Amin'ny manaraka indray zareo a

1. endriny ( 18/02/2015 06:37)
Aleo aloha andeha hiala sasatra kely... somary hiataka kely mba hamatsy ny fo sy ny saina


Dia mirary soa daholo e
novalian'i booboo ny 18/02/2015 22:19
2. RBNIR ( 18/02/2015 07:19)
Misaotra anao namana endriny!

Hitahy anao anie Izy ry namana!
3. Strong3 ( 18/02/2015 07:43)
Fiadanana hitoetra ao amponao sy ao antsainao ... ka ho faly mandavanandro ianao
Makasitraka amin'ny resaka nifampizarana fa nahalalana zavatra :-)
4. hafahafa ( 18/02/2015 09:36)

endriny:

Aleo aloha andeha hiala sasatra kely... somary hiataka kely mba hamatsy ny fo sy ny saina


Dia mirary soa daholo e

Iohh! aminy manaraka ndray ry namana an!
Mirary soa,
Mino za fa itondra vondalana avy any aminy lay hazo tsy mety ho lany voa enao!
5. Strong3 ( 18/02/2015 10:08)
hihihih
6. rhaj0 ( 18/02/2015 11:39)
Dia tsara mandroso tsara miverina ry namana Endriny...
7. 5laody ( 18/02/2015 13:12)

Jehovah hanafosafo (Izy tsy milako tampoka)
8. gasy1zay ( 18/02/2015 14:34)
Marina izany ry Endriny ka dia mirary ny hahita anareo @ Endriny vaovao aorian'ny fialantsasatra :)
9. booboo ( 18/02/2015 22:19)
Bona bona e. Mandra-pi. indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0368