Efa eken'ny fiarahamonina malagasy ny sarim-bavy na sarin-dahy
1. rabaradaka (
06/10/2014 05:17)
Olona toa anao ary manan-jo toa anao ireny sarim-bavy na sarin-dahy ireny? Tsy vao izao no nisy azy ireny fa efa hatramin'ny ela teto Madagasikara. Mba fantatrao ve fa nisy sarim-bavy 4 ange tao amin'ny fiadidiana ny praiministra Rainilaiarivony e ? (tsy ho tononiko ny anarany ho fanajako azy ireo). Jereo fa manao izay ho afany izy ireo amin'ny fifaninanana kopi-kolé, ny sport, sy ny sisa eny fa hatrany am-piangonana koa aza.
Efa ekentsika izany izy ireny