Lasa any amin'ny afobe ve ny Papa Joany Paoly 2
1. endriny
(
15/08/2015 05:59)
Ilay andrimbavilanitra Angelica Zambrano no nilaza izany efa ela ihany izay... Rehefa niverina avy any amin'ny paradisa hono izy...
Dia ahoana izany ireto zaza navelan'ny Papa? Izay nandray ny anatra nomeny, andeha ho aiza izy ireo?

répondu par endriny le 01/09/2015 12:27
3. Strong3
(
18/08/2015 10:00)
izay olombelona rehetra tany andanitra rehetra izao dia milaza nahita an'i Papa any anaty afo be daholo
giravy!!! :-)
sa mba ilay fahankalana be tety antany aza no mahatonga ny sasany mahita izany?
fa tsy mbola nahita za hoe katolika maty ka nahita izany , na ry masina maria aza toa tsy miteny izany hihih

5. rhaj0
(
18/08/2015 15:59)
tsy azoko ry Mpisotrtoaka... mialona an'i JPII ve i Angelica ?
i Angelica nefany avy any Paradisa no niverina ? Izy Angelica nahavita ny tsy vitan'i JPII indray ve no be fialonana ??
Sa indray.. mialona an'i Endriny i Hery, fa i Endriny namoaka scoop be ?
ampazahoy kely zahay fa tsy tonga mitovy ilay revirevy eee ... :-)

6. Strong3
(
19/08/2015 10:35)
i fabiolah izao dia hoe nahita an'i papa tany ihany koa; ary ny tena mahatsikaiky dia izao:
hitany tany amparadisa hono i daouda (jesosy mamonjy) mivady; nefa izao no lazain'io vhv io:
ny mpivavaka tsy mivavaka asabotsy hono dia directa any amin'ny afobe....
koa nahoana aza no hitany tany amparadisa i daouda??? mdr izany hahahah :-)
misy fahitana tsy milamina amin'ireo izay miakatra any ka aza dia atao hakaray fo re ry mpisotrotoaka ôh !
ary ny mpanatsatso koa moa izany mila mba mahay kely ny tena izy vao mitsikera avy hatrany

7. ranthson
(
19/08/2015 13:26)
Tsy aiko izany Angelica Zambrano, fa raha mandinika baiboly ianao dia afaka mahafantatra fa any izy na ts any. ny zavatra fantatro fotsiny alo dia fampianaran-diso tanteraka no ao @fiangonana tarihiny, ny fampianarana sy ny fomba2 rehetra (ts ara- baiboly ) ka izany no manamarina fa any daolo na i JP2 na izay lazaina fa olo-masina nivoaka tao @io fiangonana io, na izay maty rehetra tao.
9. ranthson
(
20/08/2015 09:09)
inona ohatra ilay diso ampianarin-dry zareo ao ?
Ohatra, i Masina Maria : niakatra any an-danitra, aiza ho aiza ao anaty baiboly no misy an'izany. I Masina Maria virjiny hatr@zao ... aiza ny porofo. i Maria mbol omen-danja kokoa noho i Jesosy, i Jesosy petit Jésus fona ary trotron'i Maria fona, mb atsofoka ao andohan'ny mpino fa i Marie no ambony noho i Jesosy.
ny didy folo novain'ny katolika, ny sabata sy ny sarin-javatra voasikotra nesorina tao. ary ny vaovao farany izao, "novaina ny baiboly oe afaka manambady ny mitovy taovam-pananahana" atao anaty didy io . ho avy tsy ho ela io fa miandry isika.
Ireo olomasina maro samihafa ivavahana sy asaina mandohalika any amin'ny fasana ny mpino, misy taola-paty ao ampiangonana sns....
maro be fa ts voatanisako eto.
11. Naval_a
(
20/08/2015 13:36)
Na marina na diso ny fampianarany sasany, moa adidin-tsika ve ny hitsara azy ? ny ahy alo dia izao ihany no fantako: "Moa ve ny fiainako sy ny momba ahy dia manome voninahitra an'i Kristy? Moa ve ny fiainako sy ny famidrako manahaka an'i Kristy?" Raha misy tsy fitoviko hevitra @ hafa dia ny adidiko ny mitondra izany eo @ ilay Mpanjaka ny Mpanjaka mba hampahafantarana ahy sy ilay olona ny tena marina mba ho samy tonga any an-danitra izahay satria izay anie no tanjona ie ( na ho ana na ho an'ilay olona tsy mitovy hevitra amiko).
12. ranthson
(
21/08/2015 07:39)
Naval_a:

