Vao misy sujet mandeha be eto de misy mijapy manao PUB!
1. Strong3
(
17/12/2015 08:44)
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla
nga tsy mahay miadihevitra tsotra sy mampalalaka ny saina miresaka eh
aleo aza tonga dia mivanikika ohtran'ny ramosélela rehefa tsy homatotra ihany isika amin'ny fifanakalozan-kevitra , raha izay no izy :-)

répondu par Strong3 le 21/12/2015 05:41
2. SP-TCA_3
(
17/12/2015 08:52)
Fa in ony le tanjona @zany oe http://www.smilchat.net/emoticone/show-biz/oye.gif blablablablablablablablablabla zany e!
3. Strong3
(
17/12/2015 09:02)
SP-TCA_3:
Fa in ony le tanjona @zany oe blablablablablablablablablabla zany e!
[img]smilchat[/image]
(...) iny :-)
ny tanjon'izy ireo amin'izany dia ny hampahalala anao fa misy ry zareo fa mba jereo sao mety aminao!
manao amboletra nefa ry zareo fa hoe mila enoina fa raha tsy izany dia , very , devoly, hanenina ... sns
ka ilay partage dia mivoana eto, tsy olona malala-tsaina no miresaka fa olona manao amboletra sy tery vaimanta
HENOY ZAHAY, ZAY NO TENA MARINA , IZAHAY NO TENA IZY .... blablablabla
hany ka lasa adin'ny samy be marenina sy rapetsambava no eto ...
izay marary fo maka sisiny hihihihi :-)
4. vahiny2004
(
17/12/2015 09:42)
Strong3:
nga tsy mahay miadihevitra tsotra sy mampalalaka ny saina miresaka eh
Mba omeo cours @ fampiadi-kevitra sy fampalalahana saina ary fa nareo izany toa mahay azy
5. Strong3
(
17/12/2015 10:28)
hay moa manahirana sy mila enara be koa izany??? ...
neveriko fa mandeha hoazy ary kou !
raha gasy ianao dia mandehana mba makany ambanivohitra de henoy ny resaka eo ampisoronana afon-dry dadabe sy ny akohonany ao fa mirindra sy milamina ary mifampihaino ny avoko izy ireo na misy vahiny2004 aza tonga ao !

6. RBNIR
(
17/12/2015 10:43)

efa tany marina v i strong io????
7. Strong3
(
17/12/2015 11:16)
indriii ...!!! afaka hiresaka izany ve raha tsy nahita?
fa ny vahiny moa izany rehefa tonga eto dia manampepo avy hatrany hoe : ....
fa nenay ihany no marina , fa soa hoa fa nisy ny baiboly hiarahamanana ka tsy misy ambakaina fa ny ao no loarana ho eo ampisoronana afo mba hampazava ny resaka
[size=4] tandremo indray ka hanondrana hanisy rohy hoe aty jereo sy hoe very raha vao tsy mivavaka eo ary , mody midikiditra manao teny malefaka eo :-) [/size]

8. SP-TCA_3
(
17/12/2015 11:25)
Strong3:
SP-TCA_3:
Fa in ony le tanjona @zany oe blablablablablablablablablabla zany e!
[img]smilchat[/image]
(...) iny :-)
ny tanjon'izy ireo amin'izany dia ny hampahalala anao fa misy ry zareo fa mba jereo sao mety aminao!
manao amboletra nefa ry zareo fa hoe mila enoina fa raha tsy izany dia , very , devoly, hanenina ... sns
ka ilay partage dia mivoana eto, tsy olona malala-tsaina no miresaka fa olona manao amboletra sy tery vaimanta
HENOY ZAHAY, ZAY NO TENA MARINA , IZAHAY NO TENA IZY .... blablablabla
hany ka lasa adin'ny samy be marenina sy rapetsambava no eto ...
izay marary fo maka sisiny hihihihi :-)
Ka iza hono izy io?? :-(
9. Strong3
(
17/12/2015 11:39)
hiteny eo foana zareo rehefa tezitra hanaovana ity post ity eh hihihi... :-)
10. RBNIR
(
17/12/2015 12:26)
Strong3:
indriii ...!!! afaka hiresaka izany ve raha tsy nahita?
fa ny vahiny moa izany rehefa tonga eto dia manampepo avy hatrany hoe : ....
fa nenay ihany no marina , fa soa hoa fa nisy ny baiboly hiarahamanana ka tsy misy ambakaina fa ny ao no loarana ho eo ampisoronana afo mba hampazava ny resaka
[size=4] tandremo indray ka hanondrana hanisy rohy hoe aty jereo sy hoe very raha vao tsy mivavaka eo ary , mody midikiditra manao teny malefaka eo :-) [/size]
Araho ny rohy namana.......
12. RBNIR
(
17/12/2015 14:43)
Strong3:
manisa fotsiny isika ry SP-TCA_3>> anh... :-)
Ilay rohy aza mbola tsy fantatrao akory....Madio v ny fonao ry namana???
13. 5laody
(
17/12/2015 17:14)
Vao misy sujet mandeha be eto de misy mijapy manao PUB!
cours acem, cours acem,
cours acem eo ampitan'ny station jovenna
station jovenna, akaikin'ny epicerie mahatoky
epicerie mahatoky: ny mora indrindra ny tsara indrindra toy ny
papoose tsara ery,
papoose maha teho tia
papoose be mpankafy
papoose no tena biscuit!
Tonga ao @ BATA PIM e!!!
PIM ilay botte de pluie,
tsy matahotra rano na fotaka,...
kisoka mapiangola , mapidoladola sy mampiangolangola
aza adino ary: eo Antsahamanitra no fotoanantsika ny Sabotsy
ho avy izao, taomy ny tapaka sy ny namana.
adinoko ny nanao piban' i gogola fa misy mpahay azy eto.

