La peur..
1. rhaj0
(
18/12/2014 17:21)
Asisiko eto ity,azony ... Mopera Urfer no isan'ny nanoratra ilay resaka..
Fanjanarivo
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44285:vient-de-paraitre-l-la-peur-contrainte-et-depassement-r&catid=45:newsflash&Itemid=58
« Les faits sont là : la peur envahit de manière insidieuse notre environnement : nous avons peur de la réprobation sociale, peur de déroger aux coutumes, peur de prendre la parole, de prendre des risques et, a fortiori, d’assumer une responsabilité. Tout acte est exposé à l’obligation d’excuse, azafady, forme de politesse et règle du vivre ensemble ». C’est ce qui explique l’attitude de démission/soumission dans quasiment tous les secteurs, l’investissement dans ce qui présente le moins de risques : « du paysan qui continue à cultiver comme par le passé, malgré le périmètre expérimental présenté par le vulgarisateur agricole, au bourgeois qui place prudemment ses capitaux dans la location de voitures ou de maisons aux particuliers, épiceries, boutiques de mode, gargotes ou petits restaurants, cybercafés, salons de coiffure, espaces événementiels, etc. » Le comportement des institutions entretient cette peur car on fait « planer l’ombre insidieuse de la peur sur ceux qui se démarquent de leurs semblables ou s’opposent à la puissance politique ». Les auteurs de l’ouvrage affirment que seule l’éducation peut libérer les Malagasy de l’emprise d’une culture de renoncement et d’abdication de leurs droits citoyens. Ces auteurs sont Olivier Rakotomalala, Harvel Bienvenue Randrenjatovo, Lantoarisata Ranorosoamanandraibe, Jeannette Razanamahasoa et Sylvain Urfer.
Dia tena "tahotra" ve no manetsika antsika, na ny marimarina kokoa, TSY mampanetsika antsika ???
TEna hotry ny TSY miombon-kevitra aho... na TSY te-hiombo-kevitra..
Satria ny famaritana dia hoe:
Peur = Crainte, inquiétude ressentie face à un danger,
Izaho mino fa tsy hoe satria mahita"danger" n'aizan'aiza ny Malagasy, dia izany no TSY mampanetsika azy...
(toa fahanan'i Mopera lalitra eto indray isika izany..)

répondu par rhaj0 le 22/12/2014 13:49
2. rhaj0
(
18/12/2014 18:34)
Variana kely ihany aho fa tena tsisy mihontsona isika eto. Satria ve Mopera no miteny, ary "Fivavahana sy Finoana" no resaka eto? Ka dia (tokony) "amen" no valiny ????)
Izaho aloha dia tena mahatsiaro voaompa @ maha-izaho ahy raha pehan'i Mopera Urfer hoe : ialahy kay dia KATAHOTRA ...
Matahotra "danger" inona, mahita "danger" inona foana aho izany io, ka dia TSY mihetsika tsy manao n'inon'inona mihintsy ???
Ny MAlagasy @ ankapobeny moa no asiany io, ka dia ndao azany aloha hijery ny ohabolana Malagasy momba ny tahotra
http://ohabolana.org/ohabolana/tadiavo
Dia ireto no misy:
1. vato atora-pody ka tsy matahotra izay vary hihintsana
2. aza matahotra ny halavan'ny tohatra fa manahia ny tsy fahasahianao hiakatra
3. Miarahaba mamba, tsy fitia fa tahotra
4. Alika mivovo, tsy hery fa tahotra.
5. Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy, fany vehivavy matahotra an' i Jehovah ihany no hoderaina.
6. Zanak'omby masiaka ,tsy matahotra an-dreniny
7. Ny ho avy dia manome tahotra ireo izay mbola miaina amin'ny lasany
8. Raha tsy manana fahendrena ny mpitondra dia hijaly ny firenena,fa raha ny mpanolon-tsaina kosa no tsara dia ho afaka ny tahotra
9. NJOLA maso tsara vady ka matahotra ny tia tazatazana
10. Tsy mba mipitrapitra mampalahelo fa mivandravandra mampatahotra toy ny tanalahy
11. Rafotsy be leon-trandraka ka matahotra ny vodin-kifafany.
12. Miandra, miondrika tahaka ny vitsy, tsy lamaody fa tahotra fahavalo.
13. Izay diso matahotra lany hery, fa ny matoky tena very namana
14. Matahotra ny alika tsy ho vola ka nivarotra ny saka dimy ariary efatra.
15. Sahona miatrika bibilava, tsy hery fa fahendrena arahin-tahotra.
16. Matahotra ny amboa tsy ho vola ka mivarotra ny saka dimy ariary efatra.
17. Aleo mipitrapitra mampalahelo toy izay mivandravandra mampatahotra.
18. Aleo mipitrapitra mampalahelo toy izay mivandravandra mampatahotra.
19. Lany fika toy ny banga mitsako valala, haloa: moa ny raha matsiro, hatelina : matahotra sao kenda.
20. Rafotsy be leo trandraka ka matahotra ny vody kifafany.
21. Izaho tsy matahotra ny amin'izay zavatra fantatro
22. Ny adala no tsy ambakaina, Andriamanitra mahatahotra
23. Zanak'omby masiaka tsy matahotra an-dreniny.
24. Rafotsibe matahotra sokina, ka voditrongo aby ka handosirana.
25. Fitaka ny fahatsaram-bika ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy.Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no ho deraina
26. Miarahaba mamba, tsy fitia fa tahotra.
27. Arahaba mamba : tsy mba fitia fa tahotra.
28. Aza matahotra fa tsy misy tondroina dia maty.
29. Matahotra ny hisaorana ianao ka mitady ny fanotrehan'atody
30. aza manao arahaba mamba: tsy fitia, fa tahotra
31. Rafotsibe leon-trandraka ka matahotra ny vodi-kifafany.
32. aza manao arahaba mamba : tsy fitia fa tahotra
33. Akoholahy mitsoaka papango, tsy tahotra fa tsiaro ny fahiny
34. kotro-baratra, akaiky mampatahotra, lavitra mahamanina.
35. Adala no tsy ambakaina, Andriamanitra no maha-tahotra
36. Izandry no mody zoky, matahotra ny hitondra entana. Izoky no mody zandry, matahotra ny hikabary.
37. ny kely no manaiky manaiky amin-tahotra; ny lehibe no manaiky manaiky amin-kenatra
38. Zanaky ny omby masiaka tsy mba matahotra ny reniny
39. Te hanana ny lohany nefa matahotra ny masony
40. Te hanana ny lohany nefa matahotra ny masony
41. Vovon'alika tsy hery fa tahotra
42. tantanana sy riandriana ka tsy matahotra izay hifandona.
43. Aza matahotra fa tsy misy tondroina dia maty
Ka iza @ ireo no mitaratra fa tena KATAHOTRA tokoany Ramalagasy ???

