Fitaka ...

21. ravatorano ( 06/04/2004 13:36)
tsiky2004> za dia mino fa misy andriamanitra fa za tsy mino fa maka anao izy na ilay voalazanao hoe raha tiany alaina ianao na io slm be io aza dia lazany .Aminao v zany mamono oll Andriamanitra ?Lasa ivelan yny valafamaritana kely aho , fa aza fitahina aho fa tsy mamono na maka oll Atra fa mijery sy manangona ny ondriny ho any amin ny fiketrahany.Mikapoka izy mba hibebahanao fa tsy mamono kosa na maka e
Aza dia raisina arabakiteny noa e
22. ikaretsaka ( 06/04/2004 13:40)
za tsy mino an'iznay jehova izany satria tsy temoins fa za mino an'andriamanitra
23. fijo ( 06/04/2004 20:46)
ka tsy misy hidiran'izany ny fiainako fa matoa aho maty dia efa ny selako izany no tsy mamely intsony.
24. ikaretsaka ( 06/04/2004 21:30)
fihevitra koa izay
25. six ( 07/04/2004 06:24)
niova le resaka kle
26. ravatorano ( 07/04/2004 08:45)
tena niova marina le kozy ra six, lasa hoe iza no mino iza no tsy mino de hazavao ny hevitrareo.Jereo any amin ny finoana sy fiagoananary fa dia hapetrako any io
27. hendry ( 07/04/2004 11:04)
Ilay vhv matahotra moa zany ilay vhv manao ahoana?
Mandala ny abstinence ve? hendry be toy ny anjely latsaka an-tany ve? sa ohatran´ny ahoana? Sa rehefa mino an´A/tra fotsiny dia ampy?
28. fijo ( 07/04/2004 22:47)
tena liana izy dia naveriny matetika ka
ka le resaka anie ry zalahy dia resaka fahatahorana an'i jehova e.
za tsy matahotra dia lazaiko
29. hendry ( 08/04/2004 14:49)
miala tsiny fa tsy fanahiniana ny nahatonga an´ilay izy ho 4 fa problème´ny machine e! antitra loatra ilay izy.
30. donemaskit ( 08/04/2004 17:45)
eo fa amboarina
31. fijo ( 08/04/2004 23:28)
mangala ny tanora e.
32. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:06)
zay !na tuneo na manhala tanora
33. fijo ( 13/04/2004 21:55)
manova mihintsy e.
34. tsounie ( 16/04/2004 08:25)
marina be ry reto io a!rehefa tsara tarehy ny vahivavy de be fakam-panahy ,be mpanadala sady be mpankahala koa. Ka aleo matahotra an'i Jehovah raha tsara tarehy fa be fahavalo
35. fijo ( 16/04/2004 22:44)
fa jehova ve no hiaro.tss tsy aleo arovan'ny bandy,iny hafaka mamaely tehamaina raha misy manadala
36. hendry ( 17/04/2004 12:22)
"Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy" Zany hoe namitaka zay ilay nanao anao ho tsara tarehy sy tsara bika a? Mba maka fanahy koa izy zany.
Aleo miezaka manohitra ny fakam-panahy fotsiny e!
37. ikaretsaka ( 18/04/2004 03:21)
arakarak'ilay bika sy tarehy tadiavinao io amiko .. relatif ve ilay izy
38. fijo ( 19/04/2004 20:32)
rhefa manja dia izay fa tsy misy fitaka izany ka
39. tsounie ( 20/04/2004 09:06)
ny hatsarana anananao na endrika na toetra de fanomezan'i "jehovah" ka zay no atahorana azy ,tsy ampiasaina @ zavatra tsy mety ho an'ny mpiara miaina ;sao de mahita zany fahatsarana zany de miseho milay manao zavatra tsy tokony hatao .Zay no maha fitaka azy .Na hatsarana inn io na hatsarana inn ary na @ lafiny inn na inn
40. oully ( 20/04/2004 15:06)
Ka ny tiana holazaina anie dia hoe tandremo sao voafitaky ny endrika sy ny bika ety ivelany ka rehefa isehoan'ny tena ao anatiny (toetra, fomba, ...) vao gaga eh.
Tahakan'ny fasan'Andriana ihany: tsara ery ety ivelany, (ny trano bongo hipetrahanay aza mbola ratsy), nefa faty maimbo no ao anatiny.
Hafa ihany ny vehivavy na lehilahy matahotra an'A/tra na izany aza.
Matahotra=manaja, mankatoa an'A/tra Mpahary azy.
Tsy midika akory zany fa ireny "miss" ireny dia mamitaka daholo.
Hafa indray ny lohahevitra ho an'ny olona manao an'A/tra ho tsy misy.
Misaotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4919