EFA TONGA NY FAMONJENA AN'I MADAGASIKARA
1. STViha
(
08/07/2016 22:51)
Araka ny efa voalaza ombieniombieny sy ny efa hita porofo mitohoka amin'ny tendany, tsy azontsika hialàna na hodian-tsy fantatra intsony dia hamafisina etoana fa HEBREO NY MALAGASY tsy azo toherina na hitovirana izany ary raha tsy mino hianao dia sahy ambara fa tsy natao ho anao izany fanambaràna izany ; Araka izany dia:
Eksodosy 3/18: Andriamanitry ny Malagasy=Andriamanitry ny Hebreo(fa tsy Andriamanitry ny Jiosy ihany). Noho izany raha miantsona eto Madagasikara ny Hebreo, vanim-potoana izao tsy maintsy hahatanterahin'ny faminanian'i Hezekiela(Hezekiela37/15) mikasika ny fanakambanana ny ISRAEL sy ny JODA(tsy FIANGONANA JODAÏSMA)fa fokon'i JODA), na tiana na tsy tiana ary na hinoana na tsia dia TSY MAINTSY ho tanteraka ny fanambàrana ireo mba ho lasa FANJAKANA HEBREO MESIANIKA manomboka eto amin'ny firenentsika tafatsangana amin'izao andro farany izao araka ny Lioka9/18-22(...ary amin'ny andro fahatelo dia hatsangana) sy ny Hosea 6/2(rehefa afaka in-droa andro dia hovelominy indray ISIKA, amin'ny maha andro fahatelo (arivo taona fahatelo) izany dia fiomanana izao amin'ny fihaonana sy fifankahitana tahaka ny tamin'ny andron'i Jakoba sy Esao (tokony hifanditra sy hifamono ireo kanjo vao mainka nifanoroka), araka izany dia tsy ho nofinofy araka ny fieritreretan'ny sasany azy intsony ny fanakambanana ny Hebreo Mesianika sy ny Kristiana satria iray ihany ireo (samy Hebreo, foko roa ambin'ny folon'Israël) izany hoe ''MPIRAY TAMPOHO''.
Eto am-pamaranana dia tiana ny manamarika fa efa tokony hiomana tanteraka ny malagasy amin'izany fihaonan"dehibe izany.
NB: *Tsy misy idirana resa-piangonana na anaram-piangonana izao resaka izao fa fanambàrana fanjakana ho iray araka ny Ezekiela 37/21-22.
*Tsy fandresen-dahatra na fiantsoana olona hiangona aty aminay na hanangonan-drakitra (clientelisme) no atao fa fanambaràna ny TENA FAHAMARINANA izay mba kely fantatra.
azo ifandraisana:
Fanomezantsoa STViha 0343193327 / 0340802925

répondu par stahtam le 11/07/2016 07:16
2. stahtam
(
11/07/2016 07:16)
[quote=STViha]

[quote=stahtam]
Mba te-hahafantatra ilay FANJAKANA HEBREO MESIANIKA ny tenako ka manontany hoe:
- Fanjakana Repoblikana ve izy io sa;
- Fanjakan'andriana sa;
- Fanjakana Federaly sa;
- Fanjakana inona?...