Ny sujet anie eto dia hoe " very ve i JPII? e! tsy maintsy milaza ireo aho mb ahalalatsika marina hoe voavonjy izy na very. Ianao ian dia tokony ahalala. Sarotra amiko ny mahalala ireo dia tsy iteny ny sasany izay mbol tsy mahalala. oh mamitaka ian aho ra tsy miteny. Fa anjaranao amin'zay no misaina oe marin na ts marina ny zavatra teneniko. raha tsy marina ny hevitro dia aleo ho ahy iany zan. fa io ny hevitro alo.
13. ranthson
(
21/08/2015 07:42)
Strong3:
zany? sao mba tsy ao izany..
Ao ireo ry Strong3, za nge ka katolika talo e, vita ny rehetra rehetra tao, fa niala tao aho fa enjana ny tantara.
14. Strong3
(
21/08/2015 08:06)
ny fanomezanampahasoavana ihany koa dia maniraka atsika hanazava ny tontolo...
ka raha milaza ny marina amin'ny fahintsiam-po ve dia mitsara?
sa tena Atra ihany no hananatra azy, aza na tadidinao ilay hoe: rehefa tsy hiaino an'i Mosesy sy ireo mpaminany izy dia azy ny azy...
manana adidy isika hampahafanatra ihany koa; efa nomena maimaimpoana dia mizara ny marina araka ny baiboly maimaimpoana koa ho an'i hafa
Ezek 3 et 33

15. ranthson
(
21/08/2015 10:53)

Izay mihintsy ry strong3, voalazanao ny tiko ambara
16. bor2lais
(
21/08/2015 12:29)
ranthson:
... za nge ka katolika talo e, vita ny rehetra rehetra tao, fa niala tao aho fa enjana ny tantara.
Dia naverina izany ve ilay batemy natao taminao e ? Satria tsy nasitrika ve ?
17. Naval_a
(
21/08/2015 12:46)
ranthson:
Naval_a:
Na marina na diso ny fampianarany sasany, moa adidin-tsika ve ny hitsara azy ? ny ahy alo dia izao ihany no fantako: "Moa ve ny fiainako sy ny momba ahy dia manome voninahitra an'i Kristy? Moa ve ny fiainako sy ny famidrako manahaka an'i Kristy?" Raha misy tsy fitoviko hevitra @ hafa dia ny adidiko ny mitondra izany eo @ ilay Mpanjaka ny Mpanjaka mba hampahafantarana ahy sy ilay olona ny tena marina mba ho samy tonga any an-danitra izahay satria izay anie no tanjona ie ( na ho ana na ho an'ilay olona tsy mitovy hevitra amiko).
Ny sujet anie eto dia hoe " very ve i JPII? e! tsy maintsy milaza ireo aho mb ahalalatsika marina hoe voavonjy izy na very. Ianao ian dia tokony ahalala. Sarotra amiko ny mahalala ireo dia tsy iteny ny sasany izay mbol tsy mahalala. oh mamitaka ian aho ra tsy miteny. Fa anjaranao amin'zay no misaina oe marin na ts marina ny zavatra teneniko. raha tsy marina ny hevitro dia aleo ho ahy iany zan. fa io ny hevitro alo.
Izay anie no mahatonga ana hilaza oe Anjarako ve ny hitsara oe very i JPII na tsia ? amiko tsy adidiko izany fa an'Andriamanitra; ny anajarako dia izao ihany raha maty anio alina ahy ho aiza ny fanahiko????? dia toy izay koa na diso na marina ny fotompapianaran'ny hafa tsy anajarako ny mitsara izany fa ny ahay dia ny manatanteraka ny baiko nomen'i Jesosy ihany dia tsy inona fa ny hitory ny filazan-tsara dia izay !
18. ranthson
(
23/08/2015 07:30)

IE, ts anjarako ny hitsara ny fahaverezan'i JPII, marina izany, fa an'A/tra ny fitsarana. Fa hoy fotsiny ny Tompo hoe , hisy kristy sandoka sy mpaminany sandoka ny voany no ahafantaranareo azy. fantatro ny voa nafafiny sy ny ireo mpiara-dia aminy fa tsy ara-baiboly. sarotra amiko ny hino hoe voavonjy izy satria raha izany. Tsy izaho no mitsara fa ny baiboly no mitsara azy. tsy ara-baiboly ny ao @fiangonana taritiny!!! D voavonjy izy sa tsy voavonjy?
19. endriny
(
01/09/2015 12:27)
Dia tsy azoko intsony ilay hoe mitsara sy tsy mitsara aloha ry zareo a... Fa raha miteny isika hoe: Mitsara olona I ranona... dia efa mitsara an'i ranona ho mpitsara ihany koa isika
Fa tantara nandalo nomen'i Zambrano iny...
Efa tany amin'ny paradise tokoa ve izy? hihihhihi