inona r'ireto izany praline

1. joda ( 09/04/2004 10:12)
fanafody sa inona izany praline...
merci
si c'est fanafody c contre quoi
répondu par fijo le 22/04/2004 21:05
2. jhouhlambout ( 09/04/2004 12:32)
sakafo izany é!
EX:
Beaucoup de pralines:
Toutefois, la raison première qui justifie l'existence de Ô douceur de la Praline, c'est bien évidemment les produits du chocolat. Vous y trouverez quelque 35 variétés différentes de pralines belges Léonidas. Du chocolat plein, des biscuits belges fins, de la pâte à tartiner et même des confitures québécoises. C'est à vous de choisir.
3. pitchou ( 09/04/2004 14:19)
otran'ny amandes izany pralines. raha @ roman policier izy d bala
4. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:00)
tssssss
5. ralipo ( 10/04/2004 06:27)
Pra = Polisy
Line = zotra

Ny heviny hafa no tsy arako
6. hery ( 10/04/2004 09:06)
Ity ambany ity misy ny recette fanaovana ny praline

http://southernfood.about.com/library/rec03/bl30224f.htm

Mazotoa homana
7. ikaretsaka ( 10/04/2004 15:15)
zany hono.. mazotoa homana
8. joda ( 10/04/2004 15:25)
misaotra e
9. jhouhlambout ( 10/04/2004 16:23)
mm, matsiro io!
10. booboo ( 10/04/2004 20:45)
Ary am-povoan-tananay ary misy mivarotra bobaka be sady vrais Belges manao an'azy ! Nahazo kgs maromaro ihany ny tena t@ vao tonga tao @ tanana fa c'est tellement bon !
11. samoina ( 13/04/2004 07:56)
Fa ahoana rajoda ? Ny olona niresaka praline tamin-drajoda angà niteny hoe tian'ny vehivavy be izy io dia noheverin'elàisany hoe pilule ?
12. fijo ( 13/04/2004 21:31)
eny wa?
13. joda ( 14/04/2004 08:54)
misaotra betsaka e...azoko amin'izay ny atao hoe praline
14. fijo ( 14/04/2004 20:30)
misy heviny roa izy io,ilay voanjo voafono araka io voalaza io ny iray moa ilay sarotiny kely ao amin'ny sipa ny iray.ka raha misy miresaka hoe sipa be praline dia ilay heviny faharoa izay
15. ikaretsaka ( 15/04/2004 00:25)
quebecois ra fijo!
16. fijo ( 15/04/2004 20:30)
izay ilay hoe inona no mapitovy ny klity sy ny voanjo,>samy amuse gueule
17. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:05)
zay ndrindra..
18. jhouhlambout ( 16/04/2004 19:43)
hihihi...
19. fijo ( 16/04/2004 22:30)
fa ilay manaraka no tena tsara
20. pitchou ( 17/04/2004 13:54)
ilay manaraka? fa inona ny manaraka fa zaho tsy maharaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2261