Tsy hanaiky ny vahoaka nifidy azy ireo
1. rabaradaka
(
18/06/2014 09:46)
Hanaiky ve ireo vahoaka nifidy an'ireto député lasa HVM ireto ? Ny antony nifidianan'ny vahoaka azy ireo dia noho izy ireo "indépendant" nefa izao lasa HVM. Harefo tanteraka ny HVM amin'io zavatra miseho io ary ho rava tsy ho ela
2. mangana
(
21/06/2014 08:48)
raha izaho aloha dia tsy hanaiky ary hitaona ny vahoaka namana rehetra aho hoe andao ahongana ireo ! ireo no tena mpamadika !
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.5391