsy le oh ao Sina an
fijo> lavitry ny afo ny kitay , mbola voaaro tsaran'ny mpiaro tontolo iainana, tsy le oh ao Sina an
11. kally
(
26/05/2004 16:51)
Samoina sy Kitjo> tsy be lesb any Belzika fa malaza @ fanaovana fiv hono!(fécondation in vitro).