Nosy voafidy i Madagasikara!

1. Rafieritreretana ( 22/03/2016 19:05)
https://www.youtube.com/watch?v=bdtbBgXu8sk
répondu par endriny le 29/03/2016 15:00
2. stahtam ( 23/03/2016 07:45)

[quote=Rafieritreretana]
https://www.youtube.com/watch?v=bdtbBgXu8sk
[quote=stahtam]
Rehefa manjaka i Davida kely dia tena ho lafatra ny fiainantsika e!
3. rhaj0 ( 23/03/2016 17:37)
IZA? Iza kay i Davida kely, raha tsy mahadiso? Misaotra.
4. stahtam ( 24/03/2016 05:18)

[quote=rhaj0]
IZA? Iza kay i Davida kely, raha tsy mahadiso? Misaotra.
[quote=stahtam]
Ilay Davida kely dia ho Président eto Madagascar fa mbola andrasana satria faminaniana. Radio 97.2Mhz no nilaza an'io. Efa candidats nilatsaka ho Président t@ 2013 iny izy fa tsy lany.
5. rhaj0 ( 24/03/2016 16:29)
i Andriamparany Benjamin Radavidson ve ??
io no hany David nilatsaka tao hozy wiki
6. stahtam ( 25/03/2016 04:39)

[quote=rhaj0]
i Andriamparany Benjamin Radavidson ve ??
io no hany David nilatsaka tao hozy wiki
[quote=stahtam]
An! an! an! ka! Davida kely (mpanjaka ao anaty baiboly izany), mbola andrasana.
7. RBNIR ( 25/03/2016 12:53)

stahtam:


[quote=rhaj0]
IZA? Iza kay i Davida kely, raha tsy mahadiso? Misaotra.
[quote=stahtam]
Ilay Davida kely dia ho Président eto Madagascar fa mbola andrasana satria faminaniana. Radio 97.2Mhz no nilaza an'io. Efa candidats nilatsaka ho Président t@ 2013 iny izy fa tsy lany.


stahtam:

IZA? Iza kay i Davida kely, raha tsy mahadiso? Misaotra.
[quote=stahtam]
Ilay Davida kely dia ho Président eto Madagascar fa mbola andrasana satria faminaniana. Radio 97.2Mhz no nilaza an'io. Efa candidats nilatsaka ho Président t@ 2013 iny izy fa tsy lany.

Fa ahoana koa ity hafatrao ity ry stahtam a!
Ngah moa tsy mitady ilay tsy misy kilema indray ianao io???
Sa lasa mpampita ny hafatr'i episkopo indray ity ianao ity ankehitriny??

Hoy Jesosy hoe « Jesosy namaly hoe: Ny fanjakako tsy avy amin'izao tontolo izao; fa raha mba avy amin'izao tontolo izao ny fanjakako, dia ho niady ny mpanompoko, mba tsy ho voatolotra tamin'ny Jiosy Aho; nefa ankehitriny tsy avy amin'izany ny fanjakako. » (Jao.18:36)
« Izay* milaza fa mitoetra ao aminy izy, dia tsy maintsy mandeha toy izay nandehanany koa. » (1 Jao.2:6)

Nisy fotoana ary Raha saika hosamborin'ny olona atao mpanjaka IZY dia nefa nandositra:
Ka hoy aho hoe, IZY marina v no andrasantsika sa hafa e???

Sao dia mba tsy IZY kosa ary no nampianatra an'izany olona mitarika anao izany namana!!! Eritrereto ihany fa mahalasa eritreritra an......

Efa nisy fotoana ange ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao efa natolotra an'ingairainy e!

« Ary ny devoly nitondra Azy Indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, » (Matio 4:8)
« dia nanao taminy hoe: Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao. » (Matio 4:9)

Efa tsy miditra an-tsehatra amin'ny fanjakana eto amin'izao tontolo izao intsony IZY nanomboka tamin'io fotoana io ary Jesosy nahafantatra tsara an'izany.......
8. endriny ( 28/03/2016 04:29)
Firenena voafidy Lafrantsa e... Tsy maintsy miankohoka aminy izao rehetra aty Madagasikara izao...

Amen
9. RBNIR ( 29/03/2016 07:02)
Ity no porofo fa efa natolotra ny devoly marina tokoa ny fahefana rehetra eto amin'izao tontolo izao ary dia izy no manome izany amin'izay olona tiany.....

« Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin'ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy; » (Lio.4:6)
10. rhaj0 ( 29/03/2016 10:56)
RBNIR:
natolotra ny devoly marina tokoa ny fahefana rehetra

Dia IZA no nanolotra ny fahefana ho an'ny Devoly re ry RBNIR?... hi hi hi... tsisy afa-tsy ilay Andrmntra (imaginaire) io eee...

Ilay rôle (Atra) izany hono no manome ny fahefana ho an'ilay sidekick (Devl), dia ilay sidekick "manome ny fanapahana" an'ilay olona ratsy fanahy. Dia avelan'ilay rôle hanao ny ataony ilehio, hitsapany ny valala be mandry raha tena tia ilay rôle tokoany ireto valala ireto. Dia izay "mivavaka" @ ilay rôle ihany no ho voavonjy, ka hampiasain'ilay rôle ny tena "fahefany".

ntsss.... tena mba tsy alehany koa izany anganom-baiboly izany..
11. endriny ( 29/03/2016 15:00)
Ohatran'ny mampanontany tena ihany ry RBNIR iay fanambakana ataonareo Kristianina a...

Kay efa nomena an'i Devoly izany ny eto an-tany. Ny olona ve tsy ao anatin'izany? Sa ny olona moa eny amin'ny habakabaka?

Dia eto an-tany ihany ny olona ka... Ka efa nomena an'i Devoly hanjakany ireo... dia ahoana indray kosa no mbola Jesosy hanavotra an'ireo indray?

Toa lasa bandy sy raolina aza izy izany

Izany hoe misaotra anao ihany nitondra porofo toa itony mampiharihary ny fanambakana atao amin'ny laika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2943