Fa naninona no dia tsy fantatsika akory hoe iza ELOHIM EHAD???
1. shmaisrael
(
08/12/2014 09:35)
Maro no miady hevitra sy maneho hevitra ny momba ny finoana, nefa toa tsy dia misy mpahalala akory ilay tena anaran'ilay nanao ny tany sy ny lanitra...
Marihina fa teny (litera) nidina avy any an-danitra, nipetaka teo @ vato nisy ny didy folo ny anarany... feony no nilaza t@ vahoakany hoe izaho no iantsoanareo ahy...
3000 taona aty aoriana, tsy misy mahalala ary tsy te hahalala intsony ny olon-drehetra... sam miantso @ izay nampianarina azy... eny, na dia diso aza...
Miverena @ elohim fa izay no sitrany... tsy maty antoka ianao raha hiantso Azy satria anarana mandrakizay io, izy no nanome io anarana io..."Aza avoaka ny vavanareo akory ny anarana hafa", saropiaro amin'ny anarany izy, hany ka io irery no tokony ho fiantso azy...

répondu par rekinbelo le 13/12/2014 16:57
2. rhaj0
(
08/12/2014 11:38)
Izaho izao ry Shmaisrael dia toa tena tonga @ ilay hoe : Rafotsibe leom-boan'anana ka tsy tia zava-boribory... Leo voanjobory ka tsy tia manao kanety any angabone intsony :-)
Hainao tsara angamba fa I Noah ohatra dia mamo lava, mamo tampina, ka hoe "nanary lamba" na koa "nandry tamin-janany".. Jereo Genesisy fa tena "voasoratra" ao izany (maka 19 fotsiny ianao dia ahita). Dia avy eo rahefa hoe nanao ity sambo fiara sy nahare resaka I Noah, dia ny ahy ny fanontaniako izao dia hoe, ngo mamo indray azany ilery nahare na nanao an'izany, dia izay no tantarainy dia mino daholo tokoany ny mpokona ...
Dia I Mosesy koa izao mampanontany ahy... t@ izy niakatra tany an-tendrombohitra... ngo dia mamo koa e... ka hoe voapetaka teo @ vato ny soratra..
tsihaitsihay intsony izy ity fa dia aleo manontanintany foana eeee... ialana tsiny mialoha ny @ tsy-fahalalako ny tantara....

3. shmaisrael
(
08/12/2014 11:52)
Eny mamo izy fa nisy dikany t@ elohim daholo ireny... nisy vidiny, ary nisy valiny... amiko manokana, nomena saina hikaroka sy hahalala isika rehetra, ka tokony tsy hihonona fotsiny hoe efa io no narahina hatrizay d zay fotsiny...
Raha ho raisinao ohatran'izay fahamamoana izay daholo ny voasoratra anaty baiboly dia tsy tokony hino akory ianao na kely aza... betsaka ankoatran'ny fahamamoana ny resaka ao... saingy samy manao izay interprétation-any daholo...
Eny, voapetaka teo @ vato ny soratra, ary t@ ieshua hamashiah koa izany, dia mamo daholo ny apostoly rehetra nanoratra ny filazantsara? na i ieshua mihitsy no mamo...
...rediredin'ny mamo lava izany ny baiboly raha azoko tsara...Sao mba ianao no mamo...
Ny mahavoa antsika dia samy mamakimaky izay toko sy andininy mety amintsika isika, fa tsy mamaky hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, mifampitohy sy mifamatotra io baiboly io, ny sasany aza moa mampiady toko sy andininy... nefa samy ao anaty baiboly ihany...

4. rhaj0
(
08/12/2014 12:10)
izaho aloha tsy misotro alikaola .. resaka fahasalamako manokana .. ka "TSY mamo aho eeee"... "izaho ho'a TSY maaammmmoooooo" :-)
Fa ireo samy manao izay interprétation-any daholo, na koa ireo "mampiady toko sy andininy" araka ny filazanao azy, ary ianao anisany, sao mba ireo lahy no ... "mamon'ny Baiboly" eeee....

5. rekinbelo
(
09/12/2014 09:11)
Salama namana, Izaho manokana dia tsy mivavaka ary tsy mampiasa anarana tokana afa tsy hoe Jehovah izay Andriamanitra farantampony izay, izay no tena anarany fa anaram-boninahitra daholo ny hoe elohim, adonai,sns, koa tsy ampy mihitsy ary ny hoe manonona elohim.
Io mantsy namana no anisany fahotana lehibe nataony fariseo sy ny mpanoradalana fahiny ny nanala ny Anarana hoe Jehovah na Yahw tao @ soratra hebreo sy testamenta vaovao, ary mbl notohizany Katolika romanina moa izany fa taty taonjato farany taty no nahitsiny ihany izy io.
Ne Zeus , na appolon na mitrah dia mety antsoina avokoa hoe elohim.na Jesosy aza de mbl antsona hoe elohim iany koa, koa avaho tsara ary ialy Andriamanitra (elohim) atao hoe Jehovah fa tsy misy mitovy aminy eran'izao tontolo izao.

6. shmaisrael
(
12/12/2014 05:46)
diso be ianao... JEHOVAH dia nanatsofohana litera mba ho hay tononina ilay anarana hoe yhwh.... tsy hay tononina io ary tsy azo anampiana tsy azo analana... ny grika taty aoriana nanampy, ny sasany ihany koa... tsy hitovy @ zeus sy appolon na mithra velively i elohim.... AZA MITENITENY FOANA! YHWH no anarany.... fa tsy jehovah! tsy nisy J izany t@ litera tany amboalohany....
7. rhaj0
(
12/12/2014 11:36)
Dia tena mba sakay kely rano @ anarana (denomination) mihintsy anie nareo izany ry shmaisrael. Mino anefa aho fa Izy tompony angamba tsy ho sarotiny akoriny anefa. Ny anay aty izao, dia tsy olana mihintsy rahefa tonotononin-drizareo @ tsy nahoana any ny anaranay.. indraidray izaho misy miantso nefa tsy heveriko akory hoe izaho anie io antsoiny io. dia inona fa dia afohezina ny anarana e.. Raza na Rako no anarana lazaina fa eeeelllaaaaa...
8. rekinbelo
(
13/12/2014 16:57)
shmaisrael:
diso be ianao... JEHOVAH dia nanatsofohana litera mba ho hay tononina ilay anarana hoe yhwh.... tsy hay tononina io ary tsy azo anampiana tsy azo analana... ny grika taty aoriana nanampy, ny sasany ihany koa... tsy hitovy @ zeus sy appolon na mithra velively i elohim.... AZA MITENITENY FOANA! YHWH no anarany.... fa tsy jehovah! tsy nisy J izany t@ litera tany amboalohany....
Tsy nanampy io tetragarama io mitsy ny grika, fa teny hebreo io, yhwh io ary tsy niova ny famaky azy atr@ izao fa ny nahasamiafa azy dia ny iray teny anglisy ny Jehovah fa ny Yaveh mbola teny frantsay.Ary misy dikany io fa tsy hoe tononina fahatany fotsiny akory na ampiasaina araka ny eritreritsika.