inona r'ireto izany praline
2. jhouhlambout
(
09/04/2004 12:32)
sakafo izany é!
EX:
Beaucoup de pralines:
Toutefois, la raison première qui justifie l'existence de Ô douceur de la Praline, c'est bien évidemment les produits du chocolat. Vous y trouverez quelque 35 variétés différentes de pralines belges Léonidas. Du chocolat plein, des biscuits belges fins, de la pâte à tartiner et même des confitures québécoises. C'est à vous de choisir.

6. hery
(
10/04/2004 09:06)
Ity ambany ity misy ny recette fanaovana ny praline
http://southernfood.about.com/library/rec03/bl30224f.htm
Mazotoa homana
http://southernfood.about.com/library/rec03/bl30224f.htm
Mazotoa homana
10. booboo
(
10/04/2004 20:45)
Ary am-povoan-tananay ary misy mivarotra bobaka be sady vrais Belges manao an'azy ! Nahazo kgs maromaro ihany ny tena t@ vao tonga tao @ tanana fa c'est tellement bon !
11. samoina
(
13/04/2004 07:56)
Fa ahoana rajoda ? Ny olona niresaka praline tamin-drajoda angà niteny hoe tian'ny vehivavy be izy io dia noheverin'elàisany hoe pilule ?
14. fijo
(
14/04/2004 20:30)
misy heviny roa izy io,ilay voanjo voafono araka io voalaza io ny iray moa ilay sarotiny kely ao amin'ny sipa ny iray.ka raha misy miresaka hoe sipa be praline dia ilay heviny faharoa izay
16. fijo
(
15/04/2004 20:30)
izay ilay hoe inona no mapitovy ny klity sy ny voanjo,>samy amuse gueule