fa ahoana kosa aloha no nisy andriamanitrin'ny sera nanova ilay sariko tato eh

1. Strong3 ( 09/11/2015 10:07)
nga tsy misy confidence izy ity fa misokatrokatra ??? virus ve...

mba azavao hoe fa tena fanina za !

répondu par Strong3 le 11/11/2015 05:49
2. RBNIR ( 09/11/2015 11:37)
Dia lasa nisotro toaka koa ngah ny namana strong3 :-) :-) :-)
3. rhaj0 ( 09/11/2015 11:38)
[size=8]trandremo ry Strong3 ngo dia manao toa i Lota ao... araho maso rey olona aaa [/size]:-)
4. Strong3 ( 09/11/2015 12:04)
za efa miteny mazava aminareo (tsy haiko) fa raha tsy mety aminareo ny fipetrahako ato na ny fomba fiteniko na ny momba ahy dia afaka esorina tsy ho mpisera ato za!

fa ilay fa novana tsy aki-era ohatran'izao toa midika fa tsy matotra na ilay , teny miafina na ny adressse email-ko izany dia vakianareo fotsiny ?

miandry fanazavana aho na fanesorana raha avy amin'ny modo izao sary izao
misaotra tompoko!

5. RBNIR ( 09/11/2015 12:14)
miverena amin'ny maha bor2lais anao ry namana strong3 a, aza manao double personnalité eo fa miverena amin'ny maha bor2lais anao........
6. RBNIR ( 09/11/2015 12:16)
P.S : mety tsy tian'ny mpandrindra angamba olona 1 manana compte 2 :-) :-) :-) hi hi hi
7. Strong3 ( 09/11/2015 12:32)
mdr ....

DIA NY FANAHIN'NY MPIAPANGA HOA DIA TSY MIALA eto mihitsy...

i rhaj0 izao efa mahalala tsara an'i bor2lais , ka za vao iray taona no tonga teto no ho bor2lais ahoana???

aza dia mahita atao hoa... :-)


___ HAY MISY MPISERASERA amin'ny fanovana io mihitsy izany ato??? izay fa naverina

ataovy matotra hoa fa efa mba misy olona maro mamaky eto
8. bor2lais ( 09/11/2015 12:35)
RBNIR:

miverena amin'ny maha bor2lais anao ry namana strong3 a, aza manao double personnalité eo fa miverena amin'ny maha bor2lais anao........

:-)
Mahita double angaha RBNIR ao izany ? :-)
Sao dia mamely tena kosa amin'ity teny ity :
RBNIR:

Dia lasa nisotro toaka koa ngah ny namana strong3

:-)
9. RBNIR ( 09/11/2015 12:36)
(otran'ny mampihomehy tokoa aloha ity indray mandeha ity an!!!) ary sao dia i hi hi hi ;-) :-) :-) ihany aza no te hampihomehy olona eto dia ny mpandrindra no homena tsiny(ky)....
10. RBNIR ( 09/11/2015 12:45)

bor2lais:

RBNIR:

miverena amin'ny maha bor2lais anao ry namana strong3 a, aza manao double personnalité eo fa miverena amin'ny maha bor2lais anao........

:-)
Mahita double angaha RBNIR ao izany ? :-)
Sao dia mamely tena kosa amin'ity teny ity :
RBNIR:

Dia lasa nisotro toaka koa ngah ny namana strong3

:-)

Tsy misy ny takona izay tsy haseho e!!! na hiafina tahaka ny inona eo aza ianao ho hita hibaribary ihany io namana bor2lais a,
Bor2lais (ilay dokotera)
Strong3 (ilay raikalahy efa saika nivadika secte fa mbola tsy sahy :-) ) :-) hi :-) hi.....
11. Strong3 ( 09/11/2015 12:49)
dia tsy mitsahatra ny fanahin'ny mpiapanga satria izay no rainy...!

inona moa no anaovako filazana eto raha ny zavatra lazaiko eto no HITENENANKO MAFY toa izao?

