Fitaka ...
1. oully
(
03/04/2004 18:10)
Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy;
Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina ...
Ohabolana 31:30
TANDREMO !!!
Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina ...
Ohabolana 31:30
TANDREMO !!!
novalian'i fijo ny 20/04/2004 22:16
2. ikaretsaka
(
03/04/2004 18:27)
iza i jehovah? zahay tsy temoins kle... ataovy fotsiny heo andriamanitra fa iny no hainay gasy
4. donemaskit
(
04/04/2004 08:39)
Mahafinaritra Oully io nosoratanao io a, sady marina mihitsy satria toy ny zavatra matérialy rehetra eto @ty tany ity, hanjavona daholo ireny.
5. jhouhlambout
(
04/04/2004 12:07)
Tout ce qui est exterieur est relatif, tout dépent de votre référentiel....(Albert Einstein)
7. tiana1
(
04/04/2004 16:56)
Fa vitsy ny olona mahafantatra ny dikan'ny "fatahorana an'Andriamanitra" ankehitriny !
8. nati
(
04/04/2004 21:00)
iKARETSAKA VE ADALA E! ovaina zany ny soratra ao anaty baiboly? mpino ianao sa tsia no sahy manala ohatran'io?
9. donemaskit
(
04/04/2004 21:58)
aza mora tezitra Nati a.
Andriamanitra tsy iza tsy inona fa Fitiavana e. Na lahy na vavy rehefa miaina ao @ Fitiavana dia matahotra an'Andriamanitra izay.
Andriamanitra tsy iza tsy inona fa Fitiavana e. Na lahy na vavy rehefa miaina ao @ Fitiavana dia matahotra an'Andriamanitra izay.
10. ikaretsaka
(
04/04/2004 22:41)
nati.. angaha moa io tsy miova foana e> ny sasany manao jehovah ny sasany Yaveh ny sasany Yaweh.. Ny sasany teny grika ny sasany teny latinina ny sasany teny anglisy ny sasany teny drantsay!
11. killy
(
05/04/2004 07:25)
mbola fitaka koa ny harena fa tandremo tsara a!
aza sodokan'ny volany fa aleo ny volany hoentiny hilevina any
aza sodokan'ny volany fa aleo ny volany hoentiny hilevina any
12. samoina
(
05/04/2004 10:09)
Oully / Iza aloha no mpanoratra azy io tao @ Ohabolana e ! Tsara ho fantatra ihany fa rizalahy taloha anie ka nanana vady marobe ka mety hangoniny ho azy manokana ny tsara bika sy tarehy ary ireo mino ny teniny "mihafy" @ ambiny saika lany zara !
Ankoatra izay betsaka ihany kosany anie ny vehivavy sady tsara bika aman-tarehy no matahotra an'Andriamanitra e !
TANDREMO ny manaraka ara-bakiteny izay " VOASORATRA "
Ankoatra izay betsaka ihany kosany anie ny vehivavy sady tsara bika aman-tarehy no matahotra an'Andriamanitra e !
TANDREMO ny manaraka ara-bakiteny izay " VOASORATRA "
14. ravatorano
(
05/04/2004 11:45)
rehefa fitaka de fitaka
samoina>marina fa misy sady tsara tareh,no tsara bika no mataotra an 'Atra.
Ny aza voafitaka ihany no fanafodiny
ze voa manodidina
samoina>marina fa misy sady tsara tareh,no tsara bika no mataotra an 'Atra.
Ny aza voafitaka ihany no fanafodiny
ze voa manodidina
19. fijo
(
05/04/2004 21:48)
raha ny fahitako ilay resaka dia fialonana fotsiny.ny anay lehilahy dia ny sipa manja no manaitra anay fa tsy izay ratsy any na mino an'iza izy .ary izahay koa dia mila vola ry killy na fitaka io na inona.jereo ny fiazakazahanareo vehivavy mahita vazaha sy karana fa hoe ireny no mana mbola.
ary farany izaho sady tsy mino izay jehova sy andriamanitra izany no tsy matahotra izany koa.ka asa na olona avy dia meloka aho noho izany na ahoana
ary farany izaho sady tsy mino izay jehova sy andriamanitra izany no tsy matahotra izany koa.ka asa na olona avy dia meloka aho noho izany na ahoana
20. tsiky2004
(
06/04/2004 12:52)
I fijo milaza hoe tsy mino izay Jehovah, sy tsy matahotra an'Andriamanitra, dia te hanontany aho hoe inona no hatahoranao, ny ho faty?? ny ho faty kosa angamba no atahoranao o! enao ve nefa afaka mampitombo izay fotoana iainanao? valiny:TSIA na de 1 s aza, fa refa tiany halaina enao de maty, na enao salama be hande hatory io aza maty tsy hifoha rampitso maraina, ra izay no sitrapony ho anao, ka mba matahora azy ihany e!, fa aza manao toy le zaza kely maditra miseho tsy matahotra ireny sady mitrifatrifana no mamalivaly ray aman-dreny, ohatry ny te hiteny hoe kapohy aho raha mahasahy e!, kanjo rehefa voa mafy na voakapoka maharary vao hoe mifona aho fa tsy hanao intsony!!