Ireo Hery telo mifanandrina
1. endriny
(
13/01/2015 07:38)
Ry havana malala ao amin'ny Tompo. Eto amin'izao fiainana izao dia misy Hery roa lehibe mifanandrina. Araky ny volaza ao amin'ny baiboly, izay vao novakiantsika teo.. Dia misy ny Herin'ny maizina, izay mitondra antsika any amin'ny fakam-panahy, ny ratsy, my fahavetavetana ary ny faniratsiratsirana an'Atra toa ny nataon'i Charlie....
Fa misy kosa ny herin'ny mazava, izay mitondra jiro ho antsika ka mampahiratra ny masontsika, manokatra ny fontsika ahitana ny lalan-kizorana ho amin'ny fiadanana mandrakizay....
Ry havana malala, iza amin'ireo hery roa ireo aza no nosafidinao hitondra ny Fiainanao...
Dia taitra ilay natory ka namaly hoe: Rajaonarimampianina no nofidiako...

répondu par endriny le 24/01/2015 07:54
4. RBNIR
(
14/01/2015 06:33)
Ary otran'ny marina ihany ity fanamariana nataon'ny namana mpisotrtoaka ity an! tato ho ato aho izao dia tena la b dia b mihitsy ny charlie (je suis charlie, je suis charlie, ny sasany moa mba namadika hoe je suis char bon....:-)
5. endriny
(
15/01/2015 13:30)
mpisotrtoaka:
Nataon'i Charlie iza alou e ! Hazavao tsara fa tsy mazava
I Hebidao Madera eh
6. Strong3
(
19/01/2015 09:27)
raha manana solika misimisy ilay mazava dia tsy hofaty ny hazavany ka tsy hotafitohina ny tongony; fa raha satria tapitra ny hazavana dia hiverina ho aizina izao tontolo izao.
hihihih :v
hihihih :v
7. endriny
(
24/01/2015 07:54)
Saingy ny hazavan'ny lanitra tokotsy tsy voafatran'ny solika a! Ahahahhaha