3. gasy1zay
(
18/12/2014 19:23)
tena raha tsy matahotra ny gasy mety efa ela no tsy sahy manao ny ataony ireo mpanao politika manao fanampara-pahefana, tsy sahy manao ny ataony ireo jiolahy mpangalatra sy mpamono olona, tsy sahy manao ramatahora ireo miaramila, mpitandro filaminana, sns mandrangaranga basy raha vao misy tady hi-grevy. Mety misy marina ireo gasy tsy matahotra fa indrisy rhaj0 fa tena betsaka ny gasy no miaina anaty tahotra ny mpangalatra, mpamono olona, miaramila, manampahefana, patron, sns sns , ianao any Québec mety misy ny lalana sy ny mpitandro filaminana miaro anao @ ny tsy rariny sy ny tsindry hazolena fa eto gasikara aloha dia indrisy mbola mitaitaina sy matahotra foana no betsaka.
4. rhaj0
(
18/12/2014 19:43)
Raha ny fahazoako azy, dia TSY ilay "tahotra" fa misy "insécurité" na koa "abus de force" no tian'i Mopera sy ny tariny lazaina. io dia misy daholo eran-tany rahefa tsy misy ny "securite" sy ny "tany tan-dalana".
Fa ilay "tahotra" ao an-tsaina.. tena hotry ny "toetra" mihintsy no asiany (raha ny fahazoako azy) :
- attitude de démission/soumission
- culture de renoncement et d’abdication
Dia tena sorena ary tezitra mihintsy aloha raha izaho, raha ohatra ka tena pehana, fa "attitude" sy "culture" mihintsy io "tahotra" io amiko (na @ Malagasy).
Aleoko hanontaniana ianao : tena "attitude"-nao ao, sy "culture" voavoly ao aminao ao, izany ny "tahotra" ?? Dia izay "attitude" sy "culture"-nao izany no maha-mahantra farahidiny anao, raha ampitahaina @ izay mba firenena rehetra eto an-tany!!!

