tara tko vao nahita an'io fa na izany aza napme loatra le koziny lavanify oe loza amantany anie zany e, 1 hafa nataony francis turbo nahatapaka anah ko ty io vato io(without you D.Guetta)
Dia efa tena mihevitra ny malagasy ho vendrana mihintsy ve i rabitro e?raha tena nitady filaminana marina izy.naninona no nanakarama miaramila hanongampanjakana?
Ry raiamandreny...ampianaro tsara ny zaza mba tsy hanahaka any io foza io !!
Mety aminy ny hiantsoana azy hoe foza!. Inona moa ny signe ny cancer?...foza!