kajikajin-drabaradaka (session 2)

1. rabaradaka ( 15/10/2014 08:16)
Kivy ny frantsay tamin'ny fahadondronan'ny mpitondra Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany. Tsy azo antoka io, izay zao no resaka any France any ! Dikan'izay, tsy haharitra ela eo io Hery io fa hamerina an'ny Andry Rajoelina ry zareo. Izao no kajikajy : harodany io fitondrana io tsy ho ela, fevrier 2015 raha ela, dia asiana transition kely dia hisy election amin'ny octobre 2015 ary i Andry Nirina Rajoelina no ho eo. Kajy mety hitombina io ! Tadidio daholo ny daty voalazako teo.
Samia tsara aby zalahy e !
répondu par andrywui le 16/10/2014 06:53
2. rhaj0 ( 15/10/2014 10:39)
Dondrona @ ahoana kosany ry HeryRajao e... RAhefa tsy mandroso anie ny raharaham-pirenena (Malagasy) dia ny raharahan'ny hafa no mandroso (relativement) e... Izao izao toa mandeha tsisy manelingelina ny raharahan'ny hafa... Fa ny gasy ihany no milentika ao... Ka mety ny ampandeha ny raharahan'n hafa no maha-crane (fa tsy dondrona) an'i HeryRajao... sa ahoana?
3. hadji ( 16/10/2014 02:44)

rabaradaka:

Kivy ny frantsay tamin'ny fahadondronan'ny mpitondra Hery Rajaonarimampianina sy ny ekipany. Tsy azo antoka io, izay zao no resaka any France any ! Dikan'izay, tsy haharitra ela eo io Hery io fa hamerina an'ny Andry Rajoelina ry zareo. Izao no kajikajy : harodany io fitondrana io tsy ho ela, fevrier 2015 raha ela, dia asiana transition kely dia hisy election amin'ny octobre 2015 ary i Andry Nirina Rajoelina no ho eo. Kajy mety hitombina io ! Tadidio daholo ny daty voalazako teo.
Samia tsara aby zalahy e !
hanomboka indray leity sy ny redirediny
4. rabaradaka ( 16/10/2014 04:55)
zay mirediredy na ianao izay tsy manan-kambara fa dia mamaky izay vaovaon'ny olona fotsiny na izahay izay manao analyse politique eto. Rehefa bado letsy dia sahia miteny hoe bado a, rehefa mahay kosa dia dokafana hoe mahay fa tsy tsara izany mandevi-tay an-tsalaka toa anareo izany
5. andrywui ( 16/10/2014 06:53)


Halleloia !!!....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.194