Jao10:9
1. toriteny
(
10/10/2014 07:59)
Faly indray aho mihaona amintsika eto . Indro ary ny fanazavana ilay Jao10:9 efa ela b iny. Miala tsiny aloha ho an'izay niandry ny valiny fa tena izao mihitsy vao misy fotoana kely indray. Nefa hitadiavana fotoana foana amin'izay angamba ny eto indrindra fa ny famaliana ireo post taloha
Jao10:9:"Izaho no vavahady ; raha Izaho no hidiran'ny olona , dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina "
Mizara 3 ny fotok'hevitra eto:
1)Jao10:1-5. Toy izao ny sarintsary ao: Misy vala iray feno ondry ary mihidy vavahady io vala io. Misy mpiambina mamoha sy manidy io vala io ary manana consigne io mpiandry varavarana io mba tsy hamoha raha tsy izay mpiandry ondry ihany na ilay tompon'ny ondry raha tsorina marimarina kokoa.
a)Iza ireo ondry ao am-bala ireo? Ny Zanak'Israely ireo. Voahidy ao am-bala ny Zanak'Israely (voafatotry ny lalana sy tsy mbola hafaka amin'ny fahafatesana, mbola tsy afa-mivoaka amin'ny fiainana any an-danitra fa mbola eto an-tany ihany) nefa ny tanjon'i Jesosy dia tsy ny hijanonany ao fa ny hitondra azy ireo hivoaka Jao10:3.
b) Tsy misy nahavoa io vavahady nitazona ny zanak'israely voageja io anefa ny teo alohan'i Jesosy rehetra ary mbola nijanona tsy voavony sy tsy voavaha ny vavahady raha tsy tonga ilay tena mpiandry ondry ary koa satria tsy mety voavohany ny vavahady dia nihezaka izy ireo ny hianika ny tamboho. Nefa hoy Jesosy ao amin'ny Jao 10:1"Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay tsy miditra amin'ny vavahady ho amin'ny valan'ondry , fa mananika ny fefy dia mpangalatra sy jiolahy".
c)Tonga Jesosy vao nivoha ny varavarana. Ka izay rehetra miteny izany fa hafa ankoatran'ny fandraisana an'i Jesosy ny Famonjena, na izay te hiforcer hiakatra ny tamboho fa tsy mandalo varavarana dia mpangalatra avokoa ary handosiran'ny ondry ny feony sy ny fampianarany satria tsy azy ireo ny ondry. Toy izany ihany koa izay miteny fa avy amin'ny talohan'i Jesosy no famonjena antsika. 1
d)Antsoiny amin'ny anarany tsirairay ny ondriny rehefa hamiaka ireo ondry ao amin'ny vala Izy fa tsy ohatran'ny tany Egypta intsony hoe rehefa Jiosy dia mivoaka ny tany Egypta avokoa na dia ireo nimonomonona aza. Tsy en masse intsony ny fanavotana eto fa individuel. TSY NY MAHA ZANAK'ISRAELY ANAO no hanavotana anao fa ny maha an''i Jesosy anao.
2)Jao10:9:"Izaho no vavahady ; raha Izaho no hidiran'ny olona , dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina "
Ito no tena tiako asiana teny misimisy. Izay mandray ny Tompo voalaza eto tsy asiana mpiandry vavahady intsony fa mandehandeha librement afaka mivoaka sy miditra à sa guise.
Tsy genre na liberté hoe manao izay tiany hatao akory fa raha tazomintsika ihany ilay sarisary hoe ilay anaty vala ny mbola tsy avotra, satria mbola tsy ni-passer tamin'i Jesosy izay vahavady hany ahafahana hivoaka.
Ny efa nandray ny Tompo izany na dia solafaka aza izy aty aoriana na miverin-dalana dia tsy mitovy amin'ny olona mbola voahidy ao anaty vala, tsy mitovy amin'ny olona mbola tsy voavonjy. Fa moramora kokoa ny hiverenany indray ao amin'ny Tompo rehefa mibebaka izy (satria tsy misy protocole asiana mpiambina be intsony eo amin'ny vavahady) fa afaka miditra sy mivoaka izy. Ny ratsy fotsiny hoe mbola ao anaty vala anisan'ilay tsy voavonjy izy rehefa tonga ny Tompo. Sady koa tsy ilay mivoaka ao am-bala loatra no tanjon'ny famonjena fa ilay chemin aleha miaraka amin'ny Tompo avy eo (Jao10:3-4). Ka ny mandroso hatrany amin'ny fanarahana ny Tompo no ao an-tsain'ny olona efa voavonjy fa tsy ny hiverin-dalana. Fa kosa raha sendra solafaka fotsiny izy eny an-dalana no nanasiavan'i Jesosy io porte de sortie io.
Ary na samy ao anaty vala aza ny olon-Andriamanitra sy ny olon'izao tontolo izao, ny olon'Andriamanitra malalany foana eo imasony na dia mania aza ary homeny hanina, tadiaviny foana (and9)
3) and 16:"Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho ; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko ; ary ho tonga andiany iray izy , sady iray ihany ny Mpiandry "
Misy ondry hafa ankoatran'ilay ao amin'ny valan'ny Zanak'Israely izay hafa firenena ka tian'i Jesosy vonjena ihany koa. Saingy mety hafa ny azy ny varavarana sy fefy manidy azy ireo fa tsy lalana saingy ny hivoahany ao dia mitovy satria iray Mpiandry ondry ihany dia i Jesosy

répondu par toriteny le 10/10/2014 15:28
2. moustaraf
(
10/10/2014 14:37)
Salama namana,
Raha fanazavana araka y foto-pinoana romana dia io voalazano io mihitsy no ao an-dohany!
Fa ny heviny araka ny dika-teny fototra dia mifanao avaratra sy atsimo!

