SAO MBA ITY SISA NO ANDRASANA ETO AMINTSIKA
1. STViha
(
02/08/2016 20:41)
IESHUA tokoa no vahaolana ho an'ny MALAGASY. Tsy ''Affirmation gratuite'' araka ny fiteny vahiny velively fa TENA FAHAMARINANA ary voaporofo ara-baiboly ka efa betsaka no mivoy izany.
Raha tsy mandroso ny firenena, inona moa no anton'izany raha t@ HEBREO? ARA-PANAHY ihany no valiny, jereo anie, babo ny Hebreo vantany vao nahafoy an'ELOHIM ary azo lazaina fa saiky tsy avotra mihitsy aza noho izay tsy nety nanaiky fa ELOHIM no Andriamaniny Ieremia 2/11a.
Tsy isika taranaka aty aoriana intsony izany tsy hanaiky sy ho mafy hatoka izany raha te hanana fiadanana na Shalom ny fanahintsika sy ny firenentsika. Inona moa no tena nirian'ny Hebreo t@ izany fa tsy ny mba handry fahizay tsy misy manelingelina ny taniny?
Moa tsy izany va no katsahintsika hatramin'izao eto @ firenentsika? Toa mitady ho tampi-dalan-kaleha ny manam-pahendrena eto amintsika ary toa valalanina ny manam-pahaizana. Koa aiza no hisarangotra famonjena isika Hebreo? Koa araka ny ao @ Salamo33/12 milaza fa sambatra ny firenena manana an'i IHVH ho Andriamaniny, IESHUA no FAMONJENA sady MPANOLO-TSAINA, (Vakio Isaia9/5) efa mba nisy mpitondra nametraka Azy ho MPANOLO-TSAINA ve ireo mpitondra nifanesy? Tsy mety ve raha toroantsika ny mpitondra antsika ankehitriny hila saina any @ IESHUA fa tsy avy any @ firenen-kafa arak'izany?
Mbola hitohy...
Azo hifandraisana
STViha . Fanomezantsoa 0343193327/ 0340802925.

répondu par rhaj0 le 08/08/2016 13:51
2. stahtam
(
03/08/2016 07:59)
[quote=STViha]

[quote=stahtam]
Raha tena "baiboly" no arahina dia faminaniana no ao fa, tsy hisy fitondrana entin'olombelona hihatsara izany intsony eto ambonin'ny tany fa faharavana sy fahapotehana no andrasana. Ny fanjakana hoentin'ny Mesian'ny Hebreo (vato tsy nendahan-tànana) dia tsy fitondran'olombelona ka sahy milaza aho fa:
1°) Tsy hisy mpitondra hihaino anao @ izany (satria manaraka faminaniana izy)
2°) Tsy hisy ho tanteraka izay fikasana hanatsara eritreretinao @ io finoana resahinao io. Ho hitantsika eo ny tohiny raha laingako izany
3. rhaj0
(
03/08/2016 12:04)
STViha:
Tsy mety ve raha toroantsika ny mpitondra antsika ankehitriny hila saina any @ IESHUA fa tsy avy any @ firenen-kafa arak'izany?
Ka ilay IESHUA koa ve "tsy avy any @ firenen-kafa" ry STViha aaa ???
Ny antsika GASY anie toa TSY fantatrao akoriny ee... Tsy midika n'inon'inona aminao STViha mihintsy ve izany ny hoe "andriamanitra andriananahary"??... hhheeeee.... dia mahonena ianao, misavisavika ny "an'ny firenen-kafa", nefa ny anao azany tsy fantatrao akoriny.
4. lahindroy
(
07/08/2016 11:31)
Dia faly miarahaba indray ny mpiara-midinika rehetra eto
Jesoa , Jesôsy , Zezo , ...??????????
Jehovah , YHWH ,Adonai ,Elohim ...
Dia nalatsak'ireo misioneran'ny LMS sy ireo môpera zezoita ...tao anatin'ny atidohan'ny Malagasy izany anarana rehetra izany rehefa nampivadiany tamin'izay nivavahany taloha ka lasa nitambatra hoe :
Jehovah Andriamanitra ....
vokany :
-lasa fivavaham-panjakana ny finoana nentin'ireo Anglisy sy Frantsay ary Norveziana ...nanomboka tamin'ny 1869 => 26 taona fotsiny taty aoriana dia nozanahan-dry zareoa i Madagasikara
-kristiana daholo no nitondra teto hatramin'ny nanomezana ny Fahaleovantena =>tsy nitsahatry nitotongana ny farai-pianan'ny vahoala malagasy
-ny 20 taona farany : vao maika nirongatra nameno ny firenena ny fivavahana amin'i Jesoa , Jesôsy , Zezo , ...?????????? ...=> lasa nahantra fadiranovana ny Malagasy ary niroborobo ny fahefana sy ny harenan'ireo mpitondra fivavahana

