Mitady correspondant Malagasy contre ny circoncision

1. ericruj ( 04/05/2016 11:45)
Manahoana daholo,

Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io.

Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si hoe fomba malagasy io fomba io, dia amiko, zohan'ny tsirairay no mi jouir entierement de leur corps, et c'est pas aux parents ou beau-parents de decider hoe hampanao na tsia. De plus, il y a pas mal d'etudes scientifiques qui avancent que la circoncision diminue pas mal le plaisir sexuel, donc à mon avis, il n'est point utile. de plus, je pense qu'ici a madagascar, on pratique cette coutume pas parce qu'on le veut, mais parce qu'on veut se conformer ou parce qu'on est sous pression sociale...chose que je n'admets pas du tout et franchement, rien ni personne, n'a réussi à me faire changer d'avis.

Si vous etes dans ce cas, donc si vous etes CONTRE la circoncision uniquement, que vous soyez de province, d'ailleurs, ou de Tana, j'aimerais rentrer en contact avec vous. Dans le cas inverse, je dois avouer, j'en ai plein dans mon entourage, ainsi, merci de vous abstenir.

Merci de m'écrire directement à mon mail: contrenyfamorana arobase gmail dot com

Misaotra mialoha,

A.
novalian'i rhaj0 ny 04/05/2016 14:51
2. rhaj0 ( 04/05/2016 14:51)
Izaho koa dia mihevitra fa TSY tokony atao intsony ity famorana ity. Zaraiko aminao eto ny fahitako azy...

1- Ny taova salama (ny prepuce) dia TSY tokony ho asorina. Efa mandika ny finianana maha-dokotera azy ny dokotera manao famorana, ka manapaka taova salama.

2- eny, io taova salama io dia misy nerf izay tena sensible, ary maha-tsara ny fahitana fahafinaretana rahefa miray.

3- ny resaka fahasalamana, milaza fa mora andairan'aretina (VIH sy STD) kokoa ireo tsy mifora, dia ... ny taona ity efa 2016, ary misy ny savony, ary mahay midio ny olona; ny vehivavy efa ela no mahay manadio ny pli et repli an'azy ao.

4- ny prepuce sy gland dia equivalent @ clitoris-n'ny vehivavy. Ka tena tsy misy maha-samy hafa ny "circoncision" @ "excision".

5- maharary ary (mety) mitondra amina traumatisme psychologique ny fanapahana io taova salama io. Iaraha-mahalala ny manjo ny vehivavy voan'ny excision. Fa ny lehilahy voan'ny circoncision moa, macho ao, dia manafin'aretina. Firifiry ny lehilahy mahatadidy ny circoncison natao taminy, na dia tena mbola kely azany izy: midika izany fa tena mamely ny sainy io.

6- raha resaka "finoana" indray no hanamarinana ny Famorana (ao anaty Baiboly dia mandidy ny Jiosy hanao an'io), dia ... eritrereto tsara fa "fahendrena" t@ "tantara sy jeogirafia ary fahalalana sy fombafomba" t@ fotoan'androny izany, ka TSY voatery ampiharina @ "tantara sy jeogirafia ary fahalalana sy fombafomba" @ izao fotoan'andro izao.

7- ary @ izao fotoan'andro izao, dia betsaka ny Ankizy "tonga saina", fa tena tsy rariny ny nanerena azy nampanaovana famorana. Efa misy (betsaka) izao ny Ankizy MITORY ny ray aman-dreniny any @ Fitsarana noho ny nanaovan-dreo famorana ny tenany, satria dia cruauté ary tena manazinona ny intégrité-n'ny vatany mihintsy ity atao.


Fa dia mahereza namana. Aza mba manaiky tsindrin'ny belazao hafa rehetra any, fa ny mahasoa ny zanakao jerena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.279