5. rhaj0
(
18/12/2014 19:51)
Angamba mila valiana (na valiako, ary ampitao aminy any raha mety) @ Mopera Urfer sy ny namany ny vavany :
rhaj0:
Ieee.. matahotra an'A.tra izahay Malagasy re ry Mopera, ka izany no mampa-mahantra anay farahidiny io... dia matahotra vazaha koa.
6. gasy1zay
(
18/12/2014 20:06)
Mora ny miteny ry rhaj0 rehefa tsy aminao ilay toerana, fa na ianao io aza mety tsy sahy hijoro rehefa hoe basy ny manoloana anao na hoe figadrana fotsiny aza.
7. rhaj0
(
18/12/2014 20:19)
K'efa hoe na aty azany matahotra basy sy figadrana. fa ny lazain'i Mopera anie, ivereno vakiana indray :
- paysan qui continue à cultiver comme par le passé..
- bourgeois qui place prudemment ses capitaux..
Misy basy sy figadrana angaha @ ireo ?
Dia tsisy miteny ny eto fa ... "matahotra" Mopera marina izany...

9. rhaj0
(
19/12/2014 11:45)
booboo:
hay ve tao @ GDI io ? toa tsy mahagaga ahy loatra izay soratany...
Fa TSY "nosoratan'i GDI" ny soratra ireo ambony ireo fa "quote", izany hoe, nosintomina avy t@ resak'i Mopera Urfer sy ny namany.
Mopera Urfer sy ny namany hoy aho, satria, raha ny fahazoako azy, rahefa manolotra ny mpanoratra lahatsoratra iray, dia ny atolotra voalohany ilay nanoratra, fa ny farany no karazan'ny superviseur.
Ka iza moa ny Mopera Urfer:
Sylvain Urfer, jésuite, lauréat de l'Institut d'Études Politiques de Paris, travaille depuis 1974 à Madagascar. Expulsé en 2007, il y est revenu en 2009. Il a été curé d'Anosibe, paroisse populaire de la Capitale, pendant 25 an s et collabore avec l'ADA (ssociation pour le développement d'Anoisbe). Enseignant et écrivain, membre fondateur du SeFaFi (observatoire de la vie publiqe), il a créé le centre "Foi et justice" à Antananarivo.
Nojereko ny arisiviko hoe inona no nitranga ny @ Mopera voadaka t@ 2007, dia ity no hitako:
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=7920
"C’était un "missionnaire", avec une idée précise de sa "mission civilisatrice"."
Ary ny vavan'i Mopera Urfer t@ ireny dia hoe, je cite le tsilialian-tsofina, hoe "hiverina aho rahefa tonga eo @ fitondrana indray ny namako"
Koa t@ ireny coup d'état ireny, rahefa nitady hanafay ny mpanao coup d'état ny communauté internationale, dia i Mopera no isan'ny avocat tao (sy Lafrantsa mazava ho azy)
http://www.midi-madagasikara.mg/index.php/component/content/article/1-politique/2379-pere-sylvain-urfer--l-la-communaute-internationale-a-pris-des-mesures-injustifiables-r
...Il (Urfer) estime que « la communauté internationale n'a pas compris ce qui s'est passé à Madagascar. Elle a pris des mesures injustifiables».
Dia izao izany i Mopera manohy ny "mission civilisatrice"-ny. Hoy Mopera Urfer sy ny tariny :
KATAHOTRA ianareo ry Gasy aaa... ary dia ireto no mba ataonareo... paysan qui continue à cultiver comme par le passé... bourgeois qui place prudemment ses capitaux ... izany no mbola mampahantra fadiranovana anareo io... ka mila "ampianarina" ianareo... ianareo Gasy KATAHOTRA
10. booboo
(
19/12/2014 13:39)
( ka mitovy firehan-kevitra ihany rangahy iraika io sy ry zareo ao @ GDI, amiko manokana ). Hevitro manokana, Jodasy ara isan'ny 12 lahy fa namadika an. Sady ny olombelona ary @ niveau ambany noho ny anjely raha tsy diso ny fitadidiako donky...mpitondra fivavahana, mpitanisa verset etc samy manota im-pito amby fito folo etsetra etsetra anaty 1 andro. ( te hatory aho io dia asa na mazava ihany ny tiako lazaina na tsia ).
11. rhaj0
(
19/12/2014 13:56)
booboo:
( ka mitovy firehan-kevitra ihany rangahy iraika io sy ry zareo ao @ GDI, amiko manokana ).
Ieee.. azoko io. Na izany aza, saika mamaky gazety ihany aho isan'andro, ary i Fanjanarivo dia TSY (tahaka) i Rolls na i Frank, fa mba miezaka ihany (fahitako manokana).
Fa anaty fonosana... i Raymond Ranjeva Katolika koa, raha ny kely fantatro, dia ao @ "Justice et Paix" izy, ary mandehandeha any Vatican any... Ny an'i Mopera Urfer indray dia io "Foi et Justice" io, sy koa, ny SeFaFi. Fa izao izao ny Papa Fransoa koa ka Jesuite.. dia ahoana? hono ho'a ry Hery, na izay mahafantra : iza no henoin'ny Papa ???
[size=9](Raha mba i Hery moa izao no henoin'ny Papa... fa dia hidiran-dozan'izay matsatso k'lou isika mianakavy raha i Mopera Urfer no henoin'ny Papa Fransoa e...)[/size]
12. rhaj0
(
19/12/2014 14:46)
Ts'haiko aloha fa tena tsy matiko lolo ity e... tena tsy afaka ny manao fety sambatra aho fa tena mavesatra ny foko, ka tsy maintsy manala vokona ... (eto ohatra).
Izaho kosa aloha dia mitsetra mafy ny Malagasy. Tsy hoe mahantra fotsiny ny Malagasy, raha ny fahitako azy, fa hotry ny hoe tena lavo, reraka, very fanahy, ary maratra (am-po sy fanahy sy saina sy vatana).
Ka rahefa "maratra" ao izy, dia avy ny belazao mbola manampy trotraka, toa io hoe, "ka ianao anie ry Gasy ka KATAHOTRA e... Izany dia hotry ny milaza hoe, ianao Gasy ihany no mahatonga anao ho toa io mahantra fadiranovana io.
Amiko, dia izany ny hoe RATRA ARAHIN-DATSA. Hozy ny anglisy hoe: "add insult to injury".
Ahoana raha mba ireo namparatra sy nampahantra ny Gasy, ireo namotika ny firenena, maninona no tsy ireny anaovana vava ???? Ireny no en position d'autoritE, ireny no en position de force, nahatonga izao situation izao. Iretsy Victimes malemy marefo sy resy indray no anaovana vava.
Satria ohatra ny an'i Mopera Urfer, dia "namany" ireo eo @ Fitondrana izay nanimba sy namotika ary nampaory ny Gasy izay 5 taona lasa izay ??? dia "namany" koa ny Frantsay nanohana ireo nanimba sy namotika ary nampaory ny Gasy ireo ????

