RANONORANA MIVATRAVATRA (Zakaria 14/16-19)
1. STViha
(
30/10/2016 19:22)
"RANONORANA MIVATRAVATRA" , io no fiantso ny anjara tso-drano tsy maivana ho an'ny firenena manatanteraka ny andro firavoravoana fitoerana an-trano ratsan-kazo araka ny lalàna voatendry. Isaorana eram-po eran-tsaina isika izay niaraka niombom-po sy niombom-bavaka ho fitrotroana sy fanarenana hatrany ity firenentsika ity tao anatin'izay hafitoan'ny faha 16 oktobra hatramin'ny 22oktobra lasa teo izay.Karakaina mantsy ny Malagasy na ara-panahy na ara-tany mihitsy aza .Tsapa tokoa fa nisy firaisam-po, firaisan-tsaina tao ka tonga tamin'ny tokony hiantefàny ny vavaka sy ny fitarainana; T@ faha 20 Oktobra lasa teo (izany hoe mbola andro faha 5 tao anatin'ny hafitoana fitoerana an trano ratsan-kazo) no heno tampoka tamin'ny haino amanjery tokony ho t@ 12 ora sy sasany atoandro teo mikasika ny famonjena an'i Madagasikara, ny tokotokony ho olona voatendry hitondra ny firenena sy hitarika azy @ fanazavana tanteraka. Voalaza tao mantsy fa olona efa voahosotra io olona io ka efa vonona @ retraretra raha ho an'i Madagasikara,toa an-dry Davida ,tsy nampoimpoizina hoe zazalahy mbola vao erotrerony no nahavita nanavotra tampoka firenena iray manontolo.Ka tsy fantatra na mety ho tampoka koa angamba no hanomezana azy io ny fitantanana my firenentsika amin'izay? Asa!
Tiana fotsiny ny manamafy fa tampoka foana ny famonjena @Mesianika raha eo @ Hebreo.hafa mihitsy ny mantsy ny fanavotan ELOHIM ny Hebreo izay tsy hitovizany @ firenen-kafa,tsy hoe efa akaiky ho faty akory vao havotanY,tsia. Ohatra @izany ny fanafahana tampoka avy tany @tany Egypta, ny tany babylona...Ka tsy hoe momba na manohitra azy akory raha milaza izany fa iriana mba ho tanteraka aza raha tena fitiavan-tanindrazana marina tokoa.Azonao averina henoina @ "internet" tsara io vaovao io fa voarakotra am-peo any.Ho fanamafisana izany indrindra dia manentana ny Malagasy na Hebreo tsy hitanondrika sy hitoloko intsony manoloana ny toe-javatra mitranga fa hitolona am-bavaka amim-panantenana @ fananganana ny faneva MESIANIKA eto @ tanintsika.
Azo hifandraisana
Fanomezantsoa STViha 0343193327 / 0340375077.

répondu par Strong3 le 11/11/2016 06:50
3. rhaj0
(
31/10/2016 11:08)
STViha:
...olona efa voahosotra io olona io ka efa vonona @ retraretra raha ho an'i Madagasikara,toa an-dry Davida ,tsy nampoimpoizina hoe zazalahy mbola vao erotrerony no nahavita nanavotra tampoka firenena iray manontolo.
O Iza Iza .. Iza "io olona io" ??
hi hi hi... misisika daholo izay tsy misisilka @ ilay pataloha tery an... culte de personnalité ... teny mipoapoaka toa ELOHIM ...
4. endriny
(
31/10/2016 16:41)
Misy fiteny Malagasy hoe: "Tsy manana hazon-damosina". Izay rehetra ampidirin'ny vazaha eto dia savihina daholo.
Androany Romatherapie, rahampitso Massage therapeutique
Androany gymnastique, rahampitso Zumba.
Nisy vangovangom-bazaha hoe mampitony sy manena tension sns hono dia iny rohotra daholo, ary ifampiderana mihintsy sady noviana lafa izy tamin'io.
Ny anay dian-tongotra ihany koa.

5. Strong3
(
11/11/2016 06:50)
endriny:
Misy fiteny Malagasy hoe: "Tsy manana hazon-damosina". Izay rehetra ampidirin'ny vazaha eto dia savihina daholo.
Ny anay dian-tongotra ihany koa.
faritana ho hendry i endriny