foza oe loza amantany zany ozy lavanify

1. milamm ( 29/03/2014 16:16)
tena loza zany mampitaha olona @ biby nge zany e


http://www.youtube.com/watch?v=kzg3IRvx0iI

lol.............zay vao itako ty aoka lavanify fa i raforsa zao no mitana ny lakile a
répondu par Lesla le 05/04/2014 00:51
2. hery ( 01/04/2014 21:08)
Tara be koa ra-milamm zany lolll.

Na raforsa koa aza ange nanao "Mihetsiketsika ny foza" e

3. milamm ( 02/04/2014 10:29)
tara tko vao nahita an'io fa na izany aza napme loatra le koziny lavanify oe loza amantany anie zany e, 1 hafa nataony francis turbo nahatapaka anah ko ty io vato io(without you D.Guetta)

http://www.youtube.com/watch?v=gaaCEwsG4Bc
4. Lesla ( 05/04/2014 00:51)
Dia efa tena mihevitra ny malagasy ho vendrana mihintsy ve i rabitro e?raha tena nitady filaminana marina izy.naninona no nanakarama miaramila hanongampanjakana?
Ry raiamandreny...ampianaro tsara ny zaza mba tsy hanahaka any io foza io !!
Mety aminy ny hiantsoana azy hoe foza!. Inona moa ny signe ny cancer?...foza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3555