vola aloha vao fitiavana..

21. mimita ( 21/04/2004 21:27)
mba ilaina ihnay kosa nge ry reto le vola fa na d zany aza lke bandy ndraindray tena kata fotsiny no itiavany sipa!k tsy rariny ihany!za zao aty canada aty mirevy bandy gasy nefa misy rival fa ngamba lery tia anle sosy kokoa tsy aiko alou e!
22. yonikafopl ( 21/04/2004 22:07)
tsisy ohatran'ilay tena fitiavana ihany e! rehefa ao ilay fitiavana tonga daholo ny manaraka.
23. fijo ( 21/04/2004 22:28)
homeo sosy koa izy ry mimita an
24. vahona ( 22/04/2004 06:21)
raha tena fitiavana zany no nivadiana dia tsy raha tsy manm-bola ary d mifanampy eny dia mety foana io!
fa za aloha ekeko fa tsy sahy hanambady 4-mi e!
25. tequila ( 22/04/2004 13:37)
Kanefa raha tonga dia tena fitiavana no eo , lay lhl mandositra ndray , na gaga hoe toa hafa ndray ity ! inn ihany no tadiavinareo e?
26. pitchou ( 22/04/2004 15:13)
ny blem d betsaka loatra ny lhl tsy serieux @fitiavana d hiandry fitiavana tsy hisy kosa ary v le vhv? marina raha samy otran'izay tsy izay mahasoasoa azy no vadiany? d tsy hitako izay tokony hitsikerana azy @zany!
27. mimita ( 22/04/2004 19:15)
za lo ry reto tsy tiko kosa oe ny vola no tean hitiavany bandy a!nefa ny bandy @zao d zay fona!remarkeko mitsy fa zareo mijery kitro vo mijery ny ambiny,tsy tena misy fitiavan fa harena no tena mikoty!
28. booboo ( 22/04/2004 20:06)
raha kiranil zany dé tsisy fika mihisty oe mety hijery ny ambiny izy a ? Koa raha avy orana ?
29. fijo ( 22/04/2004 20:43)
ianareo sipa no tena manao io mijery kitro io.
ka ny bandy koa anie ry pitchou matahotra foana sao sipa mibolila ilay eo e.dia samy miahiahy izany.
za aloha tsy manome tsiny sipa izay mitady ny interetany e.fiainana io ko
30. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:35)
izay mihitsy.. ambony ambany lou vao misokatra ny vava
31. vahona ( 23/04/2004 05:58)
d zay e!!!!zato fiainana!!!!
32. jhouhlambout ( 23/04/2004 14:23)
samia ary manao metimety
33. pitchou ( 23/04/2004 14:48)
karetsaka> ambony ambany ahoana? manao tonneau?
34. mimita ( 23/04/2004 16:24)
ngamba!!fa mba tsy aiko mitsy e!
35. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:48)
azo eritreretina kao izay raha izay ny hisainan'i pitchou azy
36. pitchou ( 24/04/2004 08:11)
ko tsy azonay ko! izany ambony ambany izany ko ange mety hoe mikorontana e!
37. jhouhlambout ( 25/04/2004 16:20)
38. vahona ( 26/04/2004 05:44)
fa ny lazain'itony olona efa manmbady hono hoe raha ny lhl no tia dia hiarao satria ny vhv hono mahay mamboly fitia fa ny lhl hono in-1 ihany no tena tia!!!!
39. mimita ( 26/04/2004 13:37)
fita fa mety marina zany ko!!tena marina mitsy ka!!!!!!!!!
40. six ( 26/04/2004 16:00)
ie, ny vehivavy anie mora mivadika e! marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1916