religieux - genereux
1. rhaj0
(
06/11/2015 16:25)
inty misy fikarohana nataon'olo.. Io izy io, na tianao na tsy tianao.. :-)
http://www.cell.com/current-biology/pdf/S0960-9822(15)01167-7.pdf
Dia ny fanontaniana dia hoe, rahefa "religieux" ve ny olona (na ilay ankizy) dia ho "genereux" kokoa noho ny namany?? --- ny valiny :
- Family religious identification decreases children’s altruistic behaviors
- Religiousness predicts parent-reported child sensitivity to injustices and empathy
- Children from religious households are harsher in their punitive tendencies
Raha adikako gilobaloba (ahitsio raha diso)
1- @ fianakams mpino dia mihen-danja ny fitserana ny namany
2- ny maha-mpino na tsy mpino no mamaritra ny fitantaran'ny r-a-d ny fitserana hananan-janany
3- ny ankizy avy @ fianakms mpino dia masiaka kokoa raha hanabedy
izany hoe, raha ny fahazoako azy, ny zanaka-mpino, raha miolotra zanaka-atheista, dia
- kely fitserana koakoa
- sakay kely rano kokoa

répondu par rhaj0 le 13/11/2015 13:09
2. rhaj0
(
06/11/2015 16:29)
Ka inona moa no nianaran'ilay zaza-mpino ao fa tsy ny r-a-d-mpino-ny ao, sy indrindra, ny angano-mbaiboly nosesefana azy tao.
Raha eraky ny Baiboly (TT) notantaraina azy alohan'ny hatory...
1- tsisy fitserana fa fandripahana (h@ antitra sy zaza tsy manan-tsiny)
2- izay maditra (manota) dia mihinan'ny tsakaokany (tsisy 2eme chance)

3. rhaj0
(
06/11/2015 18:43)
Anaovy tsikaroka tsy miangatra ao @ google
http://lmgtfy.com/?q=religious+more+generous
http://lmgtfy.com/?q=religious+less+generous
Fa dia mitovy ny valiny eee...

4. Strong3
(
10/11/2015 09:23)
diso avy hatrany, tsy mila fikarohana...
mety mpino tsy kristiana izany lazainao izany fa mpino hafa
jereo ireo , mpanambony tena sy mpanozonozona sy mpanalika olona eto ireo fa amin'ireo no manao izany sy mpitaiza zaza ohatran'izany
fa satria izy ireo tsy mbola kristiana fa misababaka amin'ny TT ary , ny mba ahabe mpivavaka ao aminy no mody hitoriany an'i Jesosy Kristy!
ny Mat 5-7 dia mampiseho ny fotokevitra kristiana nampetrak'i Kristy
ka tsy ho marina naoviana na oviana io filazana io raha aminay kristiana!
« Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin'ny devoly ka nifanditra ny amin'ny fatin'i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: "Hananatra anao anie Jehovah". » (Joda 9)
DIA HITA IZANY FA IZAY TSY MANANA IZANY TOETRA IZANY dia io lazain'i rhaj0 io !!!!

5. rhaj0
(
10/11/2015 11:17)
Ny Devoly resahina(re)o io anie [size=4](concept)[/size] kristiana ee... Jereo ny an'ny Jiosy fa samy hafa noho ny an'ny Kristiana (https://en.wikipedia.org/wiki/Devil).
Ary tsisy [size=4](koa)[/size] izany Devoly izany @ Atheista.. sy ny Siantista

6. Strong3
(
10/11/2015 12:19)
rhaj0:
Ny Devoly resahina(re)o io anie [size=4](concept)[/size] kristiana ee... Jereo ny an'ny Jiosy fa samy hafa noho ny an'ny Kristiana (https://en.wikipedia.org/wiki/Devil).
Ary tsisy [size=4](koa)[/size] izany Devoly izany @ Atheista.. sy ny Siantista
fa inona izany ireny sary matsiravina lava rambo any aminareo ireny? HIHIHI :-)
ary ireo trano misy angatra any nga inona
devoly = mpiapanga = mpanohitra an'Atra= mpamitaka = mpisandoka (endrika, toetra, fanao...sns)
7. rhaj0
(
10/11/2015 13:12)
Ka tena hotry ny tena ao @ ilay faminanianao Strong3 tsara mihintsy kosa anie izany io vokatry ny fikarohana nataon'olo io , hoe "ny Kristiana [size=4]"tsy tena izy"[/size] dia kely fitserana sady sakay kely rano" eee... be dia be izy ireny no toa izany.
8. Strong3
(
11/11/2015 09:31)
dia jerevo amin'ireo mpanao azy izany kou , ny voa no hamataranao ny hazo hoe tena kristiana sa devoly
9. rhaj0
(
12/11/2015 12:34)
ka ny "voa" namantarana ny Kristiana maro (tsy "tena izy" araka ny finoan'i Strong3) izany no naha-maro isa ny olona "kely fitserana sy sakay kely rano" eee... Sady tsy mba mitsetra zareo no vao mainka koa masiaka...
Taizao @ tokony ho izy @ izay ho'a ny ankizy f'efa 2015 ny taona eeee... ny antitra no efa (tsy) "avotra" (intsony); av'lao zareo hanonofy ny fiainan-tsi-hitany ao, fa ny ankizy ampirisihina mikezaka ho tsara @ fiainana-hita...

10. Strong3
(
13/11/2015 12:29)
ka ilay paradisa tany nampanantenain'i sosialista tsy hita dia io no mba hitan'i kristiana re ry rhaj0 fa aza dia marary fo eo hoa
ary ny kristiana no nahita fiadanana lehibe indrindra rehefa tsy ho tonga amin'ny paradisa antany dia mino fa na tsy manana aza ety antany dia hiadana any andanitra any
saingy mba tsy hampigiraobaka ilay paradisa any dia nasiana fepetra sy lalàna sns...
hihihih :-) .... mino aho fa kaopy i rhaj0 amin'izay resaka izay :p

11. rhaj0
(
13/11/2015 13:09)
Iieee... raha ny fazahoako azy, dia io revy "paradisa" io mihintsy no mahatonga ny olona ho "tsisy fitserana sy masiaka @ hafa", satria hotry ny hoe, efa voafaritra tsara io ilay "lalan-kita-kisoa", ka dia "apondra maditra" daholo izay mivily lalana, ka mila kapehana mafy, na koa mendrika (azy) ny ho faty ...
Rahefa TSY mino an'izany revy izany anefa ianao, dia flexible sy tolérant kokoa... satria, sahala @ ilay resaka taloha elabe, dia kaopy tsara ianao hoe, samy manana ny reviny sy ny lalany rahefa miakatra an'i Kilimanjaro..