Ebola ao Madagaskar

1. Fitokisana ( 27/08/2014 18:50)
Ahoana indray ty sambo avy ao Nigeria efa tsy neken'ny firenena maro ity no mbola noeken'i Madagascar ihany. Tian'ny Mpitondra hovonoina ny Malagasy kely. De kivy ny tenanay!!! Tsisy saina mihintsy ny mpitondra malagasy ka!
répondu par endriny le 28/08/2014 13:18
2. rabaradaka ( 28/08/2014 08:26)
Ka io EBOLA io sisa no hahitan'i Hery sy Voahangy Mivady vola
3. sitlo ( 28/08/2014 09:17)
Efa anisan'ny lisitra ahiahiana aloha i Madagasikara araka ny OMS.
4. Fitokisana ( 28/08/2014 10:08)

sitlo:

Efa anisan'ny lisitra ahiahiana aloha i Madagasikara araka ny OMS.


Sady le sambo efa tena be risque be amin'ilay aretina ebola! Na de mahantra sy tsisy vola tahakan'inona aza ve irisihina ihany .

Vao mainka hahantra eo ra tratran'io aretina io ko! Ny tourisme sy ny fidirambola isnakarazany tsy handeha amin'ny laoniny intsony, ny vidin'ny fanafody sns etsy ankilany fotsiny.

Mahamenatra!!!! Na tsy misy saina aza noheveriko mba misy fo le mpitondra malagasy saingy indrisy!!!
Enga anie mba reo Mpitondra ireo no tratra voalohany ra tena miparitaka ny aretina.
5. endriny ( 28/08/2014 13:18)
Amin'izao ripaka ny mahantra dia mba ny mpanakarena sisa velona, satria ry zareo mifitsaka any an-dafy koa. Dia mba mora alaina ny tanin'ireo ripaka.

Hamorona ady an-trano hamonoana aza atao maika fa mosy tranga azo ketrehina.

Ny pesta moa dia efa tsy hay intsony hoe hatraiza ka hatraiza no misy azy ankehitriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7199