3. moustaraf
(
10/10/2014 14:45)
Raha io fanazavanao io matsy dia hoe:
Afaka "miditra" sy mivoaka = mandika lalàna= manao fahotana, nefa dia Mahazo hanina ihany!!!
Ny mpanota ve mandova ny fanjakan'y lanitra? MANOTA = MANDIKA LALANA
Ny mpadika lalàna dia = ny alika, ny mpijagagajanga, ny mpanao ody ratsy, ny vetaveta, ssn...no aoharana azy ao amin'y Apokalipsy!
MIDITRA SY MIVOAKA??
Rahefa tafiditra ao anatin'io vala io ianao dia misy tanàna lehibe ao, ary ao ianao no mivezivezy sy miaina araka ny fitsipika misy ao! fa tsy baranahana sy izay tianao atao akory, ary ao ihany no misy HANINA!

4. moustaraf
(
10/10/2014 14:59)
3) and 16:"Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho ; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka hihaino ny feoko ; ary ho tonga andiany iray izy , sady iray ihany ny Mpiandry "
Ny mpaminany rehetra izao nanadalo teo @ Israely dia samy manana MISSION mazava daholo, ka tokony fantarina tsara ny Mission'io Mesia raha tonga tao Palestina tao izy!
Mission:
"Tsy nirahina ho amin'ny hafa firenena aho , fa ho amin'ny ondry very amin'ny Israely"
MAZAVA BE IZANY, fa tsy misy resaka HAFA FIRENENA MIHITSY nandritra ny fotoana niainan'i Mesia mpamonjy!
ITY VALA ITY = Firenen'I JODA (joda, levy, benjamina), izay babo ary efa tafody tamin'io fotoana io!
ONDRY HAFA IVELAN'IO VALA IO = ireo foko 9 izay mbola miely ary tsy nody mandraka ankehitriny!
Izay TSY MAITSY ITORINA Y FILAZANTSARAN'NY FAMONJENA ANY AM-PIELEZANY ANY!
SATRIA NY MISSION: ho an'ny ondry very amin'ny tarank'Israely (foko 12)
Aty amin'ny andron'ny apostoly, vao nosokafana ho an'ny HAFA FIRENENA ny filazantsara t@ alalan'ny fahitana izay naseho t@ Petros! "biby madio sy maloto' = hafa firenena

5. toriteny
(
10/10/2014 15:19)
Jao 10:8:"Mpangalatra sy jiolahy izay REHETRA TONGA TALOHAKO" Voabangon'io teny rehetra io avokoa ny mpaminany, ny Fariseo, ny sadoseo TALOHANY hatrany ampihandohan'ny tantaran'izao tontolo izao ka hatreo amin'i Jaona. Fa tsy niteny mihitsy Izy hoe izay rehetra talohan'ny fireneni'i Joda
Fa io vala io dia mibango ny foko 12 n'ny Zanak'Israely. Ary ilay vala hafa dia firenena hafa mihitsy izay tsy Jiosy sy tsy Jiosy proselyta (misy Jiosy tsy amin'ny rà fa diso ny noheritreretinao tatys ambadika hoe Jiosy avy amin'ny rà avokoa)fa Jentilisa.
Ary na dia tamin'ny Pentekosta aza vao notoriana Teny ireo firenena hafa ireo dia efa programmen'Andriamanitra thatramin'ny voalohany tamin'ny nanomezany ny Zanany ny hamonjena ireo miaraka amin'ny Jiosy fa tsy hoe programme de dernière minute napetapetaka akory
(Au futur ny hitenenany azy ao amin'ny and16: Manana ondry hafa izay tsy amin'ity vala ity Aho ; ary ireny koa dia tsy maintsy ho entiko ka H ihaino ny feoko ; ary ho tonga andiany iray izy , sady iray ihany ny Mpiandry contrairement amin'ny temps présent hitenenany amin'ny olona ao amin'io vala io.
Ary izay indrindra no maha Zanak'Israely an'io vala io satria mbola ny zanak'Israely ihany no noezahin'i Jesosy nitoriana Teny talohan'ny pentekosta

6. toriteny
(
10/10/2014 15:28)
moustaraf:
Raha io fanazavanao io matsy dia hoe:
Afaka "miditra" sy mivoaka = mandika lalàna= manao fahotana, nefa dia Mahazo hanina ihany!!!
Ny mpanota ve mandova ny fanjakan'y lanitra? MANOTA = MANDIKA LALANA
Ny mpadika lalàna dia = ny alika, ny mpijagagajanga, ny mpanao ody ratsy, ny vetaveta, ssn...no aoharana azy ao amin'y Apokalipsy!
MIDITRA SY MIVOAKA??
Rahefa tafiditra ao anatin'io vala io ianao dia misy tanàna lehibe ao, ary ao ianao no mivezivezy sy miaina araka ny fitsipika misy ao! fa tsy baranahana sy izay tianao atao akory, ary ao ihany no misy HANINA!
Ka tsy azonao ary tsy ho azonao mighitsy ny atao hoe Liberté en Jésus raha tsy hihainanao
Ohatra ny olona +18 ans no manana liberté sy indépendance raha araka ny lalàna. Dia satria ve ianao "libre "rehefa feno 18 ans dia hanao ity hadalàna rehetra ity? D mifoka, dia misotro dia mivoaka alina dia mangalatra dia atao daholo ity fahotana rehetra ity? Koa libre kou.