ECAR ST VINCENT DE PAUL VANIANANA MASINA ANY ANOSIVOLAKELY 31MEY SY 1JIONA 2014

1. ANDRIAMENA45 ( 18/05/2014 15:11)
MANETANA MPINO KRISTIANINA HANAO VANIANANA MASINA ANOSIVOLAKELY TOERANA NISEHOANY MASINA MARIE . AHOANA HEVITRAREO MAKASIKA IZANY?
répondu par vahiny2004 le 21/05/2014 07:23
2. hery ( 20/05/2014 10:45)
Tsy azoko.

Ny mpino kristianina ao aminy no entaniny ka tsy hitako izay hidirana amin'izany :-)
3. vahiny2004 ( 21/05/2014 07:23)
"Fivahinianana" angamba fa tsy vanianana ka ! Nitady elabe mihintsy aho vao nahazo ny tian'ny mpanoratra holazaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1154