Ny Katolika sy ny fahasalamam-bahoaka

1. rhaj0 ( 16/03/2016 12:53)
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=52155:vaccin-contre-la-poliomyelite-dans-les-ecoles-les-ecoles-catholiques-s-y-opposent&catid=42&Itemid=109
Vaccin contre la poliomyélite dans les écoles: Les écoles catholiques s’y opposent

Inona indray ny lojikam-Baiboly lazain'ny Katolika eto hono rey olona aaa ????
répondu par vahiny2004 le 24/04/2016 17:02
2. Fiffi ( 16/03/2016 13:02)
inn moa no hidiran'Baiboly am zay fanapahank'hevitry diocèse na ny hafa am zay vakisiny ?

...mba vakio tsara aloha ny voalaza ao am io gazety io fa tsy misy hidiran'Baiboly na dé pitiny aza....



gazety:
à l’école ce sera difficile d’exclure ou d’inclure les enfants dans le processus si tout le monde ne participe pas. Raison pour laquelle nous refusons l’alternative de faire les vaccins dans les établissements scolaires car nous prônons l’égalité. Qui plus est, nous respectons le droit de chaque parent et nous croyons que ces derniers feront le nécessaire pour la santé de leurs enfants ».



très sage décision de leur part....
3. rhaj0 ( 16/03/2016 13:13)
Asa ahoana ny ao @ misy anao ao ry Fiffi.. fa aty aminay aty Ontario, dia
- any ampianarana no manao vaksiny ny ankizy, fa izay no pratique
- izay ankizy tsy manao vaksiny, dia ahantona tsy mahazo mianatra ambara-pahavitany vaksiny

Rahefa areti-mifindra no tsinjovina @ alalan'ny vaksiny, dia raha ny fahateren-tsainao no tsy hanaovanao vaksiny, dia azo leferina raha toa ka mitoka-monina ianao. Fa ianao raha sanatria marary eo, dia mamindra sy manasarotra ny fiainan'ny sosaity.. dia io ilay hoe, mba mahaiza miaina (anaty sosaity) eee....

4. hery ( 16/03/2016 13:36)
Ohatry ny tsy misy fahateren-tsaina na resaka finoana akory io :-) (sa manjary manao fihinanana am-bolony tahaka ny ataon'ny sekta koa rhaj0 ?)

Fanerena ny fanjakàna io mba hiandraikitra ny adidiny. Andraikitry ny fanjakàna ny fanaovana vakisiny ny ZAZA rehetra tsy misy tombo sy hala.

5. vahiny2004 ( 16/03/2016 14:55)
Voalohany : fahasalaman'ny vahoaka ve sa liquidation de stock des vaccins avy any tany tandrefana , business ho an'ny indutries pharmaceutiques ?

Tadidio tsara fa nanova ny calendrier de vaccination ny any Europe, dia tsy maintsy hailika quelque part ilay vaksiny ambiny dia tsy maintsy mahazo ny anjarany Afrika e .

Faharoa : efa betsaka ny RàR any Europe manda vaksiny , indrindra ny vaksiny mifangaro ary mandeha be ny tractation hanaovana vaksiny tokana ( fa tsy mifangaro, DTCP ) satria misy effets secondaires be loatra ireo mifangaro, indrindra moa ny adjuvant ampiasaina . Dia atao aiza ilay vaksiny ? Aleo amidy any Afrika e

Tsisy idiran'ny katolika aloha hatreto ny fiijeriko azy ankoatry ny hoe ny mason'ny katolika angamba no miiratra :-)
6. rhaj0 ( 16/03/2016 18:38)
vahiny2004:
Voalohany : fahasalaman'ny vahoaka ve sa liquidation de stock des vaccins avy any tany tandrefana , business ho an'ny indutries pharmaceutiques ?

https://en.wikipedia.org/wiki/Polio_vaccine
Polio vaccines, are vaccines used to prevent poliomyelitis (polio).[1] One type uses inactivated poliovirus and is given by injection (IPV), while the other type uses weakened poliovirus and is given by mouth (OPV). The World Health Organization recommends all children be vaccinated against polio


Today, only 2 countries (Afghanistan and Pakistan) remain polio-endemic

http://www.who.int/csr/don/24-july-2015-polio/en/
In Madagascar, 8 new cases of circulating vaccine-derived poliovirus type 1 (cVDPV1) have been confirmed, with dates of onset of paralysis ranging from 22 April to 29 May 2015.



