Mailo fa anisany ao anaty continent Afrikana koa i Gasikara

1. saho ( 28/01/2015 16:19)
Olona afrikana raindahiny K a d a f i tao Lybie taloha, alaivo ny histoire nisy an iny, te hanandratra ny continent afrikana manontolo, fa ngeza e, maty novonoina. Indrisy raha te hiaina na hampisondrotra ny tany afrikana be harena ankibon ny tany eraky izao tontolo izao, mbola atao ambadika daholo ny fanaraoraotana rehetra. na USA na Farantay na Sinoa, efa mitily ny harena ankibon ny tany eraky ny continent afrikana daholo...hamafy ireo indostrie goavana be amin ny taniny, na Nickel, na Petrol, na Vy na harena ankibon ny tany rehetra izay efa voafetra ny ho fisiany, anjarantsika no miaro izany ary raha hivarotrra izany dia amin ny talenta avo lenta sy fahaizana miaro tombotsoan ny Malagasy rehetra, amin ny anaran ny vahoaka....dia gaga enao fa misy atao hoe US Africom miara dia amin ireo Farantay ao Afrika be harena ankibon ny tany. Mailo mailo!!!!Ry zareo mampiditra fampianarana mitana basy sy fampianarana miady, kanefa ireo tompontany no hampiadiana. Indrisy fa tsy maharaka daholo ireo izay nitarika ny revolution islamika eraky ny afrika avaratra sns...fa politika ambadika be....Mailo mailo!!!!
répondu par saho le 28/02/2015 15:24
2. saho ( 28/02/2015 15:24)
FBI et CIA, tonga hatrany Mada, USAfrica.com, voaporofo ny efa filazako teo aloha. Arovy ihany ny tanindrazantsika sy ny momba izany fa tsy manao fotsiny amin izao io firenena amerikana io fa misy takalony foana. Takalo foana no nisy teo firenena amerikana amin ny fifandraisana iraisampirenena ara tantara. Araho ny tantara amerikana sy fifandraisana firenena hafa....
saho:

Olona afrikana raindahiny K a d a f i tao Lybie taloha, alaivo ny histoire nisy an iny, te hanandratra ny continent afrikana manontolo, fa ngeza e, maty novonoina. Indrisy raha te hiaina na hampisondrotra ny tany afrikana be harena ankibon ny tany eraky izao tontolo izao, mbola atao ambadika daholo ny fanaraoraotana rehetra. na USA na Farantay na Sinoa, efa mitily ny harena ankibon ny tany eraky ny continent afrikana daholo...hamafy ireo indostrie goavana be amin ny taniny, na Nickel, na Petrol, na Vy na harena ankibon ny tany rehetra izay efa voafetra ny ho fisiany, anjarantsika no miaro izany ary raha hivarotrra izany dia amin ny talenta avo lenta sy fahaizana miaro tombotsoan ny Malagasy rehetra, amin ny anaran ny vahoaka....dia gaga enao fa misy atao hoe US Africom miara dia amin ireo Farantay ao Afrika be harena ankibon ny tany. Mailo mailo!!!!Ry zareo mampiditra fampianarana mitana basy sy fampianarana miady, kanefa ireo tompontany no hampiadiana. Indrisy fa tsy maharaka daholo ireo izay nitarika ny revolution islamika eraky ny afrika avaratra sns...fa politika ambadika be....Mailo mailo!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3482