5. rhaj0
(
07/08/2016 13:14)
Efa nahalala an'i Jesosy ny gasy taloha, hoz'i Flacourt fony nandalo tao Dago izy tany @ 1630 tany.. I RAHISSA no anarany.
Efa noresahiina tato
http://forum.serasera.org/forum/message/m54ff475257d31#m55085f5eb8f00
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f83.image
Flacourt page 59: Dieu donna quatre forces d'écrits à Noé, ou etaient contenues les lois; le premier se nommait Alifurcan, ou Alcoran pour Noé.: le deuxieme se nommait Soratsi pour Moyse. Le troisieme se nommait Azonboura pour David, et le quatrieme se nommait Alindzini pour Jesus-Christ, qu'ils nomment Rahissa. Ils disent aussi que Jesus Christ a été mis au monde de Dieu, sans être engendré d'aucun homme, né de la Vierge Marie, qui l'a enfant. sans douleur, et demeurée Vierge, ils la nomment Ramariama, qu'il fut homme et Dieu et grand Prophete. Et qu'il a été mis en croix par les Juifs, que Dieu ne permit point qu'il y mourut, mais qu'il voulut que le corps d'un malfaiteur se trouvait à la place..
Dia kay ny Arabo no miantso an'i Jesosy ho ISA
http://en.wikipedia.org/wiki/Isa_%28name%29
dia Maryam koa no fiantso(-n'ny Arabo) an'i Marie
http://en.wikipedia.org/wiki/Mary_in_Islam

6. lahindroy
(
07/08/2016 15:30)
fehiny
Na iza na iza no niantsona an'izy ireny dia tsy vaha olana ho an'ny fampandrosoana ny fari-piahainan'ny vahoaka malagasy mihitsy aloha hatreto
efa nandaniany ny roandohany sy ny fananany ary nanariany ny finoan-dRazany kanefa dia ...fanjanahan-tsaina sy fahantrana no vokany .
Etsy andanin'izany araky ny hevitro dia saham-pitantatana hafa sy fampiharahana toe-tsaina sahy mitondra zava-baovao na eo amin'ny tetikasa izany na eo amin'ny fiarian-karena no mety hitondra vokatra eo amin'ny fanatsarana ny fari-piainan'ny olona mipetraka eto Madagasikara
7. angouz
(
07/08/2016 16:23)
Salama !
Efa manomboka miha tonga saina tsikelikely kosa isika ato izany, fa mba hitariko lavidavitra kokoa, raha globalizena ilay toe-javatra dia izao, mihemotra ny olombelona fa tsy mandroso ary misy system ratsy eto izay mivoatra hatrany fa takonany sasany; ny olana koa eto dia ireo hendry andrandraina dia lasa hendry loatra indray( tsy te ho mahery fo na ho martiry intsony ) ka dia ny hitako mety angamba dia atao A/tra iray no ivavahana na asiana toerana lehibe iray eto an-tany atao edena vaovao dia averina hatrany ampiandohana ny tantara, dia izay manana finiavana hanao ny tsara no apetraka ao (angamba rediredin'adala izany)

8. rhaj0
(
08/08/2016 13:51)
lahindroy:
Na iza na iza no niantsona an'izy ireny dia tsy vaha olana ho an'ny fampandrosoana ny fari-piahainan'ny vahoaka malagasy mihitsy...
Io anie ry Lahindroy efa notaterina foana teto koa ho'a ny fantsin'i Mandela sy Einstein eee..
Aleo averina taterina eto indray, fa mamerina im-10 manana ny antitra eee....
EINSTEIN:
http://www.cnn.com/2015/06/15/us/einstein-letters-auction/index.html
In a 1945 letter to Guy H. Raner, Einstein described himself as an atheist.
"From the viewpoint of a Jesuit priest I am, of course, and have always been an atheist. ... It is always misleading to use anthropomorphical concepts in dealing with these outside of the human sphere -- childish analogies," he wrote..
MANDELA:
http://www.theonion.com/articles/nelson-mandela-admits-thoughts-prayers-of-millions,32853/
“The capacity of gentle souls to unite their voices in a message of peace and strength is certainly the greatest gift of mankind—I’m not denying any of that. But when you’re a 94-year-old man with a horrible lung infection, you need trained medical professionals. That’s really most important. All that prayer stuff is, frankly, pretty useless.” Mandela said...
Ka ireo izany ny olombe siantista sy politika no miteny eee... Ary efa izy efa antitra nahavita ny (tokony) nataony zareo no miteny @ io an...
- CHILDISH, na ho an-jaza, hozy ilay siantista ity fivavavavahana ity
- USELESS, na tsisy ilavana azy, hozy ny politisiana ity mivavabavaka lava ity
Ka izany childish sy useless izany foana ve ry Lahindroy no mbola abosesiky ny sasany lava eo foana hoe, ho entina ho "fampandrosoana ny fari-piainana" ????