Fa marina ny anao fa, ohatra, ireo vaksiny grippe, ohatra t@ andron'ny mpanongam-panjakana, sy i Profesorabe Tehindrazanarivelo no ministra, dia.. sirika be fa vaksiny mila ecouler-na.. satria ny vaksiny gripa dia isan-taona dia havaozina
7. rhaj0 ( 18/03/2016 16:14)
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/sante-publique-des-cas-de-paralysie-flasque-detectes-58432/
Nouvelle frayeur. Les agents de vaccination ont détectée dix sept cas d’enfants atteints de la paralysie flasque aigüe (PFA) et suspectée d’être de la poliomyélite, lors des deux premiers jours de cette 7e campagne de vaccination contre la poliomyélite. (..) La présence de quelques enfants non vaccinés parmi ces 17 cas suscite, toutefois, l’inquiétude car la non immunisation facilite la propagation du virus, d’après les explications des scientifiques.


Fa dia inona ho'a ny lojikam-Baiboly lazain'ny Katolika.. Raha any am-pianarana no azahoana manao vaksiny ny ankizy, inona no olana. Zavatra tokony ho obligatoire io, fa tsy hanaovana resak'eh na lalaovina toa io ny fahasalamam-bahoaka. Angaha vitavitan'ny manipy tanana any an-danitra sy migonongonona ao raha marary eo ny Ankizy?

Mandaginina fa tsy mahatsapa mihintsy ve ny olona fa olona criminel mihintsy anie izao miteniteny foana izao ee ????
8. rhaj0 ( 31/03/2016 22:57)
Eto koa izao dia hoe, "ay am-pianarana" no atao ny ady @ bevohoka nefa mbola mpianatra
Madagascar to combat teenage pregnancy through school curriculum

Dia ho avy indray izao ve ry Katolika, dia hoe, TSY any am-pianarana no fanaovana an'izany. Dia ny fialana sirika fangolika dia mody hoe, mba ho "Fanerena ny fanjakàna io mba hiandraikitra ny adidiny. Andraikitry ny fanjakàna ny (..) ZAZA rehetra tsy misy tombo sy hala."

... nefa efa fantatra foana ny agenda miafin-dry Katolika (sex=ota)

Efa ho 1/3-n'ny ankizy mpianatra latsaky ny 18 taona nefa bevohoka izao, hozy i RFI io. Koa na misy 1 fotsiny azany ao an-tsekoly dia efa scandale be izany. Dia voalaza koa fa misy ankizy valo io voan'ny polyo io.

Ka dia lalaovin-dry olom-beantitra Katolika fotsiny ho'a ny fahasalamam-bahoaka eeee... Angaha manaikitra ny conscience-ny akoriny ny fahasimban'ny fiainan'ny Ankizy, fa vitainy @ ngonongonona ao fotsiny, dia mitsiky izy dia ampy hono eee...
9. vahiny2004 ( 24/04/2016 17:02)
Dia tohizako ary ny resako, volana octobre 2015 nandeha taty M/car aho, tonga teo Ivato dia hoe mila manao vaksiny polio hono , eo @ aéroport . Dia OK, nanao vaksiny

Noho ny antony manokana dia niverina taty indray izao, 6 volana eo ho eo izany ny elanelany. Dia hoe mila manao vaksiny polio hono, teo Ivato ihany . Dia hoe jereo ny anarako fa efa nanao aho t@ Oct 2015. Dia hoy ilay iraikalahy hoe mila manao rappel e , dia hoe fa isaky ny inona ny rappel ? Dia hoy izy isaky ny herinandro raha ilaina aza ...

Aleo aloha aloha hihomehy :-D
Aiza ny sériosité n'ity raharaha iry

Ento aho ray tongotro fa ilay iray nataoko t@ oct 2015 aza nanenenako !!! Liquidation de stock ve ity sa tena fahasalamam-bahoaka ???

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4778