Zavatra tena manandanja sy manamarika fa andro farany tokoa izao.
1. midrou
(
il y a 9 jours)
Miainga @ MATIO .24: 14
Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany.
— Matio 24 : 14

répondu par midrou le il y a 9 jours
2. midrou
(
il y a 9 jours)
Tena hisy io fitorina ny filazantsara manerana ny tany io araka io teny io ary miankina @ fahavotan io no mnafaingana na mahaela ny fihavian ny farany.
Ny fanontaniana mipetra dia hoe:
Ny fiangonana rehetra ve no hanao an io ( maro aza anefa ny foto kevitra ijoroana no tsy mitovy).
Sa @ fomba ahoana no hahatanteraka azy.
Ny marina dia efa voasoratra ao anaty Baiboly avokoa ny valin izany fa hoentina eto.

3. RBNIR
(
il y a 9 jours)
Salama namana tena marina tokoa fa io fitoriana lehibe voalaza ao amin'ny Mat.24:14 io ny hanamarika ny fahatongavan'ny farany.
Mila fantarina araka izany hoe efa manomboka v sa tsia? Iza na koa hoe Iza avy no hanantanteraka azy io. Ahoana no hahafantarana azy sns...

4. midrou
(
il y a 9 jours)
Ary tahaka ny tamin'ny andron'i Noa, dia hisy toy izany koa amin'ny andron'ny Zanak'olona:
— Lioka 17 : 26
Araka io teny io dia misy tantara nitovy t@ tantaran i Noa no hiverina.
Noa sy ny vahoaka t@ izany anefa samy efa maty ela avokoa ka tsy hoe ireny akory no hifoha fa ulay tantara no mitovy.
T@ andron i Noa dia tezitra Andriamanitra fa tafapaka t@ lanitra ny haratsian ny zanak olombelona t@ zany ka hoy izy:
Dia hoy Jehovah: Haringako tsy hisy ambonin'ny tany ny olona izay noforoniko, hatramin'ny olona ka hatramin'ny biby fiompy sy ny biby mandady na mikisaka mbamin'ny voro-manidina; fa manenina Aho noho ny nanaovako azy.
— Genesisy 6 : 7
Tsy fikasana fotsiny io fa tena notanterahiny. Tsy fomban Andriamanitra anefa ny mamely tampoka nefa tsy mampiomana
Tsy manao na inona na inona tokoa Jehovah Tompo, raha tsy milaza ny heviny amin'ny mpaminany mpanompony.
— Amosa 3 : 7
Toy izany koa tany NINIVE
Ary Jona niantomboka nandeha tao an-tanàna lalana indray andro ka nitory hoe: Rehefa afaka efa-polo andro, dia horavana Ninive.
— Jona 3 : 4
Ka dia niteny t@ Noa mivantana Jehovah ka nampahafantariny azy izany sy ny drafitra rehetra , eny fa na ny handosirana izany aza. Ka nasainy nanamboatra sambofiara ary avieo nasainy hilaza ny olona rehetra t@ zany fa ny fidirana ao anaty Sambofiara irery ihany no làlana tokana raha tsy te ho tratran ny safo drano.
HISY TOY IZANY KOA @ ZAO AMIN NY ALALAN IO FITORINA IO HILAZA AMN OLONA REHETRA FA HOAVY NY FARANY
Nanangana Fiangonana Andriamanitra @ zao vaninandro misy antsika izao , Izy no niteny mivantana t@ io Fiangonana io ary nampianatra azy mivantana ny @ ireo zavatra tsy maintsy hotonga alohan ny hahatongavan ny farany.
Holazain io Fiangonana io ihany ko ny fomba handosirana ilay fahatezerana farany Apok.16
Ny marina dia tsy misy lalana hafa hahafahan ny olona manomana hoavy tsara (tsy ho tratran ny loza fito, sy fahaverezana mandrakizay) hoany @ ilay tany vaovao sy lanitra vaovao izay hitoeran ny fahamarinana raha tsy mihaino ny hafatra hoentin io Fiangonana io izy, ka manaraka izany hafatra izany. Io lay fampianarana tsy misy kilema.
Rehefa tohizana lay tantaran i Noa dia tsy nisy nino azy afa tsy ny ankononany ihany. Izany anefa tsy nahasakana an Andriamanitra tsy hanao ily safodrano fa rehefa niteny Noa no tsy nino ny olona , afa nenina Izy. Vao nilatsaka anefa ny orana dia niaiky ny olona fa marina ilay nolazain i Noa, nanenina tsisy hoatr zany saingy tsisy azo natao intsony satria efa narindrin i Jéhovah ilay varavaran ny sambofiara.
Ary izay niditra tao dia lahy sy vavy, avy tamin'ny nofo rehetra, araka izay nandidian'Andriamanitra an'i Noa; ary narindrin'i Jehovah tao izy.
— Genesisy 7 : 16
Betsaka no hanenina tahaka ireo ao aoriana ao.
Azo hatao ny manomana dieny izao ny hiafaranao.

5. midrou
(
il y a 9 jours)
midrou:

Tena betsaka no hitady an io hafatra hoentin ilay Fiangonana farany io ao aorina ao saingy indrisy fa tsy hahita intsony.
Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana handre ny tenin'i Jehovah; Ary hivembena hatrany amin'ny ranomasina ka hatrany amin'ny ranomasina ny olona ary hatrany amin'ny avaratra ka hatrany amin'ny atsinanana, eny, hivezivezy hitady ny tenin'i Jehovah izy, nefa tsy hahita.
— Amosa 8 : 11 - 12