ina no malaza zao?

21. fijo ( 21/04/2004 23:11)
za dia tia hira tokoa,ary ny mpihira gasy koa dia maro no tiako saingy tsy maharaka ireo taty aoriana intsony aho.
io resaka CD io dia marina fa raha mahita orizaka aho tsy hividy cd gasy copie
22. ira ( 22/04/2004 10:07)
ny ahy tiko dahl rehf hira ka haiko ny tonony idd ra azo andihizana fa za tsy mahay le dihy avy any @ sisiny ireny d mankafy fotsiny . Le hira miteniteny foana sy sty hay lazaina ireny:NON.
23. fijo ( 22/04/2004 22:03)
marina izay fa tsy maninona izay tia azy e
24. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:44)
fa raha tsar any mozika na teniteny foana aza misy azo henoina ihany
25. delvechio ( 23/04/2004 02:54)
marina zany ka! sady tsy misy olona hihaino hira noho ny tonony koa ange e!
26. ira ( 23/04/2004 09:55)
nahoana no tsy ny tonony no henoina! misy ange hira tsara tonony fa gaigy b ny feony e! na ny mpihira na ny mozika mampitsoaka matanjaka hany ka aleo atao tononkalo angamba ! sa hoana hoy nareo?!!!!
27. ari.malala ( 23/04/2004 13:59)
delvechio, tena misy lona mihaino hira noho ny tonony tokoa ka! fa ho ahy manokana alo d ady henoiko ny feony no henoiko koa ny tonony. Raha resaka hoe hira @ teny anglisy na teny hafa noho ny teny Gasy dia tsy hihira an'iny ahoraha tsy efa azoko izay tiany tenenina.
28. ikaretsaka ( 23/04/2004 22:11)
fa mihaino...
29. delvechio ( 24/04/2004 02:01)
k tiko tenenina tamn io ange we le feony alou no heno volohany e! refa aveo zay vo mandinika momba le tonony! d zay na tsara takinin aza le tonony tsy ho enoko mintsy iny hira iny ra oatra ka tsy nanintona ana le feony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1539