vola aloha vao fitiavana..

1. joda ( 20/04/2004 12:31)
tsy misy fitiavana tena madio intsony ankehitriny fa interet aloha tsssss..au secours
novalian'i fijo ny 28/04/2004 20:28
2. ari.malala ( 20/04/2004 12:55)
bdb ny toy izany ka! nefa tsy maharitra ny toy izany.
3. hendry ( 20/04/2004 13:41)
Misy ny fitiavana zay lazainao fa miainga @ interet aloha saingy tsy d´acc aminao kosa aho hoe tsy misy fitiavana tena madio zany ntsony ankehitriny. Mbola misy ihany kosa fa vitsy e.
4. sobika ( 20/04/2004 13:51)
zany mintsy aiza koa no hilazanao fa hoe tsy misy intsony! sao dia mba tany @ toerana mila vola ary alongany zay vô fitiavana no nalehanao eh!! mba fidiana ihany ze iantsapazana ka!!!
5. booboo ( 20/04/2004 15:53)
ie, misy dé misy io ! maromaro ihany ny étudiant(e)s fantatro ao anatin'io raha io !
6. yonikafopl ( 20/04/2004 17:29)
ilay fitiavana miafara @ fanambadiana koa ve dia interet?
asa.....! mety ho izany satria be ireo misaraka tsy maharitra akory,fa raha amiko dia mbola misy tokoa ny tena fitiavana, ary azo iainana tsara izany.
7. pitchou ( 20/04/2004 17:47)
voadona mafy tany angaha i joda?
ka
8. pitchou ( 20/04/2004 17:49)
ka nareo ange tsinona miseho ho tsy te-hahalala fitiavana ko aiza moa e?
9. ikaretsaka ( 20/04/2004 20:12)
kamewtsy tsy ianao ange no mandoa vola fa ny manodidina anao ohatra e.. lany vola @ vodiondry.. lany vola rehefa mampiaraka.. sy ny vidibidinjavatra mba hitaznana ilay fitiavana
10. fijo ( 20/04/2004 21:58)
mbola misy ny fitiavana ka,saingy mila mikaroka mafy vao mahita azy.
11. droopy ( 21/04/2004 00:09)
Ankehitriny dia sarotra ihany ny inoana hoe mbola misy fitiavana mangarahara.
12. vahona ( 21/04/2004 01:06)
misy ny fitiavana tena izy fa sainga tsy mora ny mahita azy!
za aloa mahafantatr olona miaraka @ olona par interet fa tsy voatery vola fa ohatra koa mitady nationalite ho an'ny olona te-hijanona aty hivelany.
13. pitchou ( 21/04/2004 02:29)
d ny aza tratran'izany izany no fanafodiny e! nanantena voangory ka voat... no teo! sady gravy ilay hoe ilay iray tena tia kanjo ny ankilany intérêt fotsiny an!
14. ravatorano ( 21/04/2004 08:21)
misy dia misy io ry namana isany
ary misy mifanambady mihitsy noho izany interet izany.
Ny mahagaga dia ny tovovavy no betsaka roboka amin io satria mila miantsampy eny antsoroky ny lahy amin ny resaka ara materialy.
Miala tsiny aminareo vevavy za fa tena simple konstatassion io.
Maro amin ny ankizy aty mada no tratran io resaka ara materialy io nohon ny tsy fisiana na ny fijaliana nolalovany taloha.Raha tena tia azymoa ilay kofa ka hahatanty izany fitiavana par interet izany inn no olana fa tsy maharitra ny ankamaroan ireny fanambadiana ireny
15. nananie ( 21/04/2004 10:06)
Misy kou le mivady mba hijanonan'ny harena ao @ le fianakaviana anak2. Amizay hono tsy mitombo ny harena no sady tsy voatery ho zaraina @ tsy manana. Ny RAR no tena manosika ny ankizy anao an'izany, dia avy eo mahonena fa tsy mifankatia akory izy roa kely.
16. alz ( 21/04/2004 13:21)
Indraindray le vola no mampaharitra ilay fitiavana.

Ny tsy fahampiambola matetika no maharava ny akamaroan'ny tokatranao.

17. gravy ( 21/04/2004 13:49)
Marina fa ny vola no hozatry ny fiainana kanefa fitaovana fotsiny ihany izy io ka tsy tokony hatao antony iray amin'ny fitiavana.Fa adalan'izay manankina ny fitiavany amin'izany.Rehefa samy miezaka dia hiata foana ny vola.
18. joda ( 21/04/2004 18:17)
any ambanivohitra angamba no nety hisy ka..
19. ikaretsaka ( 21/04/2004 18:31)
fa tena misy tokoa ilay hoe nanakarena ilay bandy dia tinga ramatoa dia nony niha nahantra ilay bandy fa trsy nahay nitantana dia lasa ilay ramatoa
20. jhouhlambout ( 21/04/2004 19:21)
sady iza kosa no sahy hanambady 4-amis é? An? Mba lazao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3479