ina no malaza zao?

1. delvechio ( 13/04/2004 02:29)
tena za zany mba te hanao sondage mihintsy we ina no karazana mozika tena be mpankafy amzao fotoana e! nena alou zany refa mafinaritra ana le hira d efa tsy koi fa tsy aiko nareo. misy ohatra manko( ohatra) we tena tsy miditra ra tsy metal! bandy akama zay! lery iany v no manao anizany?
novalian'i delvechio ny 24/04/2004 02:01
2. ikaretsaka ( 13/04/2004 02:44)
za koa tsy tena miditra loatra raha tsy...
3. delvechio ( 13/04/2004 02:50)
ra tsy inona ra ty?
4. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:32)
beso mamolaka
5. beko ( 13/04/2004 09:39)
ny ahy aloha ny hira tena tiako dia genre mahaleo foana apres misy ny hoe malaza io ndray dia ho anizay tia vao dia ao tsara satria na dia tsy mamely ary le hira dia revena satria malaza
6. hendry ( 13/04/2004 12:17)
Ny ahy rehefa tsy mivoana lavitra @ bahankira slow hard dia tsy mampaninona ahy.
7. hendry ( 13/04/2004 12:19)
Tsy midika akory zany hoe iny no malaza satria ny fanontanian´i delvechio hoe inona ny malaza.
Ny malaza zao hono dia ry tovo j`hay, ambondrona, zay, nanie sy ny sisa.
8. ramoul ( 13/04/2004 22:53)
zah aloha tsy mirevy ra tsy metal é!
9. ikaretsaka ( 13/04/2004 23:07)
bwso mamolaka=ilay manimanitra jazz .. ny ahy any @ beso aloha no henoiko aloha fa efa deformation pro io e
10. ngou ( 14/04/2004 06:30)
heavy metal, opera rock, musique classique
11. xxx ( 14/04/2004 18:41)
Ny concert LOOK DOSOL zao no malaza
12. fijo ( 14/04/2004 22:20)
ny ahy rehefa tsy ry mozart sy betoven ireny dia tiako.
13. hendry ( 17/04/2004 10:44)
fa maninona an´i fijo kosa ry mozart? zaho tsy mpankafy fa gaga fotsiny. Toa tsy mampaninona ahy tsinona ry zareo koa, tsy henoiko matetika fotsiny ohatra, na tsy henoina @ fotoana tena ilaina hira.
14. ikaretsaka ( 18/04/2004 04:01)
ny ahy coltrane be sy miles sy ny karazany
15. kitjo ( 19/04/2004 03:57)
Ny anah zao za no tiako fa za tsy malaza satria tsy mahay mihira kory,lolllll

Laingako znay fa ny anah aloha d Mahaleo no tena tiako sady malaza no tsara hira no tsara mozika no tsara feo. Nanie koa tsy ratsy, Ambondrona koa tsara ihany satria original b, lalatiana,Rija Ramanantoanina,Fanja A.
Fa le mpihira malaza amzao vety2 reny natao fialamboly vety manala azy fts

Oay, Ricky koa milay an, Ra chiky ra feonkira, Samoela koa be tsara fa le tonony misy mandratra sofina fts nefa misy dikany tsara henoina iany

Misy zany ny tena tinao fa misy ny oe malaza d henoina e
16. fijo ( 19/04/2004 22:15)
ny ahy aloha dia tsy voako fotsiny rymozart e.
fa ry norah jones,kezia jones,ben harpper,lionel ritchy,egle yes cheris,dia anisan'ny tena tiako fa aokoa ry bob dylan,marley,crosbi & nash,maro e.
17. delvechio ( 21/04/2004 02:22)
ra fijo zany tena mpankafy mozika an!
18. alz ( 21/04/2004 14:31)
Ny ahy ny mpihira malagasy mafinaritra ahy dia Rajery, N'JAVA, D'GARY.

Fa ny mahagaga dia izay mpihira gasy mandeha aty an-dafy, tsy mandeha any DAGO, dia zay mandeha any DAGO, tsy mandeha aty.

Efa nijery Concert-n'ireo mpihira ireo aho ary feno olona be, nefa ny gasy angamba 5% fotsiny.
19. alz ( 21/04/2004 14:38)
Fijo, raha tianao ireo mpihira nolazainao eo ambony ireo dia tadiavo ilay CD'n'i Arison Jaha manao pub ato amin'ny serasera fa mety ho tianao.
Efa henoko le izy fa ôtran'ny tsy ratsy.
20. ikaretsaka ( 21/04/2004 19:08)
eny tokoa hoa.. misy koa manko ny mahatronga nyolona hanao pirate sy hi download an'ilay hira anie ka tsy manana fika hahazoany ilay version orizaka e.. raha mba amidy aty izany mety mba liana izahay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5053