Efa eken'ny fiarahamonina malagasy ny sarim-bavy na sarin-dahy
1. rabaradaka
(
06/10/2014 05:17)
Olona toa anao ary manan-jo toa anao ireny sarim-bavy na sarin-dahy ireny? Tsy vao izao no nisy azy ireny fa efa hatramin'ny ela teto Madagasikara. Mba fantatrao ve fa nisy sarim-bavy 4 ange tao amin'ny fiadidiana ny praiministra Rainilaiarivony e ? (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajako azy ireo). Jereo fa manao izay ho afany izy ireo amin'ny fifaninanana kopi-kolé, ny sport, sy ny sisa eny fa hatrany am-piangonana koa aza.
Efa ekentsika izany izy ireny
Efa ekentsika izany izy ireny
répondu par mpisotrtoaka le 16/10/2014 09:59
3. hery
(
07/10/2014 13:21)
Tsy azoko ilay hoe tsy hotononina ny anarany ho fanajana azy ireo.
Fa ianao ihany izany dia mahatsapa hoe manalabaraka azy ilay hoe sarimbavy?
Fa ianao ihany izany dia mahatsapa hoe manalabaraka azy ilay hoe sarimbavy?
4. andrywui
(
07/10/2014 13:45)
hery:
Tsy azoko ilay hoe tsy hotononina ny anarany ho fanajana azy ireo.
Fa ianao ihany izany dia mahatsapa hoe manalabaraka azy ilay hoe sarimbavy?
Asio jiro ihany baradaka à , iza avy ireo pelaka tao andapa fahiny reo ,,,,efa demokrasia zao n andro aa