14. Yahl
(
17/12/2015 17:16)
Strong3:
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla
nga tsy mahay miadihevitra tsotra sy mampalalaka ny saina miresaka eh
aleo aza tonga dia mivanikika ohtran'ny ramosélela rehefa tsy homatotra ihany isika amin'ny fifanakalozan-kevitra , raha izay no izy :-)
Yahl
Efa diso be loatra raha ny ady hevitra; Ary ny fanaporofoana tena feno. Fa tsy misy marenina toy ny tsy te hihaino ary tsy misy jamba toy ny tsy te hahita. Fa ny ambonareo mpitandrina didy folo sy ny ampahan' ny lalàn' i Môizy no mandifotra anareo in-droa lavitra toy ny maha zanaky ny helo(Matio 23: 15 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa mandeha mitety ny ranomasina sy ny tany maina ianareo mba hahazoanareo na dia iray ihany aza ho proselyta; ary rehefa azonareo izy, dia ataonareo zanaky ny helo mihoatra indroa noho ianareo aza.
Ianareo sy ny tsy mpino sy ny tsy misy andriamanitra rehetra misera ato anatin' ity serasera ity
Tsy azo intsony koa izany izao ny tiana ambara?!!!
15. Yahl
(
17/12/2015 18:24)
Strong3:
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla
nga tsy mahay miadihevitra tsotra sy mampalalaka ny saina miresaka eh
aleo aza tonga dia mivanikika ohtran'ny ramosélela rehefa tsy homatotra ihany isika amin'ny fifanakalozan-kevitra , raha izay no izy :-)
Yahl
Raha nahay niady hevitra malalaka enaw sy ny mpivanitika namanao rehetra sy tsy namingavinga sy manodinkodin-dresaka, ka namaly araka ny hitsiny na mitsotra sy manontany rehefa tsy mahalala, dia izay no matotra sy malala-tsaina.
Indrisy fa tsy izay no niseho teto anefa.
Ny resaka fitoriana ataonay eto, tsy manery olona ho resy lahatra rehefa tsy mino izy. Matio24:14 Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany
Tena tsy mitovy @ torianareo rehetra eto ambonin' ny tany ity Yahoshuah mandrava ny lalàn' i Môizy sy ny didy folo ity. Tena couloir kely sarotra hoan' ny olona rehetra io lalana io. Izany no antony hitoriana azy io maneran-tany, miainga avy eto Madagasikara.
Aiza ny tany tsy mahalala an'i Jesôsy sy Zezo, Jesus, Jésus sns eto ambonin'ny tany, sy milaza fa mpanota daholo izy rehetra voafitaky ny mpitondra fivavahana sandoka hatrizay?
Dia ianao Malagasy nampianarin'ireo vahiny ny fitandremana ny didy folo indray ve no hitory azy ireo izany ankehitriny?
Aza mba vendrana ho'ah!
Mety aminareo ny mivadika ho Jiosy Gasy koa,@izay mba milahatra @ireo Hebreo miezaka mafy ny ahatonga ny olona rehtra ambonin' ny tany hitandrina ny DXLM .
Izao indray hankalaza ny Krismasy ianareo; Moa tsy fantatrareo angaha fa ny Jiosy ihany no namono ilay zanak' Andriamanitra ? Tsy fantatrareo koa angaha fa manana lalàna ny Jiosy hoe "AZA MAMONO OLONA"? Fa ry zareo mihintsy no nihogahoga mafy hoe "HOMBOY" ? Fa naleony nosoloina an' i Barabasy jiolahy!!! Fa na i Pilato tsy mpitandrina didy folo aza mba niteny fa tsy misy heloka io lehilahy io.
Dia ny mpandika lalàna sy mpamono olona toy izany no arahinareo ankehitriny sy mampitandrina anareo ny lalàna tsy natao anareo sady mampanaonao foana anareo ankehitriny! Mankalaza devoly!!!!!!
16. endriny
(
18/12/2015 04:41)
IO izany raha vao asiana mpanondro hoe: Ianao, Ianareo
Dia efa tsy ny hevitra intsony no ampiadiana fa ny olona mihintsy
Fa io moa samy nianatra tany an-tranony avy ka dia samy manala ny eo ambaravarany

