Fanambadiana... toko telo
1. rhaj0
(
10/02/2015 14:02)
nanatrika mariazy aho in-1 mandeha, dia nafana fo be ny mpitori-teny hoe, toko telo ny ao @ mariazy io, 1- izy, dia 2- ianao, dia .. 3- i J.C.
dia niherikerika nijery ny mpifety aho.. ary dia misimisy mihintsy ny kely sisa dia nanao oye-oye.. fa misy ny nitodika fotisny..
dia nihomehy irery aho.. ary lasa ny imagination-ko... dia ahoana tokoany moa izany menazy a troua lazain'ilay mpiroti-teny izany ... hoe... tiako ianao.. dia hoe... tia anao J.C. na tiako J.C... dia inona no representation ao @ imagination ao ?
Inty ambany ity izao ny sary ofisialy (hozy ny siantista) ny @ J.C... Dia hoe... dia tena io ve no miserana ao @ imagination-n'ilay viavy (sy lahy)... ohatra.. rahefa ao am-pandriana ka mifampibitsika manja iny, dia hoe ... tiako ianao.. dia hoe... tia anao J.C. na tiako J.C...
o boy... marina mafy raha misy sesika (fandriana) vanona :-)

répondu par endriny le 13/02/2015 15:52
2. 5laody
(
10/02/2015 14:40)
XD Sambatra ho aho izay mahay mizara.
Raha mariazy malagasy io natrehanao io dia mety version 2.0n' ilay hoe kitay telo andalana.
Mbola betsaka izao hatrany amin'ny tany mandroso ny karama tsy mitovy ny an'ny lahy sy ny vavy raha manao asa mitovy.
Ilay sary nataon-dry lerony ity aloha tsy haiko na taiza no nalainy na taiza.
Angamba io tamin'i Jesoa nohelohina ho faty: misy vavolombelona mandalo aorian'ny fitaratra dia anontaniana hoe iza amin'ireo ilay nahavita zavatra? ilay mitazona pancarte n°1 sa 2 sa 3 sa 4?
Aiza ve rangahy dia tsy nataondry lerony mba misy tsiky kely akory.

3. rhaj0
(
10/02/2015 15:34)
Ilay sary dia siritsiriho ohatra eto ny "reconstruction face" ee...
http://lmgtfy.com/?q=reconstruction+face+of+jesus
fataon'ny siantista io... na dinaozaoro io, na i tontakamoana io, na ilay forensic rahefa zafera criminelle io, na io izany i J.C. hono e...
Fa rahefa tsy mety @ kapoakanao moa izany io (fa tsy bOgOsy ??) dia ... ato indray safidiana azany e
https://www.google.ca/search?q=image:+caricature+of+jesus
Fa rahefa izay sary titinao ao indray iznay no ao an-dohanao (na imaginatoin an'i toi io), dia .. mety ve ilay hoe "tiako ianao.. dia hoe... tia anao J.C. na tiako J.C..", ary dia tonga ve dia tonga @ ilay hiaka manjabe hoe .. "o ry gasy moa e" na hoe "djisaosy kiraista" na hoe "ooo gaoda.. oo gaoda"... :-)

4. 5laody
(
10/02/2015 17:32)
Tsy haiko raha zatra an'ilay tsiky dia ampy eto amin'n serasera aho fa izay no hitako tsy ampy amin'io sary io.
ahodino kely indray ny imagination-nao hoe inona no mety ho eritreritry ny olona sy fihetsem-pony amin'io sariny io.
ohatra izao hoe matahotra flash amin'ny fakan-tsary izy dia mieritreritra hoe aiza koa izay voronkely eo?

5. rhaj0
(
10/02/2015 17:49)
Ka ny sary vongany na ny sarin'i Masina Marie koa angaha mba mitsiky izany mihintsy e...
Io ilay tonga @ bilagy na hira hoe:
"Nahoana No Tsy Mitsiky e..."
Dia tsy hoe,
"Nilaozan'Isipa Ikala a..."
fa hoe,
"Satria... Naniry Vavy I Ramatoakely Nefa Tera-dahy a..."

