taola-nifin'iza aza ireto nisy nangalatra ka natao tamin'ny sarivongan'i Jesosy ireto
1. endriny
(
28/10/2014 15:03)
2. rhaj0
(
28/10/2014 15:16)
... But the statue may be an example of a tradition in which human body parts were donated to churches for religious purposes.
Io izany ny valin'ny fanontanianao
tatsy ?
3. endriny
(
29/10/2014 13:14)
rhaj0:
... But the statue may be an example of a tradition .
Fa ity koa toa mbola ohatran'ny hoe MAY BE AN EXAMPLE fa tsy hoe IS AN EXAMPLE a....
Mba resaka ny ahy fa toa mampitahotra raha izany ny fiangonana, hitako ny fiangonana sasany no hoe manangatra
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6027