mitady solfa

1. soarima ( 16/05/2015 16:16)
mba mila ny solfan ilay hira hoe ary ny vahoaka izay nialoha azy dia niantso nanao hoe hosana ho an ny zanak i davida
répondu par nilex le 03/06/2015 12:13
2. bor2lais ( 18/05/2015 12:59)
Jereo ao amin'ity site ity sao mety mahasoa ! :-)
3. soarima ( 18/05/2015 20:02)
misaotra betsaka
4. soarima ( 18/05/2015 20:09)
tena tsy nisy tao fa sao mahita hafa
5. Strong3 ( 19/05/2015 08:34)
maika be za namaky ilay lohahevitra dia niditra namaky ny tato anatiny ... kay zavatra hafa no resahina
hiihihih ... mdr
6. vahiny2004 ( 19/05/2015 09:29)

soarima:

tena tsy nisy tao fa sao mahita hafa


Ary ise kosa tsy mijery tsara e , misy ao " Hosana hosana" hiran'i JC Andriamanantoanina

http://www.solfa.mg/score/view/s/xBAvzgP
7. vahiny2004 ( 19/05/2015 09:29)

bor2lais:

Jereo ao amin'ity site ity sao mety mahasoa ! :-)


Misaotra indrindra fa tena mahasoa e
8. soarima ( 19/05/2015 17:50)
misaotra betsak
9. vahiny2004 ( 20/05/2015 14:37)

Strong3:

maika be za namaky ilay lohahevitra dia niditra namaky ny tato anatiny ... kay zavatra hafa no resahina
hiihihih ... mdr


sao dia "solafa" no namakianao azy :-)
10. bor2lais ( 20/05/2015 15:37)
vahiny2004:

sao dia "solafa" no namakianao azy :-)

:-) :-)
11. nilex ( 03/06/2015 12:13)
alefaso eto ny mail nao izay mila azy dia alefako any ary e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.171