___ mety ho marina ny teninao hoe tsy ny modo no nanao io fa mety ny mpikambana tsy faly amiko ngamba (SATRIA HITAKO MBA MAHALALA FOMBA IHANY I HERY, ka nivoaka niteny teto izy raha izy no nanao azy , fa izy mbola tsy tonga dia niverina tamin'ny laony ny sariko)

misaotra na dia izay ihany aza!
12. RBNIR ( 09/11/2015 12:50)
Tsisy mahamenatra ange ry namana fa tsy aleo v miova raha izay no mahasoa e,
Samy mamonjy ny ainy anie e....« Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy. » (Apok.18:4)

Misy fotoana rehefa hita fa "tsy mety" intsony tsy aleo v miala toy izay hiara-maty ao daholo....
13. bor2lais ( 09/11/2015 12:50)

RBNIR:


bor2lais:

RBNIR:

miverena amin'ny maha bor2lais anao ry namana strong3 a, aza manao double personnalité eo fa miverena amin'ny maha bor2lais anao........

:-)
Mahita double angaha RBNIR ao izany ? :-)
Sao dia mamely tena kosa amin'ity teny ity :
RBNIR:

Dia lasa nisotro toaka koa ngah ny namana strong3

:-)

Tsy misy ny takona izay tsy haseho e!!! na hiafina tahaka ny inona eo aza ianao ho hita hibaribary ihany io namana bor2lais a,
Bor2lais (ilay dokotera)
Strong3 (ilay raikalahy efa saika nivadika secte fa mbola tsy sahy :-) ) :-) hi :-) hi.....

Sao mila tsaboina kosa ary ity RBNIR ity !! :-)
14. bor2lais ( 09/11/2015 13:58)
:-)
Fa maninona no nofafana ny post-nao teo RBNIR a ? Tsy nety angaha ?
:-)
15. rhaj0 ( 09/11/2015 14:22)
[size=8]hi hi hi... i Bor2lais koa anie mba hotsahotsan'ny mi-rira zaona eo e... impiry ianao siriko mamafa ny post-nao koa, fa mba izay moa no revinao dia izay izany, koa maninona moa... izaho koa tsinona mba manao an'izany koa noho ny antony samy hafa...

Fa hono ho'a... tena "roa sady iray" (fa tsy 3 no 1) ve nareo sy Strong3 ao tokoany?... hum... hotry ny mitombona tsara koa kouh.... :-)[/size]
16. Strong3 ( 10/11/2015 08:20)
mbola ao ve ny mandrindra ôh!

efa misy mpandrindra mpanakorotana mandimby ianao refa tsy mandray andraikitra!
17. 5laody ( 10/11/2015 13:27)
Momba ny serasera.org :Mpandrindra: ds, hery

Fivavahana, finoana : Mpandrindra:bichette, ravatorano
18. RBNIR ( 10/11/2015 13:47)
Tsy fantatro aloha fa otran'ny hoe namaly izany aho dia avy eo tsy hita ny valiny??? aleo aloha atao hoe nanadino aho mba tsy hitaran'ny resaka!!!
19. rhaj0 ( 10/11/2015 14:49)
[size=8](ntsss... zavatra tsisy naninona naninona akoriny teo fa i Strong3 no mikorataba @ n'a pas eo.. Ny mpandrindra eto zavatra olona azo(ko) atokisana tanteraka.. T@ faran'ny herinandro teo izao tsikaritro nisy olana teknika, fa toa voavahan-drizareo favy ilay izy.. Fa dia isaorana mitafotafo foana ny mpandrindra eto eee... ankasitrahako tanteraka!... Tena ho tO anie izay fanirianareo rehetra, ary mahitA fahasambarana feno..)[/size]
20. bor2lais ( 10/11/2015 16:25)

RBNIR:

Tsy fantatro aloha fa otran'ny hoe namaly izany aho dia avy eo tsy hita ny valiny??? aleo aloha atao hoe nanadino aho mba tsy hitaran'ny resaka!!!

:-)
Toa hafahafa mihitsy ange RBNIR omaly izay e : niresaka toaka, nahita double, sns !
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6356