Ho tafita amin'izay ny malagasy fa efa natety an'i Madagasikara masim-bavy Terezy

1. sitlo ( 13/08/2015 20:15)
Sa re hoe hiakatra indray ny ekolazy any amin'ny sekoly katolika e? Sa asaina manamboatra sekoly sy hopitaly katolika ny vahoaka? Na mety hoe omena tany an'hektara maro indray mopera amboleny voaloboka...

Vinavina ny ahy fa ny voalaza dia hoe tafita any amin'ny paradisa izany ny malagasy koa.
répondu par ranthson le 19/08/2015 13:38
2. sitlo ( 13/08/2015 20:24)
Tsara ka, amboary ny lalan'i Vatican, ataovy mahitsy ny lalan-kalehiny. Dia manaova trano hanangonana rakitra in'efatra isam-bolana.

3. rhaj0 ( 13/08/2015 21:43)
Ka ny vola rakitra namboarana ireto tranokely miezinezina kely ireto ve, nampiharana ny "soa fianatra" t@ namboarana ny basilika St-Piera tao Vatican koa ?

Araka ny noresahiko tato

rhaj0:
Ka hoe io hono izany no Fiangonana na koa "le plus important édifice religieux du catholicisme" hozy wikipedia.

Dia hoe... niorina t@ inona tokoany moa ity izy... dia hoe nahorina t@ "indulgence".. hozy ihany wiki
La plus célèbre des indulgences est celle accordée à quiconque aidera à la construction de la nouvelle basilique Saint-Pierre de Rome.

Ka inona hono ity "indulgence" ?? dia hoe ...
Le commerce des indulgences vient de la possibilité dans l'Église catholique romaine d'acheter des indulgences (du latin indulgere, « accorder »), c'est-à-dire la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.

Averina kely : acheter (..) la rémission totale ou partielle devant Dieu de la peine temporelle encourue en raison d'un péché pardonné.


esy e... dia rehefa mampiresaka ny Ankizy aho, dia mivanika izahay mamerina manoratra ny scenario an'ity tantara, ka hoe..

Avy ny goaika izany mampino an-dravalalabemandry, ka hoe
1- raha manota ianao dia mankany @ afobe.
2- fa izao... ny goaika no mamaritra hoe, ota tokoany ity nataonao.
3- ary izao koa... ny goaika no mi-gerer ny otanao (tena mipetraka araka ny lalAna io fa tsy resaka peta-toko: définition juridique dans les décrétales pontificales au xiie siècle...).
4- fa izao ... ho afak'ota ianao raha mampahazo drala kely ho an'ny goaika sy ny systeme.
5- ary dia izay dralanao izay no nananganana ny FIangonana be.

alleluia... ave maria...


Ka rahefa kopy ity scenario ho'a ato ny Ankizy, dia hoe, ka dia tena maharikoriko ny hiditra @ izany Basilique izany, raha hainao ilay Tantara
4. hery ( 14/08/2015 00:35)

Ho tafita amin'izay ny malagasy fa efa natety an'i Madagasikara masim-bavy Terezy


Arakaraka ny antsoina hoe tafita aloha io. Tafita ara-toekarena ve? ara-bola ve? sns?

5. Strong3 ( 14/08/2015 07:35)
fa mety tsy hotafita raha very tislo ny malagasy !
6. endriny ( 15/08/2015 05:47)
Finoanoam-poana no betsaka... Ary mety entina mitety vazan-tany anangonam-bola ihany koa izany ireny taolana very ireny a....
7. endriny ( 15/08/2015 06:05)
Nandalo ary i Terezy vao maika nihinan'ny tsy fihinany ny mpanala BEPC fa nitotongana izay tsy izy ny fahafahana a. Nihena 20 % be izao avy amin'ny 52 mankany amin'ny 43.... Hihihihihihi
8. sitlo ( 15/08/2015 21:33)
Dia asa re fa mba manontany tena aho hoe: raha izaho re no mitondra taolam-paty mihodikodina an'i Madagasikara dia ahoana ny "mpino" e?
Mety hoy izy hoe: ho tafita any amin'ny paradisa amin'izay ny malagasy fa ny eto an-tany aloha efa tsy point sss fa aleo mitory teny.
9. mpisotrtoaka ( 18/08/2015 15:40)
Nandalo i Md Don Bosco sy Mb Terezy mbola manimbazimba ihany i Endriny koa mainka tsy nandalo tsy efa taiza tahaka izay ! Eisy e !
10. Strong3 ( 19/08/2015 11:19)
vazimbA? ... ireny aza toa mba hendry kou :-)
11. ranthson ( 19/08/2015 13:38)
taola-paty anie ireny entina mandeha mitety faritra ireny ry malagasy isany ô. refa taola-paty dia mitovy daolo na taolana dahalo na taolana môpera na in na in. asan'ny maizina io fa aza manaiky fitahina. Andriamanitra ts any @ maty fa any @ velona. ary ny maty tsy misy hifandraisany amin'ny velona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.392