ARARAOTY
1. ydifas
(
26/04/2016 01:22)
"Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay matahotra an'Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.... Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony. Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao...Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany. Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao. Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho." (Mpitoriteny 8/11-12; Matio 12/36-37; Fitomaniana 3/22-24)
NDEHA ARARAOTINA IZANY FAMINDRAM-PON'ANDRIAMANITRA IZANY SATRIA SAMY HOVALIANA ARAKA NY ASANTSIKA AVY ISIKA E!
Mahereza daholo

répondu par endriny le 29/04/2016 04:44
2. rhaj0
(
26/04/2016 11:14)
VAo omaly aho nahita ilay fandaharana hoe "Femmes de Dictateurs' t@ tV5..
Dia i Pinochet moa samy mahalala, fa @ anaran'ny anti-komionisma, dia namono olona an'alin-kisa. Dia nanontaniana i ramatoa vadiny ny @ ireo maty, dia hoe politika izany, fa tena tsy mahakitika ny consciencec-ny. Ary tena "mpivavaka" be i ramatoa sy i bainina, ary hotry ny notsofin'Andrmntra rano mihintsy hono izany izy @ nataony izany.
Fa nony taty aoriana, dia tratry ny alokany ihany zareo, nohenjehin'ny Fitsarana. Dia nody nanao hoe "marary-ho-faty" ireny, ka dia hoe "hamindrao fo". Dia namindra fo tokoany moa ny olona. Fa vao afaka ny figadrana ireto izy, ka tonga tany Chili, dia "sitrana" tampoka. Dia hoz'i ramatoa : TENA SITRAPON'ANDRMNTRA IZANY, FA NIVAVAKA FOANA ZAREO.
Ka azo kaotina hoe FAMINDRAM-PON'ANDRIAMANITRA koa ve izany ry Ydifas, ny mbola mampiriaria an'i Ramatoa Pinochet, ka izay famonoan'olona an'alin-kisa mihantona eo ambony lohany izany, dia .. efa madio ny rano nitany, hoz'i Atra???

3. rhaj0
(
26/04/2016 16:14)
Ka dia "nanararaotra" tokoany izany i Ramatoa Pinochet eee...
T@ io fandaharana io ihany, dia i Ramatoa Franco (diktatera espaniola) koa no noresahina. Tsy nampihetsi-bolomasoa an-dRamatoa Franco koa ny olona maty an'alin-kisa tao Espana, fa mivavaka dia basy. Ary i Ramatoa Franco sy i bainina azany moa, dia tena notohanan'ny leglizy espaniola mihinitsy, t@ ireny fotoana namonoany olona an'alin-kisa ireny.
Ka dia masina masina aaa... madio koa ny conscience-n'i Ramatoa Franco, araka ny nobitsihan'Andrmntra taminy tanaty vavaka lavereniny tao, ary izany dia h@ nahafatesany.. ny volabe nahodiny, sy ny firavaka volamena vatosoa narapany, dia mbola iriarian'ny zanaka aman-jafiny..
izany dia eo ambony hatsembohana sy rA ary tsikokon'ireo olona an'alin-kisa maty t@ izany... ary eo ambany fiahian'Andrmntra

4. ydifas
(
27/04/2016 02:46)
rhaj0:

Salama rhajo,
Tsy araka ny fijerin'ny olombelona anie ny fiasan'Andriamanitra e!
Afaka ny hanamari-tena ny tsirairay amin'ny fombany avy fa Andriamanitra no mpandinika ny voa sy mpamantatra ny fo ka tsy misy miafina Aminy fa mihanjahanja eo daholo.
Ny fibebahana Aminy dia làlana iray ahafahany mamela ny olombelona satria: "Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po". (Ohabolana 28/13).
Manaraka izany, famonjena ny fanahy no tanjon'Andriamanitra ka miendrika Fitiavana antsika amin'ny fanehoany ny Famindram-pony isan'andro isa-minitra ary isa-tsegondra izany.
Ka raha manana fisainana milamina aho (conscience tranquille) taorinan'ny zava-mamoafady nataoko dia efa nanary ny fahatahorako an'Andriamanitra aho amin'izay fotoana izay, efa tsy manana ny fanantenana nampanantenain'i Jesosy ny olombelona rehetra aho dia ny fiainana mandrakizay izany.
Farany, ny harena ampanantenain'Andriamanitra dia tsy zavatra mora lò tahaka ny volamena na vatosoa na volabe: "Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra. Fa MIHARIA HARENA HO ANAREO ANY AN-DANITRA, izay tsy misy kalalao na harafesina manimba, sady tsy misy mpangalatra manamitrano na mangalatra. Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao" (Matio 6/19-21); Satria tsinona mampanaonao foana ny "fitiavan-karena" ary voalaza fa fototry ny ratsy rehetra izany (1 Timoty 6/10).
Koa araraoty ny tena Famindram-pon'Andriamanitra hiantorahana Aminy sy hanangonana harena tsy mety levona izay ampanantenainy mandraka ankehitriny fa tsy hanaovana adaladala sy zava-mamoafady handratra ny Fony.
Eny, fa na misy aza izany dia MBOLA TENA TIA ANTSIKA REHETRA FOANA IZY ka MAMINDRA FO AMINTSIKA, mamela sy tsy mahatsiaro ny fahadisoantsika ary minia manankipy ny Masony tsy hijery antsika ho "mpanota" (mp = efa fanao ie ohatra: mpianatra > ny fanaony dia mianatra, mpanjaitra > ny fanaony dia manjaitra...) fa tahaka ny marary no ijerevany antsika "Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody, fa ny marary; tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka." (Lioka 5/31-32).
Ny Fiadanan'i Jesosy anie ho amintsika rehetra
5. stahtam
(
27/04/2016 05:40)
[quote=ydifas]
"Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay matahotra an'Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.... Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony. Fa ny teninao no hanamarinana anao, ary ny teninao no hanamelohana anao...Ny famindram-pon'i Jehovah no tsy nahalany ritra antsika, fa tsy mitsahatra ny fiantrany. Vaovao isa-maraina izany; lehibe ny fahamarinanao. Jehovah no anjarako, hoy ny fanahiko, ka dia hanantena Azy aho." (Mpitoriteny 8/11-12; Matio 12/36-37; Fitomaniana 3/22-24)
NDEHA ARARAOTINA IZANY FAMINDRAM-PON'ANDRIAMANITRA IZANY SATRIA SAMY HOVALIANA ARAKA NY ASANTSIKA AVY ISIKA E!
Mahereza daholo
[quote=stahtam]
Asa raha voarainao ilay fanontaniana mba napetrako izay fa indraindray ity serasera ity toa misy olana kely ka averiko ilay fanontaniana e! Versets bibliques no ampiarahinao @ io anarana hoe ANDRIAMANITRA io nefa talohan'ny nidiran'ny baiboly teto no efa nahalala azy io ny Malagasy teto, ka iray ihany ve ireo?
6. rhaj0
(
27/04/2016 16:08)
rhaj0:
Ka dia "nanararaotra" tokoany izany i Ramatoa Pinochet eee... madio koa ny conscience-n'i Ramatoa Franco, araka ny nobitsihan'Andrmntra taminy tanaty vavaka lavereniny tao...
izany dia eo ambony hatsembohana sy rA ary tsikokon'ireo olona an'alin-kisa maty t@ izany... ary eo ambany fiahian'Andrmntra
ydifas:
Tsy araka ny fijerin'ny olombelona anie ny fiasan'Andriamanitra e!
Izaho k'lou nahita iilay t@ TV5 dia tena rikoriko tanteraka mihintsy eee... nIvanitihan'i Ramatoa Pinochet fotsiny ny resaka momba ireo olona AN'ALIN-KISA MATY...
Ary i Ramatoa Pinochet dia MINO (tahaka anao) fa izany ny "fiasan'Andriamanitra".
Izay no maha-loza-tany an'ity Finoana ity..
- Tonga dia "mino" ary manandra-tena ho madio conscience ity Krisitiana, rahefa avy manao ny "vavaka lavareniny" ao.
- Dia ireo voa indray moa, ka Krisitiana, dia "mino" ary miandry an'Andrmntra (tsy misy), dia miaritra ny maimbo ao anatin'ny "vavaka lavareniny" ao.
7. endriny
(
29/04/2016 04:44)
ydifas:
NDEHA ARARAOTINA IZANY FAMINDRAM-PON'ANDRIAMANITRA IZANY SATRIA SAMY HOVALIANA ARAKA NY ASANTSIKA AVY ISIKA E!
Tena Kristianina marina tokoa tokoa tokoa ianao