13. ombelline
(
22/12/2014 09:21)

Dia inona no hataonao izany ankoatry ny mimenomenona eto ?
14. rhaj0
(
22/12/2014 11:59)
ombelline:
Dia inona no hataonao izany ankoatry ny mimenomenona eto ?
Nataoko fa ho hoz'ianao Ombelline hoe, mampalahelo izy izany ka dia hoe, ho entina am-bavaka ny something...
T@ ilay resaka Ramasy hiakatra Fitsarana fa nolazaina fa nanolana ankizy izao, dia rahefa miresaka ny Eglizy, dia manipitsipika fa dia hoe, mampalahelo izy izany, ary sarotra @ fiarahan'ny mpino ao ity raharaha, fa ny hany atao dia ny mivavaka ho an-dRamasy (izay foana no voatonona voalohany, voamariko tsara) sy koa ho an'ny fianakaviana niharan'ilay raharaha.
15. ombelline
(
22/12/2014 12:35)
rhaj0:
ombelline:
Dia inona no hataonao izany ankoatry ny mimenomenona eto ?
Nataoko fa ho hoz'ianao Ombelline hoe, mampalahelo izy izany ka dia hoe, ho entina am-bavaka ny something...
Namitaka anao izany préjugement fanaonao ?
Izay no mahatonga ahy hiteny fa ny état d'esprit entinao eto dia tsy milamina loatra ka tsy dia mahasoa loatra ny mifanakalo maharitra aminao
16. rhaj0
(
22/12/2014 13:25)
ombelline:
Izay no mahatonga ahy hiteny fa ny état d'esprit entinao eto dia tsy milamina loatra ka tsy dia mahasoa loatra ny mifanakalo maharitra aminao
Nefany izao hitako fa ny "etat d'esprit entiko eto" dia toa "mahasoa" ihany. Jereo tsara fa "nimenomenona" ny amin'i Mopera Ramasy aho, dia nitsangana ny solidaritia moperiana. Dia io indray aho mimenomenona ny amin'i Mopera Raorifera. Dia tsy nahajoro intsony ny solidaritia moperiana, fa asa.. tonga saina ve fa, araka ny fahendrana Malagasy, dia hoe, "rahefa vandany dia kary", fa tsy mila an'izany solidaritia (ao @ finoana) izany intsony ?? :-)
17. ombelline
(
22/12/2014 13:47)

Et prétentieux en plus ... soa ihany nisy anao fa very ity tany ity raha tsy izany