6. endriny
(
11/02/2015 04:57)
Raha mba nataony indray hoe ny Ray ny Reny ary ny Zanaka dia hafa mihintsy satria ny Zanaka no harena ary ny hanam-badian-kiterahana. Tsy milamina mantsy ny trano tsy misy zaza. Ary tsy milamina ny zaza tsy misy rainy na reniny.... Ary tsy tsara raha irery ralehilahy... Ihihihihiij
7. Strong3
(
11/02/2015 10:20)
rhaj0:
nanatrika mariazy aho in-1 mandeha, dia nafana fo be ny mpitori-teny hoe, toko telo ny ao @ mariazy io, 1- izy, dia 2- ianao, dia .. 3- i J.C.
dia niherikerika nijery ny mpifety aho.. ary dia misimisy mihintsy ny kely sisa dia nanao oye-oye.. fa misy ny nitodika fotisny..
dia nihomehy irery aho.. ary lasa ny imagination-ko... dia ahoana tokoany moa izany menazy a troua lazain'ilay mpiroti-teny izany ... hoe... tiako ianao.. dia hoe... tia anao J.C. na tiako J.C... dia inona no representation ao @ imagination ao ?
Inty ambany ity izao ny sary ofisialy (hozy ny siantista) ny @ J.C... Dia hoe... dia tena io ve no miserana ao @ imagination-n'ilay viavy (sy lahy)... ohatra.. rahefa ao am-pandriana ka mifampibitsika manja iny, dia hoe ... tiako ianao.. dia hoe... tia anao J.C. na tiako J.C...
o boy... marina mafy raha misy sesika (fandriana) vanona :-)
ze soy Jesosy ...
inona moa no dia ilana endrika ry sakaiza?
ireo sary itatra rehetra dia mahatsikaiky fotsiny ihany, ireo zatra mpanao sary sikotra sy sary vongana ary hosodoko angaha ka harary fo amin'izay kisarisary toa izao.
__ tsy misy hanirako akory ny haka sary izay mety ho endrin'i JC
« Fa naniry teo anatrehany tahaka ny zana-kazo madinika Izy sy tahaka ny solofon-kazo amin'ny tany karankaina; tsy nanana endrika na fahatsaran-tarehy Izy; Ary raha nijery Azy isika, dia tsy nisy hatsaran-tarehy haniriantsika Azy. » (Isaia 53:2)
______
ny hoe firasaina izay avadikao ho firaisan'olombelona dia anao ihany izany.
Izay aterakin'ny fanahy dia fanahy ... misaina araka fanahy, mihevitra araka ny fanahy...sns
io ilay endrika noresahintsika tary , azo heverina fa tsy nofo no naha-Jesosy an'i Jesosy teo antany fa fanahy. ary izay mino azy dia mandray Azy araka izay fanahy izay.
__ eo ary no hilazana fa fisainana vetaveta no ilazana fa hisy plan à trois
Saingy raha hanao sariteny sy hanitra resaka isika dia miditra hoe : dia ho nofo iray ihany izy roroa; ka eto amin'ity firasana ity dia tsy misy nofo mifandray; koa i Jesosy aza tsy eo aranofo intsony koa inona no hidiran'ilay resaka eto hihihihi
lol .... tssssss
8. rhaj0
(
11/02/2015 11:23)
Ny an-dry Strong3 izany koa tena hotry hafahafa... ny imagination-ny mandeha be, fa rahefa tonga @ tena ilavana representation dia gommer-ny indray.. Izaho tsy mino hoe tena voa-gommer-ny ny representation-n'i A.tra na J.C. ao @ imagination-ny ao.. hoe ka tena tsisy n'inon'inona, na alokaloka azany... fa tsy hita ho verifier-na moa izany :-)
10. rhaj0
(
11/02/2015 14:45)
ny christian modern kosany ho'a tena mba misokatra @ ilay menazy a trouha e... cool :-)
11. rhaj0
(
11/02/2015 14:59)
Strong3:
ka eto amin'ity firasana ity dia tsy misy nofo mifandray;
Ekena ho'a... fa fotsiny ny imagination ve tsy mandehandeha e.. misy mantsy rahefa ao @ firaisana ao dia mandeha ny fantasme.. ka izay no nandehanan'ny imagination-ko @ ireo mpifankatia vaovao e... Tsy miray @ J.C. izy, ekena, fa lasa any ny sainy rahefa hotrhotr'izany e... Ka ilay toriteny mafanafo mantsy hotry ny hoe, en tout temps dia aza hadino mihintsy...
12. Strong3
(
12/02/2015 07:52)
__ ngamba ry zareo vrai sekita no mahay io lazainao io ry rhaj0!
ohatra iray ilay mihinana bozaka; azony atao koa ny mi-fantasmé ny fisian'ny JC ao amin'ny imagination-ny ao.
Tontolo mpanahy iray izay antsoin'ny mpandroaka demony hoe: "fanahy manambady" no anarany
__ tantara tena misy io na amin'izao androntsika izao na fahangolan'ny baiboly. ireo antsoina hoe nefilima dia fanahy niray tamin'ny olombelona nofo sy rà ; eny fa na dia Atra aza dia nametraka fanahy tao an-kibon'i Marie
____ ka raha ny hoe: haka fantasme izany possible hisy saina adala hampiantra izany an.... tsy azo lavina izany
indrinda ireo fanatika ; fa azo antoka fa olona tsy manana fototra amin'ny maha kristiana azy izy aloha eh!!!
tsy ho amin'izay tsinona no nahatongavan'Ilay Mpanavotra :-)

13. endriny
(
13/02/2015 15:52)
Io tsy hoe ilay nihinana bozaka ihany
Fa io ohatran'ireo jonoina handoa ny ampahafolon-karena... Ireo asaina manao vokatra... manao hasina... manao praosesiao...
Mitovy daholo izany amiko saingy ny karazany fotsiny no tsy mitovy... raha voninkazo dia ny lokony fotsiny no fotsy sy mavo ary mena fa izy rehetra samy voninkazo ihany