Amin'ny manaraka indray zareo a
1. endriny
(
18/02/2015 06:37)
Aleo aloha andeha hiala sasatra kely... somary hiataka kely mba hamatsy ny fo sy ny saina
Dia mirary soa daholo e
Dia mirary soa daholo e
répondu par booboo le 18/02/2015 22:19
3. Strong3
(
18/02/2015 07:43)
Fiadanana hitoetra ao amponao sy ao antsainao ... ka ho faly mandavanandro ianao
Makasitraka amin'ny resaka nifampizarana fa nahalalana zavatra :-)
Makasitraka amin'ny resaka nifampizarana fa nahalalana zavatra :-)
4. hafahafa
(
18/02/2015 09:36)
endriny:
Aleo aloha andeha hiala sasatra kely... somary hiataka kely mba hamatsy ny fo sy ny saina
Dia mirary soa daholo e
Iohh! aminy manaraka ndray ry namana an!
Mirary soa,
Mino za fa itondra vondalana avy any aminy lay hazo tsy mety ho lany voa enao!
8. gasy1zay
(
18/02/2015 14:34)
Marina izany ry Endriny ka dia mirary ny hahita anareo @ Endriny vaovao aorian'ny fialantsasatra :)
