Izay mba naharaka, safira

1. tsilan ( 23/04/2004 18:54)
Hono ho'aho toa nareo ve mba nisy naheno hoe natao inona ilay safira telo tapa-kitapo hita tao amin'ny biraon'ny Herivelona Ramanantsoa tao Anosy tamin'ireny fihetsehana tamin'ny 2002 ireny. Toa tsy mba heno mantsy ny akony, sy izay niandraikitra azy ireny?
novalian'i kitjo ny 07/11/2004 06:53
2. ikaretsaka ( 23/04/2004 23:12)
lasa atao diadema de atao musee zao mety hevitra tsara.. couronne de saphire.. hita tao @ ilay tapa kitapo
3. hendry ( 24/04/2004 12:33)
zaho koa mba tsy naharaka.
4. jhouhlambout ( 25/04/2004 07:53)
Namidin-dry zalahy, zany rehefa tia vola lotra!!
5. fijo ( 27/04/2004 20:07)
io indray sarotra ny manaraka azy.ny olana dia izao,mamoaka zavatra ny gazety nefa tsy misy fanaraha ilay vaovao,ka tonga amin'ny voalazan'i pitchou hoe samia maminavina izay valiny ary vinavina tsara hatao.
6. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:21)
hiran'i dedesse izany.. samia mamisavisa
7. kitjo ( 30/04/2004 19:40)
tsy haiko aloha ny momba an'io
fa ao Thailande no hitako misy musee ngodabe, d saphir avy any Dago no betsaka ao, tsy haiko iza no tompony ,
ny fahalalako azy manko tsy mbola novidin zareo thailandais fa misy gasy tompony , fa tsy an HR aloha e


Ilay an Alain Ramaroson 18kg no any amina musee internationale ngodabe ,Allemagne?, "hono", ra io aloha mbol tsitan masoko d ts aiko
8. fijo ( 02/11/2004 00:11)
ny ahy le fira no efa aty fa le \"sa\" mbola tadiavina.
9. fatsoraly ( 02/11/2004 04:31)
hahaha! mampahatsiaro ahy ny fahazazako ity resak\'ialahy isany....
za firo! hahaha!
10. kitjo ( 07/11/2004 06:53)
ramaso> kg @ ahoana aza?

Ny mahasorena ange...ny 75% saphir ao Thailande sy Sri Lanka avy any dago aby e....

Fa declarern zareo oe Sri lanka le izy!

D ny ataondry le ..... ireo an: Manao saphir na rubis sintetika ry zraeo....d reny no alefany any Dago....d omenan le bandy2 manao bizn any reny....d reny mamarrotra @ gasy maanm- bola......d bye bye aveo.....tsy manam-bola tsn ny gasy :arrow: vidiandry zareo mora amzay ny safira tena izy.
Mbola alainy baraka avy eo hoe : Tony ny sfaira sintetika avy any Madagasikara...nefa izy no mitondra azy mankany :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199