olana aram pitiavana
1. SYLLA8
(
09/10/2015 04:06)
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n htaok f htako miark @olon kf iz?@zao manko zah vao tia az
répondu par SYLLA8 le 25/10/2015 14:15
2. Hasnfan
(
09/10/2015 14:54)
Tod de kôzio iz e!elah ary ve band sa pelak no tsy sah iresaka @sipa??sôd lasa ny alika vô hanangom-bata ka taraik eo!
3. Fiffi
(
09/10/2015 19:19)
SYLLA8:
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n htaok f htako miark @olon kf iz?@zao manko zah vao tia az
ataovy teny Malagasy fa tsy misy fantatra ny tiana lazaina.....
5. vahiny2004
(
13/10/2015 09:39)
Fiffi:
SYLLA8:
slm!miptrak et Fianarantsoa,hianatr no anton diako eto!ms vehvv i1 hitak t@za tong teto fantak f tia ah iz nf za ts mhasak mirska amny sd zah kw tn sahiran @ fianarko(manw mathmitq manko zah) inn n htaok f htako miark @olon kf iz?@zao manko zah vao tia az
ataovy teny Malagasy fa tsy misy fantatra ny tiana lazaina.....
Tena marina ry Fiffi !!!
6. SYLLA8
(
13/10/2015 10:29)
zah mipetrak eto F/tsoa! manao maths @ fac science ka t@zah tonga teto dia nahita vehvavy iray k hitako f tia ah iz,na zah koa ar tia az.hitako miaraka @lehlahy iray iz ka zao zah vao sanganehana! inon no hataoko f @zao zah vao tia an io vehvavy io?
7. vahiny2004
(
13/10/2015 12:20)
SYLLA8:
zah mipetrak eto F/tsoa! manao maths @ fac science ka t@zah tonga teto dia nahita vehvavy iray k hitako f tia ah iz,na zah koa ar tia az.hitako miaraka @lehlahy iray iz ka zao zah vao sanganehana! inon no hataoko f @zao zah vao tia an io vehvavy io?
Diso kajy izany ny mathématicien ka inona moa no azo atao :D
8. Fiffi
(
13/10/2015 12:49)
vahiny2004:
Diso kajy izany ny mathématicien ka inona moa no azo atao :D
hihihihi , tena diso kajy marina.
....dia rehefa diso kajy dia inona marina moa no azo atao....
9. Fiffi
(
13/10/2015 12:52)
SYLLA8:
.hitako miaraka @lehlahy iray iz ka zao zah vao sanganehana! inon no hataoko f @zao zah vao tia an io vehvavy io?
...tsy misy azo atao fa efa lasan'olon-kafa izy eh ! Mitadiava hafa....fa hararirary fo @ tsy anjaranao eo....
10. SYLLA8
(
13/10/2015 14:31)
marina aloh n enao e! zah koa manko ten sahirana b t@n fianarako rhf av taty F/tsoa ka ts d nisy ftoana nifampiresahanay firy.zao za tena manome tsiny n tenako!!! na d ts fantatro aza enao namaly n hafatro io d fisaorana no omeko anao t@ le toro hevtra!
11. SYLLA8
(
13/10/2015 14:42)
mpinamana ngah ianarw sy fiffi io? mitovtovy manko n valiny hafatr nalefanarw t@ko! msaotr anareo ihan ary na d izany az; msaotra koa t@le toro hvtra nomenareo ahy. ok
12. joseph2015
(
18/10/2015 19:08)
Aza maika amin'io f tsy vitana kajikajy ny ao a! Ataovy tsara ny boss f manantona hoazy ireny rehef tafita