19. SP-TCA_3
(
18/12/2015 06:59)
Yahl:
Strong3:
eto jerena eh, ity no tena izy eh, very izay tsy any aminay eh, devoly ianareo eh ... hoy hoy eeeh... Blablabla
nga tsy mahay miadihevitra tsotra sy mampalalaka ny saina miresaka eh
aleo aza tonga dia mivanikika ohtran'ny ramosélela rehefa tsy homatotra ihany isika amin'ny fifanakalozan-kevitra , raha izay no izy :-)
Yahl
Raha nahay niady hevitra malalaka enaw sy ny mpivanitika namanao rehetra sy tsy namingavinga sy manodinkodin-dresaka, ka namaly araka ny hitsiny na mitsotra sy manontany rehefa tsy mahalala, dia izay no matotra sy malala-tsaina.
Indrisy fa tsy izay no niseho teto anefa.
Ny resaka fitoriana ataonay eto, tsy manery olona ho resy lahatra rehefa tsy mino izy. Matio24:14 Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany
Tena tsy mitovy @ torianareo rehetra eto ambonin' ny tany ity Yahoshuah mandrava ny lalàn' i Môizy sy ny didy folo ity. Tena couloir kely sarotra hoan' ny olona rehetra io lalana io. Izany no antony hitoriana azy io maneran-tany, miainga avy eto Madagasikara.
Aiza ny tany tsy mahalala an'i Jesôsy sy Zezo, Jesus, Jésus sns eto ambonin'ny tany, sy milaza fa mpanota daholo izy rehetra voafitaky ny mpitondra fivavahana sandoka hatrizay?
Dia ianao Malagasy nampianarin'ireo vahiny ny fitandremana ny didy folo indray ve no hitory azy ireo izany ankehitriny?
Aza mba vendrana ho'ah!
Mety aminareo ny mivadika ho Jiosy Gasy koa,@izay mba milahatra @ireo Hebreo miezaka mafy ny ahatonga ny olona rehtra ambonin' ny tany hitandrina ny DXLM .
Izao indray hankalaza ny Krismasy ianareo; Moa tsy fantatrareo angaha fa ny Jiosy ihany no namono ilay zanak' Andriamanitra ? Tsy fantatrareo koa angaha fa manana lalàna ny Jiosy hoe "AZA MAMONO OLONA"? Fa ry zareo mihintsy no nihogahoga mafy hoe "HOMBOY" ? Fa naleony nosoloina an' i Barabasy jiolahy!!! Fa na i Pilato tsy mpitandrina didy folo aza mba niteny fa tsy misy heloka io lehilahy io.
Dia ny mpandika lalàna sy mpamono olona toy izany no arahinareo ankehitriny sy mampitandrina anareo ny lalàna tsy natao anareo sady mampanaonao foana anareo ankehitriny! Mankalaza devoly!!!!!!
hihi, mampalahelo ahy loatra ianao ry namana.........sady zay koa Kristiana fa tsy Judaïste
Iza le devoly lazainao fa ankalazainay? Jesosy Kristy ve?
20. Yahl
(
18/12/2015 10:21)
SP-TCA_3:
hihi, mampalahelo ahy loatra ianao ry namana.........sady zay koa Kristiana fa tsy Judaïste
Iza le devoly lazainao fa ankalazainay? Jesosy Kristy ve?
Yahl
Fantaro tsara alo ny misy anao, ndrao isan' ny mpanara-drenirano fotsiny t@-dry Dadabe sy bebe ary maman sy papa!
Dia izay mihintsy io soratano farany io!!! Tena marina.